By Fannyh
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By Fannyh, Health/Beauty, Analakely Ambodifilao, Antananarivo.
Diagnostic/SOIN/Traitement (producteur produits cosmétiques made in Madagascar) 🇲🇬
🎀✨Bienvenue à toutes les femmes qui veulent rélever leur beauté ✨🎀
📞034.92.018.83 / 038.10.848.23
30/06/2026
❌❌AOKA IZAY ILAY MIADY IRERY ❌❌
Fa maninona ianao no miady irery ?
Fa maninona ianao no mamizana ny tenanao sy ny fonao amin'ny alahelo sy ahiahy lava ?
Fa maninona ny fotoananao no laniana amin'ny zavatra efa hita fa tsy ho azo antoka akory ?
Fa maninona no mandany ny herinao amin'ny zavatra mora lò ?
Fa maninona Jesosy no avelanao fotsiny eo ivelan'ny fiainanao
Izy anie ilay fiainana e , ao Aminy io zavatra mampiasa saina anao lava io,
Izy anie ilay lalana e ! Afaka hitarika sy hanoro anao ilay hoavy miandry anao
Jesosy anie ilay fahamarinana e ,
Tsy efa niteny ve Izy hoe : " antsoy aho dia ho valiako ianao ? "
Tsy nilaza va Izy hoe : " manantòna aty amiko ianao izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa omeny fitsaharana ? "
Tsy nilaza va Izy hoe : " Vatolampy afaka hanorenana fiainana iray manontolo ?"
Tsy tara ianao rahavavy raha hisafidy ny hanantona an'i Jesosy
Tsy diso lalana Ianao Raha hisafidy azy sy hanankina ny zavatra rehetra mikasika anao Aminy....
Ampy ho anao Jesosy, ny fitiavany , ny heriny , ny fahamoram-panahiny , ny fahatsoram-pony , ny Fanahiny ....
Aoka izay ilay miady irery
Aoka izay ilay miaina irery
MIANDRY ANAO JESOSY, Sokafy ny varavaran'ny fonao sy ny fiainanao handrosoany...
Tena tianao Jesosy
30/06/2026
💅✨ Un immense merci à toutes nos clientes qui nous ont fait confiance aujourd'hui pour leur mise en beauté des ongles. 💖
Votre satisfaction est notre plus belle récompense. Merci pour votre confiance, votre fidélité et votre bonne humeur. Au plaisir de vous accueillir très bientôt chez By FANNYH Beauty Salon. 🌸
📍 Analakely Ambodifilao derrière Église Anglikana
☎️034.92.018.83/038.10.848.23
30/06/2026
💅 Photo 1 ou Photo 2 ? ✨
Laquelle reflète le mieux votre style ? 😍
💖 Dites-nous votre préférée en commentaire : 1️⃣ ou 2️⃣.
Des ongles soignés, élégants et réalisés avec passion. ✨
📍 By FANNYH Beauty Salon – Nous vous attendons avec plaisir.
📍 Analakely Ambodifilao derrière Église Anglikana
☎️034.92.018.83/038.10.848.23
29/06/2026
Mitady vehivavy ho atao modèle Make-up ♥️
✔️Manja
✔️Mahay Micharme devant caméra
✔️Mahay mitsiky
29/06/2026
Félicitations 🥰❤️
Izy ny bé point indrindra tamin'ilay jeux d'interaction par semaine🙏🥰❤️❤️
Aza adino fa mahazo cadeau fona izay be point indrindra
✔️Mazoto manao partage
✔️Manao réaction
✔️ Commentaire
Isakiny Lundi ny avokantsika eto ny valiny jeux 🎁🎁🎁
27/06/2026
Bonjour 🥰❤️
✨Le salon est ouvert aujourd'hui ! ✨
Notre équipe est prête à vous accueillir pour prendre soin de votre beauté. 💖
📍 By FANNYH – Analakely Ambodifilao
📞 034 92 018 83
À très vite ! 💇♀️💅✨
Mbola ato fona izahay pahariva ny andro anio🤩❤️🙏🙏
Mankasitraka ho anareo izay efa nandalo❤️❤️😘
📍 Analakely Ambodifilao derrière Église Anglikana
☎️034.92.018.83/038.10.848.23
25/06/2026
✨ Notre équipe est prête à vous accueillir et à prendre soin de vous.
Professionnalisme, qualité et satisfaction sont au cœur de notre engagement.
📍 By FANNYH Salon & Cosmetics Nous vous attendons avec plaisir. 💖
25/06/2026
Efa vonona andray anareo izahay 🤩❤️❤️❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Analakely Ambodifilao
Antananarivo
FANNYH
