DRR Beaute
cabinet d' esthétique et coiffure. strictement sur rendez-vous!
Fa maninona moa no tsy homena ny volan ireo mpampianatra eny Ankatso eh?
29/06/2023
Misaotra anareo havana amantsakaiza, mpiara monina, mpiara miasa, ianareo namana tompon andraikitra ety amin ny Vikaria Andrefana, distrika Imerinafovoany, paroisses rehatra, Apv, Faritra Tanjondava, sy ireo maro tsy ho voatanisa : mankasitraka tamin fankaherezana sy fanohanana anay tamin fahalasanan i Maman Mamie Odette.
Andriamanitra hamaly avo zato heny izay vitanareo Tompoko.
Dia ny tsara indray no hifampihaonantsika.
17/05/2021
Hitohy tsy ho ela ny fampianarana sy ny fandraisana mpianatra vaovao.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tanjondava Commune Talatamaty
Antananarivo

17/12/2022