Ny Aina Massage
Bien être, corps et Esprit
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Finaritra Tahiriniaina, Faniry Manitra, Perez Xavier, Jean Bruno Fanomezantsoa, Rayan Le Roi, Migy Rak, Jenny Chou Chou, Davidson Rakotoniaina, Tojo Tojo, Leo Rj, Sambatraniaina Ange, Hasina Fitiavana Ralamboarivelo
31/07/2023
Anisan'n Manalava Volo ny tongolo sy ny sakamalao
🍀Zavatra ilain
👉Tongolo rouge 4 lehibe
👉Sakamalao 1 kely2
🍀 Fomba fikarakarana azy
✨Alaina ny tongolo de kikisana na mixé-na asina rano kely de maka voile kely amihazan azy
✨Alaina hotrzay kou ny sakamalao de mixé-na otran'n tongolo ihanu kou de fihazina tsara de atambatra ny ranona sakamalao sy tongolo de iny no osorana @ hodi-doha de apiana Massage kely eo eo farafahakeliny n'a azo entina matory mintsy aza
N.B: Ra ohatra Ka ts mahazaka sakamalao ny hodi-doha,misy bouton kely bedebe de apiaraho amn bain d'huile na ra tsy manao bain d'huile ianao de asio diloilo coco miaraka @ le ranona tongolo sy sakamalao
✨ Tsy Ariana ny hodin'izy rehetra fa angonina de ampangotrahina @ rano 2L eo de iny no anakobanana Volo
✨ Aza endrasina maina be ny Volo vao asiana menaka fa VO lendena iny de asina menaka fampiasanao amn hodi-doha mba tsy hampamaivay ny hodi-doha
Zay ndray no azo aroso de maztou mkarakara e
Aza adino m-partage
Mrarsou 😘😘
Ialana tsiny indrindra ho antsika izay mitady massage tana fa mbola tsy eo antoerana ny tenako...
30/07/2022
🌿Massage relaxant à domicile 🌿
Vous êtes au courant des bienfaits de la massage relaxant ??
👉 Amélioré la circulation du sang.
👉 Réduit l'anxiété , le stress et la tension musculaire.
👉Soulage les douleur musculaire
👉 Apaise l'esprit
👉 Réduit l'insomnie , etc...
▶Donc pour votre bien être, n'hésitez pas à faire du massage de temps en temps chez vous ou à votre bureau.
Tel: 034 68 792 92
033 51 160 90
VOTRE BIEN ÊTRE ET NOTRE PRIORITÉ
07/04/2022
FANTATRAO VE NY SOA
AZO AVY @ MASSAGE?
1- Manala havizanana
2- manampy amin'ny torimaso
3- afaka manala ny rarin- tsaina iha'y koa
Sy izay rehetra tsy voalaza
Izahay dia manao massage relaxant a domicile.
Aza misalasala ary manontany ra liana oo
05/04/2022
25/03/2022
Tête de lit
N'hésitez pas de faire votre commande
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
RN7
Antananarivo
102
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
