CURLY COIFF
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CURLY COIFF, Health/Beauty, AMBOHIMANARINA aminy tsena, Antananarivo.
04/03/2025
Akaiky ny fety tsika vehivavy, mila manao manjamanja, promotion atrany ne eto aminy CURLY COIFF ny manao volo, coupe, curly, coloration, ary ny maquillage, efa misy ko ny pose faux ongles avec vernis permanent an! Ety Anosisoa, tongava ary eeeπππ
02/03/2025
Manao pose faux cils sy extension cils atrany zay an! Effet naturel atrany, pose faux ongles ko, manja anie zay eee, merci ππβ€οΈβ€οΈ
01/03/2025
Merci antsika zay tonga maro tety aminay , mandray anao atrany ny CURLY COIFF Ambohimanarina sy Anosisoa, coupe, curly, coloration, brushing avec finition, maquillage, ongles,
18/02/2025
Miarahaba antsika rehetra ! β¨
Misokatra ho antsika indray ny CURLY COIFF vaovao eto Anosisoa ! ππ½ββοΈππ½ββοΈ
Tongava daholo ary fa mbola vonona hatrany izahay hanome fahafampo ho anareo.πβ¨
ππ₯
09/02/2025
Efa akaiky ny fetiny mifakaita, mila manao manjamanja tsika an, promotion atrany ny prix tsika, coupe, coloration, curly, brushing avec finition lisse ou boucle, tongava ary eee,
Mitady ankizy 2 iasa , mafehy tsara ny volo sy tarehy, ety Ambohimanarina
31/01/2025
Manja fona anie oa miaraka aminay eee! Coupe, coloration, brushing avec finition boucle ou lisse, aminy sarany mirary atrany
24/01/2025
Efa manao extension cils zay an, manome effet naturel tsara, tongava ee! Coloration zay mety zminao
18/01/2025
Madray anao atrany izahay aminy sarany dia mirary tokoa, tongava manao manjamnaja eee,
27/12/2024
Merci antsika nandalo tamininy fety iny, misokatra indray zay ny 27, 28, 29, 30, 31decembre , manasa anao atrany,
23/12/2024
Misokatra fona izahay ny 23, 24, 25 DΓ©cembre zao mandray anao atrany, curly, brushing avec finition, coloration, chignon, mekup, maquillage, onglerie, bonne fΓͺte ary ooo
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
AMBOHIMANARINA Aminy Tsena
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 16:00 |
| Tuesday | 08:30 - 16:00 |
| Wednesday | 08:30 - 16:00 |
| Thursday | 08:30 - 16:00 |
| Friday | 08:30 - 16:00 |
