Loharano by Curly Aho

Loharano by Curly Aho

Share

Retour au naturel - Soin capillaire - Cheveux naturels : wavy,curly, kinky | ondulés,bouclés , crépus 𝙍𝙚𝙫𝙚𝙣𝙤𝙣𝙨 à 𝙡𝙖 𝙨𝙤𝙪𝙧𝙘𝙚 à 𝙩𝙧𝙖𝙫𝙚𝙧𝙨 𝙇𝙊𝙃𝘼𝙍𝘼𝙉𝙊.

LOHARANO est une marque cosmétique capillaire Vita Malagasy formulée en synergie avec 𝗹𝗲𝘀 𝘁𝘆𝗽𝗲𝘀 𝗱𝗲𝘀 𝗰𝗵𝗲𝘃𝗲𝘂𝘅 𝗼𝗻𝗱𝘂𝗹é𝘀, 𝗯𝗼𝘂𝗰𝗹é𝘀, 𝗰𝗿é𝗽𝘂𝘀. A base de plantes de Madagascar, les ingrédients naturels y sont dominants pour soigner, hydrater et combler les besoins spécifiques des cheveux ondulés, bouclés et crépus. UNE GAMME DE PRODUITS CAPILLAIRES GOURMANDS
A BASE DE PLANTES DE MADAGASCAR

𝗣𝗥𝗢𝗗𝗨𝗜𝗧 𝗖𝗟𝗘𝗔

31/05/2026

Loharano nipoirana, loharanom-pirenena 💙

Mirary fety sambatra ho an'ny Reny rehetra 💕
Na ireo efa reny na ireo efa ho reny tsy ho ela 🥰

Mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra ee 🥂

Ekipa , , 💙

Photos from Loharano by Curly Aho's post 30/05/2026

Inona ilay ahatsiarovanareo an'i iny ? Ilay tsy mahareraka azy mihitsy ny mamerina azy ! 🥰

Mba zarao ao anaty commentaire hoe ! ✨

Ary raha efa ianao, inona no leçon de vie averinao sy ampitanao ho an'ny zanakao foana mba tsy ho adinony ?🤩

🎯🎯 Ny anay education capillaire de génération en génération mihitsy no tanjonay sy ampitanay amintsika
Izany hoe omenay anareo ny techniques, routine, mindset sy ny mode de vie tokony ananantsika ...

Dia ianareo no mampita an'izay amin'ny zanakareo ...
Ny zanakareo mampita amin'ny zafikely...
Ny zafikely mampita any amin'ny zafiafy ...

Dia toy izany hatrany hatrany 🤩🤩🤩

__________
‼️‼️Mifarana androany ny offre GRATITUDE Bundle antsika
🏃‍♀️Alefaso fahatramin'ny 05 ora no fara fandefasana commande !

🌱✨ BUNDLE GRATITUDE ✨🌱
Pack signé ho anao sy Maman 💕

✨ Maman qui a transmis
✨ La fille qui grandit et lui retransmets 🫶🏽

📅 Ny 28 hatramin’ny 30 mai, raha vao mividy produits 03 ianareo dia omenay :

🎁 02 CADEAUX : Foulchie en satin + Bracelet Loharano
🚚 Livraison OFFERTE

📣 Livraison partout à Madagascar

☎️ 034 52 000 23

29/05/2026

✅ Nous avons bien reçu tous vos retours et vos messages.

Notre équipe fait le maximum afin de vous répondre convenablement dans les meilleurs délais 🙏✨

🔔 Pour les commandes urgentes ainsi que pour toute question destinée à nos coachs capillaires, veuillez nous appeler directement aux numéros suivants :

📞 034 52 000 23
📞 038 52 000 27

✅ Les livraisons continuent normalement.

29/05/2026

📌 LIVRAISON OFFERTE : ho an'ny commande izay voarainay izao hanaovana publication izao hatramin'ny rahampitso @5 ora hariva !

