Nai'ty
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nai'ty, Health/Beauty, Antananarivo.
11/12/2025
😭😢En tant que mère tena hoe tsapanao ny ngidiny zavatra nahazo an'ny reny ity zaza ity 😢 ny rainy 😢ny manodidina anazy rehetra 😢😢
Miombo-po sy alahelo tanteraka hoan'izy mianakavy kely 😭😢
⚫ Tantara maha ontsa 😭. Teo amin'ny arrêt Sodiat Behoririka no niseho ny loza omaly. Notantanan'ny reniny hamonjy bus ity zazavavikely ity. Saika ho eo aloha izy mianaka. Nisolifatra ka votsotra ny tanan'ilay zaza, ny fiara sady mandeha, kanjo voahitsaky ny kodiarana aorian'ilay taksibe izy.
Naratra be izy kanjo namoy ny ainy teny an-dalana
Monina eny Andranomena ry zareo, mbola mpianatra ary kilasy 11ème izy.
Mirary fiononana feno ho an'ny ray aman-dreniny sy ny fianakaviana manontolo izahay eto amin'ny Chasse-info
12/09/2025
✨ Ongles parfaits, style assuré ✨
Chez Nai’ty, chaque détail compte : que tu sois team élégance discrète 💅🏽 ou couleurs audacieuses ❤️, tes mains méritent d’être sublimées.
👉 Réserve ta pose dès maintenant et laisse parler ta personnalité à travers tes ongles !
contact : 0344127501
09/09/2025
Helloooo❤️🥰
Maro ihany manko ianareo no manodidina anay eto sao misy liana 🥰
Mba hizara anito zavatra kely ito aho🙏 Manao partage de Connexion izahay illimité na hanao tik tok adiny firy eo ary 🤣(ohatra) na hanao "Live" 🤣 Ireto amin'ny affiche io ambany io ny tarif 👇👇
Toerana tsy lavitra ny Ampasapito aloha 🥰❤️❤️
Ity ny Page Cyber enCyber en lignenontany détails ianareo 🥰😘😍
02/09/2025
Raha manana nofy ianareo dia aza nofisina fotsiny ihany fa tanteraho miaraka amin'ny finoana hoe tsy miantsy vitako io💪
Bonne journée daholo🥰🥰
29/08/2025
Aleo loa mba asiana an'izaoooo😍👌
❌OFFRE 5000AR❌
Izay manao pose faux ongle na VSP couleur BAREA ( Rouge - Blanc - Vert ) na tongotra na tanana na french ary dia 5.000ar daholoooo 😍👌♥️
Dispo 29 sy 30 Août ♥️♥️♥️
Taggueo ny coupine dia fandrio ny heure anareo👇👇
Contact : 034 41 275 01
24/08/2025
Efa tsy handriko intsony nilazana anareo an'ity zavatra ity ry zazavavy isany 😍 Hisy prestation vaovao hoy aho anakiroa ho atao dia ity aloha ny iray😍🥰
Misokatra ny prestation à domicile😍❤️
-MAKEUP
-ONGLERIE
-COIFFURE
-PACK MARIAGE
-PACK FIANCAILLE
Amin'ny maha domicile azy izay dia somary manantombo ny tarif ato amin'ny salon ny tarif satria mbola misy frais de déplacement🥰 Dia mipetraka ihany foana ny rendez-vous .
Mbola tsy dispo ho an'ny périphérie aloha .
contact : 0344127501
20/08/2025
♥️😍 Hisy fiovana roa ho hitanareo ato amin'ny salon tena betsaka aminitsika no nangataka azy dia tairo fa ho tanterahako amin'izay 😍♥️🙏
Lazalazao ao amin'ny commentaire hoe inona ary ooohh😍🙏
Good night daholoooo♥️♥️♥️
♥️♥️
16/08/2025
Androany ve ? Moment tena hoe inoubliable ❤️
Anisany mpanaraka an'ity tovovavy mamy kely ity aho hatramin'ny niandohany tamin'ny resaka fahamanjana ❤️ Efa teny amin'ny Lycée teny moa no nifankafataranay roa vavy❣️❤️
Tsy nanaiky aho raha tsy nanatrika an'ity Ouverture any ity androany satria tena hoe fotoana lehibe ho azy no fotoana lehibe ho ana ihany koa satria tafihaona tao anaty tontolo iray 😍 Nangataka conseils business sns taminy aho dia tena hoe natorony tsara mihintsy ❤️Tsara be daholo ny produits tena hoe top fa Ity Lokomena Ma-Luna Luna Cosmetics ity no coup de coeur ako tao 🥹🥰
Merci infiniment ky Ravaka ah 🥰 Ho ambinin'Andriamanitra hatrany ndrie 🥰❤️❤️
TSY MISOKATRA NY SALON RAHAMPITSO SAMEDI FA ANDEHA AMIN'ITY ÉVÉNEMENTS ANAKIRAY ITY IZAHO ❤️❤️👌Bisous ❣️❣️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:30 |
| Tuesday | 08:00 - 17:30 |
| Wednesday | 08:00 - 17:30 |
| Thursday | 08:00 - 17:30 |
| Friday | 08:00 - 17:30 |
| Saturday | 08:00 - 17:30 |
