Gift shop

Gift shop

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gift shop, Ankatso, Antananarivo.

🎉Tsara nefa Mora💜

Efa maro no afa-po🙏
Manasa anao handefa hafatra miafina na 📱miantso avy hatrany ny 0344178294

#Ventes des chaussures des marques,accessoires,etc👟💄👑

🚲SERVICE DE LIVRAISON🚵

Photos from Gift shop's post 17/11/2025

Tennis vao tonga ao amin’ny Gift Shop ! 👟
Safidy maro amin’ny modèle sy loko, mety tsara ho an’ny lehilahy sy vehivavy.
👉 Misy kiraro mahazatra, kiraro montante, ary modèle sportwear hafa.

📌 Pointure : 19 hatramin’ny 44
📌 Livraison Tana sy faritra
✨ Vidiny tena mirary — Mp détails
📞 034 41 782 94

Photos from Gift shop's post 23/10/2025

👉Mitohy hatrany ny Promotion tennis karazany maro ato amin'ny Gift shop🔥

-Air force tout blanc sy nike mainty: 30000ar
-Air force tout noir:40000ar
-Stan smith:35000ar

Misy hatrany koa ireo Air jord 4👟, Converse, Air force montante,sns

# Misy pointure rehetra izay ilainao: 19 à 44
livraison Tana sy any amn faritra

0344178294 ou Mp

22/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Henintsoa Fanevaniaina, Ra Jüles, Hanitra Marcelle, Aina Kamin

Photos from Gift shop's post 09/08/2025

🎉Arrivage AIR JORD 4🔥

Prix:55000ar seulement

Pointure: 36-44

tana sy amn faritra
📞MP ou 0344178294

Photos from Gift shop's post 05/07/2025

🔔Mitadiava Vola fa aza matoritory intsony amin'izao andro sarotra izao

Manana 250000ar ve ianao nefa tsy hitanao hoe inona no hanodinana azy🤔Eny oa 250000ar

Ato amin'ny GIFT SHOP no solution👇
🔥 Carton Gourde isankarazany 20 pieces
🔥carton cartable 20 pices
🔥Carton Bloc note 20 pieces ( ity apina cadeau stylo sy Sticky note)

Tsy friperie ny antsika fa VAOVAO daholo 🙏

Mandefa amn faritra
Mp ou 0344178294
fa mandalo ny mora
qui risque gagne🔥

Photos from Gift shop's post 24/05/2025

Araraoty hatrany ny promotion ato amin'ny GIFT SHOP🎁

🎉50000ar daholo :

-Botte avec lacet
-Botte en daim
-Cuissarde👢

Prix de gros
livraison n'aiza n'aiza
ou 0344178294

24/05/2025

👥 Ny saina ve?🤔

👉Ao daholo no manomboka ny zavatra rehetra🔔
💪Ao ianao no mandresy
🙇Dia ao koa ianao no resy

Ny safidinao👌
Ny herinao💪
Ny herim-ponao
Dia avy ao an-tsainao daholo🕵
🚫Raha misalasala ianao dia lasa mandeha miadana⏳
❎Raha matahotra ianao dia toy ny mandositra🚴
✔️Manaraka baiko omeny saina ny vatanao👤
🙏Minoa ny tenanao✊
🙏Minoa fa vitanao👌

🎉Raha mino ianao dia handroso👏☀️
✔️Tsy misy hasakana anao🚫

✊Vitanao io tinao atao io🙏

amn fanavaozana ny saina
tsy amn tahotra
lay namanao mila fampaherezana


👌zarao amn hafa raha nahasoa anao

Photos from Gift shop's post 21/05/2025

cadeaux fête de mère indray ary e🎁🎀
tolory an'azy lay tena zavatra tena tiany👑

botte en daim et veritable cuir amnlay tsy misy mpanana ity an🎉🎉

-pt 35-39
-couleur dispo:noir,marron,blanc
- 🎉prix :55000ar + livraison gratuite🎉
-mandefa prix de gros
-mandefa amn faritra
manao livraison

Mp ou 0344178294

08/03/2025

Vehivavy ianao,noharian'Andriamanitra ho feno fahatsarana sy voninahitra. Tsy natao hitovy amin'ireo vehivavy hafa ary tsy natao hitovy amin'ny lehilahy ihany koa 👸🏻🤴🏻

"Hidera Anao aho; fa mahatahotra sy mahatalanjona ny nanaovana ahy" Sal 139:14

🥰Tamim-pitiavana sy tamim-pahendrena no nahariany anao ho vehivavy 👉Anaty tanjony koa ny hiavahanao, ny hahitanao sy hitrandrahanao ny maha ianao anao.