🚨‼️ Somary maromaro ny message voaraintsika amin'izao fa manasa antsika rehetra hiantso avy hatrany ho an'ny commandes urgentes rehetra
☎️ 034 52 000 23

🔔🔔 Ora fiantsoana : 08ora maraina hatr@5ora hariva ⏰
______

** 📦 Livraisons TANA: hatrany amin'ny toerana misy anao eto Antananarivo !
📦 Livraison PROVINCES: makany amin’ny Cooperative/Transporteur 🚚

29/05/2026

Tadidinareo ve isika tamin'ny mbola kely ireny rehefa nobangoin’i Neny na bebe volo ? 🥹

Voabango daholo ny sofina, ny tapikandrina, ny saina sy ny ati-doha rehetra any ...🤣🤣
💬 Misy meme kely ao anaty commentaire ao jereo anie ! 😆

Fa tam-pitiavana be daholo ireny 💕
Manome ny tsara indrindra ho antsika foana i Neny 🌷
Ary ny tanany no nibango sy nikarakara ny volontsika voalohany 🫶🏽➿

Anjaranao indray izao no mikarakara sy mampifaly azy 💝
Tsy voatery hoe manana volo “CURLY” be akory i Maman vao afaka mampiasa produits Loharano 🌱

Satria ny vokatra dia sakafo sy hydratation ho an’ny volontsika ✨
Ary ny volo rehetra dia mila sakafo sy hydratation avokoa 💧
__________

Mitohy hatramin’ny rahampitso ny offre spéciale :
🌱✨ BUNDLE GRATITUDE ✨🌱
Pack signé ho anao sy Maman 💕

✨ Maman qui a transmis
✨ La fille qui grandit et lui retransmets 🫶🏽

📅 Ny 28 hatramin’ny 30 mai, raha vao mividy produits 03 ianareo dia omenay :

🎁 02 CADEAUX : Foulchie en satin + Bracelet Loharano
🚚 Livraison OFFERTE

⏳‼️ Araraoty fa rahampitso no mifarana ity offre ity 💕

📣 Livraison partout à Madagascar

☎️ 034 52 000 23

28/05/2026

Misy anjara-biriky nentin'ny Neny ao, ny tanany no nikarakara ny volontsika voalohany ka mendrika homem-boninahitra 🫶💐

BUNDLE GRATITUDE 🌱✨

Pack signé ho anao sy Maman 💕
✨ Maman qui a transmis
✨ La fille qui grandit et lui retransmets

Ny 28 hatramin’ny 30 mai, raha vao mividy produits 03 ianareo dia omenay :
🎁 02 CADEAUX : Foulchie en satin + Bracelet Loharano
🎁LIVRAISON OFFERTE


💬💬 Soraty ao anaty commentaire hoe "BUNDLE GRATITUDE 🌱✨" mba tsy ho lasan'ny hafa ny anjaranao !
⏳⏳ 2 Jours ihany ny offre antsika no manan-kery an ! Tic tac, tic tac....


📣 Livraison partout à Madagascar
☎️ 034 52 000 23

27/05/2026

Mitady cadeau ho an’i Maman ?! 💕

Aza miala lavitra fa rahampitso amin'ny 9h ny fotoanantsika eto amin'ny pejy !
Mety ho inona re ?? 🤔

27/05/2026

✈️🏖️ Raha andeha hanao voyage tampoka ianao androany ka produit Loharano iray ihany no afaka entinao !

Inona no hosafidianao ho entina miaraka aminao ? 🤩

__________

✅Rehab Shampoo | 240 ml
✅ Disponible en livraison
✅ 40.500 Ariary

__________

🚚 Service de livraison suspendu pour aujourd’hui.
Envoyez vos commandes, on les traitera au plus vite !

26/05/2026

💐 Iza no nampianatra anao nikarakara voalohany ny volonao ? ➿

💐 Iza ilay nanome ny tsara indrindra avy aminy foana na dia mbola "limité" ary ny fahalalany mahakasika ny fikarakarana ny volo natoraly ? ➿

💐 Iza ilay nanohana hatrany tamin'ny processus de retour au naturel anao ? 🤩

📣 Livraison partout à Madagascar
☎️ 034 52 000 23

25/05/2026

Premier soin avec les conseils de nos Curl Experts ✨➿

Le premier soin fait déjà toute la différence 💙
Il suffit simplement de commencer.

Chez Loharano, nos coachs capillaires sont là pour vous transmettre tous les conseils, techniques et expériences que nous avons acquis durant plus de 5 ans 🌱💪

💬 Écrivez “Moi aussi” en commentaire et une coach capillaire vous contactera en message privé pour vous aider à :
➿ retrouver des cheveux plus sains
➿ révéler la texture naturelle de vos cheveux
➿ mettre en place une routine adaptée à votre chevelure ✨



🚚 Service de livraison suspendu pour aujourd’hui.
On vous donne rendez-vous demain 💙

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Immeuble Ikano, 1er étage Ambodivona
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00