Samy salama

Samy salama

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Samy salama, Health/Beauty, Antananarivo-Ambohipo, Antananarivo.

14/08/2022

Ireo sakafo manankarena Zinc

13/12/2021

MENTHO
PLUS

MP...

Photos from Samy salama's post 16/04/2020

😍Koba vao mafana + mini choco 😍
👍Tena tsara 💯
🔚Fanaovana azy : voasina mini choco dia ampidirina ao anaty koba vao mafana dia averina fonosina endrasana hiepo tsara vao sokafana
🔝Mafinaritra tontolo andro mihinana azy👍👍

12/04/2020

Tratra paka daholo e ‼😁😁
Mirary fahasalamana hatrany arahana tsikitsiky 😁😁

11/04/2020

Do**he mobile 😂

Photos from Samy salama's post 10/04/2020

ℹTsara ho fantatra ❕❕

06/04/2020

👉riche en vitamine C 👈
😍POMME😍

31/03/2020

🚫Aoka mba COVID-19 ihany mba ilaina azy aloha hatreto 😂😂

29/03/2020

❎Mba Miangavy Mijanona ao an-trano e
🚫Ho fiarovana ny tenanao sy ny hafa
⚪⚪⚪⚪⚪⚪⚪⚪⚪⚪
😂😂Fa aza atao mampiady nefa 😂😂

27/03/2020

☺☺Asina tsik2 kely maraina e!!

👉Elah mba manw matikambo confinement zaw😁😁...

Photos from Samy salama's post 25/03/2020

⏩ Iza no efa zatra mihinana azy rehefa !
✅Matsiro 😍😍

↪Fitsitsina tena mety
ℹzarazarao raha tinao e❕❕

24/03/2020

👉Periode confinement👈
Fikarakarana tsara indrindra fijanonana ao an-trano zao
💪Mazoto mikarakara
💪Mazoto mihinana
💪Mampiakatra tsara ny hery fiarovana tsara

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo-Ambohipo
Antananarivo
101