MULTI-beauty Mada

MULTI-beauty Mada

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MULTI-beauty Mada, Beauty, cosmetic & personal care, Ambohimanambola, Antananarivo.

Photos from MULTI-beauty Mada's post 10/10/2023

Andao hiaraka hianatra MAKE-UP aminay😍
Efa 28 izay ny mpianatra nianatra taty amiko satria ataoko mora n'y sarany kanefa mba tsy latsa-danja. @ izany ny fahalalana azo😋
10.000ar monja ny mianatra MAKE-UP.
Raha mahafeno 3pers no afaka ny Alakamisy izao dia raikitra😘

Iza ary ny ho avy e??
Toerana: Ambohimanambola
(Rehefa hoe lavitra aminao dia tsy voatery mametraka commentaire).

Bisous be😘

04/09/2023

Iza ilay mila vary sy laoka isan'andro?
Resao ny mpiara-miasa na mpiara-mianatra😃
Sakafo madio no sady matsiro sy mafana tsara no aterinay anareo💙
Afaka miditra Mp izay liana ary😊

Photos from MULTI-beauty Mada's post 01/09/2023

Ho an'ilay olona nilaza fa hoe ny Jeu teo aloha aza hono mbola tsy mivaly😃
Mivaly foana io rehefa tratra ny OBJECTIF e😉

I Onja Rh zao nomeko crédit 500ar satria nahavaly an'ilay couleur de cheveux😍

Iza no mbola mazoto hialalao??
Jereo ao @ page-tsika ao fa misy lalao anakiroa bé ao.
Page :50j'aime=5.000ar
Pub:1000partages=10.000ar+Crédit zaraina.

Tenter-o ny chance🌌

Photos from MULTI-beauty Mada's post 27/08/2023

Partager-o au max ny pub antsika☺
Inviter-o namanao 5 minimum sao mahaliana azy io tolotra iray io.
Raha feno 1000partage dia izara crédit sy vola 10.000ar.
Alefa ary❤

Photos from MULTI-beauty Mada's post 27/08/2023

Ho an'ny orinasa na vodron'olona mila sakafo isanandro dia izahay afaka manatitra ho anareo.
Vary sy laoka tena matsiro no sady madio.Afaka manao izay sakafo tianareo hafa ihany koa fa ifampiresahana manokana.
Prix:Manomboka ny 3.000ar ny plat an'ny vary sy laoka.

Pour les petites et moyennes sociétés.
Préparation et livraison déjeuners, menu hebdomadaire et requête speciale à discuter.
Plat de résistance iniquement, dessert en sus et sur commande.
Prix : à partir de 3 000 ar, 10 pax par livraison minimum.

25/08/2023

Mitady vehivavy iray atao EPILATION MAILLOT gratuit☺
Afaka mandefa mp izay vonona rankizy a🍈

Photos from MULTI-beauty Mada's post 23/08/2023

Andao hanao hoho😁❤

22/08/2023

Coucou nareo,inona ny anaranle couleur eto??
Omeko crédit 500ar ze mahay😅
Aza adino ihany koa fa promo 50.000ar-60.000ar ny COLORATION antsika amzao❤

19/08/2023

Mba omeo idée ongle any ah zareo fa mba te hanao hoho an😁...alefaso ny sary❤

18/08/2023

Inviter-o ny namana, partager-o ny jeu fa kely sisa anie le 50j'aime e

16/08/2023

D**O TRAVEL TOUR
Nos services:
-Transfert
-Préparation itinéraire à la carte.
-Réservation d'hôtel de votre choix partout à Madagascar.
-Voiture avec chauffeur parlant anglophone et francophone.
-Préstation à la carte.

Contact:
+261346416579
[email protected]
Whatsapp : +261334692397
Maxi satisfaction à prix mini ;)

15/08/2023

Ity ilay JEU ho an'izay te hahazo ilay 5.000ar.
Jereo kely fa efa lasa any alohaloha any.
Rehefa tratrantsika indray ilay 50j'aime izay vao manao ilay OMEO AHY ianareo fa tsy t@ ilay pub teo.
Araho tsara ny fepetra rehetra fa takiana ny capture raha sendra ianao ilay tsara vintana an❤

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


Ambohimanambola
Antananarivo