Sekoseko lamaody
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sekoseko lamaody, Health/Beauty, Antananarivo.
27/08/2022
ARETINIFY
Raha eo izy manaintaina iny mihintsy dia:
-Raha mahazaka(lehilahy moa no tena mahazaka azy) dia maka essence kely dia ahontsana ao ambava tonga dia mijanona.
-Maka coton dia asiana ranotsira dia diovina ilay lavaka iny fa matetika loto izy io.
Rehefa tsy manaintaina be iny kosa dia:
Maka tongolo gasy hasiny 3 dia totoina tsara dia ataovy lavaka iny.
Ataovy matetika mihintsy io(indrindra hoe fantampatatrao fa hanao effort be ilay tanana).
Torohevitra io fa tsy manakana antsika tsy hamonjy dokotera(hita nahasoa :-D )
ASIO J'AIME HATRANY NY PEJY ARY PARTAGEO HO HITAN'NY NAMANA
26/08/2022
❤Azo atao tsara ny miaingo na somary botabota kely mahafatifaty ianao na somary taille fine mahatehotia❤
TSARA IANAO ARY TSY MISY AFAKA NY HASOLO ANAO
👍AZA ADINO NY MANISY J'AIME 👍
26/08/2022
Nanahirana anakay
25/08/2022
ANGADRANO
Anisan'ny tena nampijaly ahy sy nanahirana ahy ny angadrano taloha indrindra rehefa mafana ny andro satria dia mangidihidy tsy ahazoako aina mihintsy.
Indro ary misy toro-hevitra tena nanampy ary hatr@izao tsy niverina intsony(efa ho 4ans izay).
Tena tsotra no nataoko satria dia TONGOLO OIGNION fotsiny. Toy izao ary no nataoko.
-Alohan'ny atory aho no manositra azy(hialana fofona hanahirana olona).
-kikisako tsara aloha ny angadrano(ezahiko tsy misy mihintsy)
-Vita izay dia ahosotro @ hodi-doha ilay tongolo ka atao mahao ranony tsara daholo ny hodi-doha(tsara kikisana tongolo mihintsy)
3 fois par semaine aho nanao azy fa rehefa vita ny semane ray dia efa nahita fiovava aho.
NB: - Ezaho kikisana foana ilay angadrano alohan'ny asiana tongolo(somary mangirifiry izy).
- Isaky ny maraina aorian'ny nanosorana ila tongolo aho manasa volo foana hanesorana ilay fofona sy ilay potika tongolo.
- Mila misotro rano matetika ihany koa miaraka aminy
- Aza mampiasa ilay fihogo taloha intsony
Aza adino manao j'aime ny pejintsika
25/08/2022
Manadio tarehy amin’ny AKONDRO
Fomba natoraly hanalana ny tasy na mony amin’ny tarehy ny akondro. Noho ny habetsaky ny « Zinc » ao anatiny. Manamandina ny hoditra sy manampy ny hoditra simba sy maina ihany koa izy. Inty àry misy kely azo atao amin’izany
- Voasana ny akondro,
- Horina amin’ilay hodiny avy ao anatiny iny ny tarehy mandritra ny 10 minitra
- Solosoloina ilay hodritr’akondro rehefa mihamaina
- Lomana 20 minitra vao kobanina amin’ny rano matimaty
- Averina in-droa na in-telo isan’andro
AZA ADINO MANISY J'AIME
Ketrika Sakafo
, , , , , , , , , , , , ,
25/08/2022
Ny page dia natao hizara ireo zavatra mahasoa ho antsika toy ny Lamaody na ny ireo karazana fikarakarana tarehy na ny bika
Misy torohevitra mahasoa ho an'ny fiainam-pitiavana ihany koa anefa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
