Business Longrich by LALAO

Business Longrich by LALAO

Share

Produit cosmetique

15/04/2023

Ny dentifrice longrich dia:
Manadio ny nifinao
Manala bactérie
Mampijanona manaintanina raha marary ny nify sns.....
Mp ou 0343187965

26/07/2021

hifampizara kely ndray lo eh:
ny dentifriche longich dia
👉manala microbe
👉manafotsy ny nify
👉mampitony ny nify maharary
👉azo anaovana maska @ tarehy
👉ary ko azonao isasana
raha mahaliana anao de tongava mp

26/05/2021

Ny savon noir dia:
🏵manala tasy , mony , hodipotsy, point noir , tsatsakoatra, panda , ary koa manala ketrona @ tarehy

14/05/2021

🌼ny produit longrich de mamaha ny olantsika hatrany
👉manala sery, kohaka
👉mety ho any olona voany asme
👉manala tsetsina @ orona

12/05/2021

Déodorant ndray no ifampizarako antsika androany
👉manala fofona
👉manala mainty @ helika
👉tsy mamela tache @ akanjo
👉maharitra 24 h

27/04/2021

Gobelet tena izy ty amin'zao valanaretina zao satria:
👉miaro @ corona
👉mampiakatra hery fiarovana
👉mitsabo ny ao anaty rehetra
👉miantso ny 0343187965 raha toa ka mahaliana anao

26/03/2021

Serviette hygiénique mama ny olantsika , mitroka ny loto rehetra @ kibo toy ny perte, fibrome, kyste , fotoana miovaova ary manala manaintaina MP ze liana

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Anosibe
Antananarivo