🚶🏻‍♀️Izay toerana rehetra handehananao dia tian'Andriamanitra hideranao ny fahatsarany 🙏 hitomboanao sy hitrandrahanao ireo fanomezam-pahasoavana, talenta, fahaizana, sy toetra tsara. Izany dia mba ho hahatonga anao ho fitahiana ho an'ny hafa.

🍁Raha efa tratranao ny tanjonao, raha efa hitanao ny fahatsaranao, raha efa hiainanao ny vina nomena anao 👉tsy midika izany fa tsara noho ireo vehivavy hafa ianao.
🏆Ny fahombiazana dia tsy natao hanindriana ny hafa, tsy natao koa hisehoana fa enjana noho ny lehilahy 💪🏻Nomena anao ireny mba ho fitahiana ianao ho an'ny hafa, nomena anao ireny mba hisintomanao ny olona ho liana ny amin'ilay Andriamanitra nampahomby anao🧐

🍁Raha ianao kosa ilay tsy mbola mahita mazava ny lalanao, tsy hainao tsara ny antom-pisianao, tsy hitanao izay mba fahatsarana na zavatra hainao dia izao no ambarako anao:

😎Ho hitanao ilay TENA MAHA IANAO ANAO izay rehefa hitanao sy fantatrao tsara ilay NAMORONA anao sy ilay NAMONJY Anao.
☝Afaka hita ny fahombiazana, afaka tratra ny tanjona, afaka hihoarana ny olana, afaka hatsaraina ny endrika ivelany🥻 afaka hampitomboana ny talenta sy fahaizana 💍azo atao ny manambady rehefa mahatsiaro vonona.
❗Hampiavonavona sy hampanalavitra ny fonao amin'Andriamanitra anefa izany 😣raha azonao ivelan'ny sitrapon'Andriamanitra, raha samborinao amin'ny fotoana tsy mbola voatendriny.
☝Izao no tadidio rahavavy a!Tsara ny fahitany anao satria asan'ny tanany nokaliany tamin'ny fitiavana ianao. 🥰Maniry Izy sady miantso anao mba hitady Azy mihoatra noho ireo fanirianao sy ireo tanjonao.
🎉happy women's day🎉

Photos from Gift shop's post 21/01/2025

🎉Livraison gratuit indray aloha 🚵
🔔50000ar daholo ny bottes👢

Araraoty fa vitsivitsy NY stock🙏

Tsy matahotra Orana izany isika ☔
Satria:
-Vrai cuir Ny botte
-Mafy tsara

MP na miantso ny 0344178294

livraison
amin'ny faritra
Prix de gros

18/01/2025

🚲3000ar monja ny livraison anay n'aiza N'aiza misy ny client(e) nareo👌
Iza avy lay mpanao vente en ligne ka tsy manana na Mahita livreur azo antoka
Omeo olona azo antoka ny livraison anareo🙏

👉Recuperation :0ar
👉Afaka aterinareo ety amin'ny bureau anay koa:Ankatso 1

Raha mila fanazavana fanampiny dia 📞MP Ou 0344178294

31/12/2024

Ny ekipan'ny GIFT SHOP dia Mirary fety sambatra Ho antsika rehetra mpanaraka ny Pejy🎉💜

-Misaotra anao nahatoky anay
-Misaotra anao mpanjifa tato aminay
-Vonona ny hanome fahafaham-po anareo hatrany

Hitondra zava-baovao

🕊👏

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Ankatso
Antananarivo