My Body My Oil
MBMO est une entreprise qui commercialise des huiles végétales pressé à froid BIO.
04/12/2023
Miarahaba antsika rehetra, ity indray no produits antsika vaovao HUILE DE FIGUE DE BARBARIE.
Tena mety aminareo maman tia beauté beauté izy ty satria anti rides izy ity, mandimandina rehefa manao anazy, miverina peau douce mihitsy.
Misy flacon kely 10mil sy 100 mil izy tyy
Aza tara fa efa kelikely sisa no ato an🥰
11/01/2023
Miarahaba atsika rehetra,ireto indray ary ny huile végétale disponible ato aminay eh,misy amin'ny flacon 100ml et 1 litre. Huile végétale pressé à froid no sady certifié BIO no sady tsy mitapoka izy ireto.
Pour plus d'info venez en MP🥰
30/05/2022
Miarahaba antsika rehetra, ireto avy ny huile végétale disponible ato aminay amin'ny flacon 100ml et 1litre. Huile végétale pressé à froid sad certifié BIO no tsy mitapoka. Mp izay mila fanazavana fanampiny.
Mandrapihaona tompoko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Lot A 97 Ter E Ambohitrarahaba
Antananarivo
103ANTANANARIVO
