Sah'Cha

Sah'Cha

Share

... Bienvenue😘🎉

❤ coiffure ❤
♥️ Esthéticienne ♥️
❤️ Onglerie ❤️


🦋 Contact : 📞038 91 422 90 🦋

Photos from Sah'Cha's post 01/05/2025

Pose faux ongles 💅😻🦋

Photos from Sah'Cha's post 24/03/2025

Extension gel sur demi capsule 😻❤️
Tsara kely eeeh??😋💅😍

Ny fety zao efa ho avy an...zao de maka rendez-vous😂💗

Photos from Sah'Cha's post 20/03/2025

Pose faux ongles 💅😻🦋

Noir et blanc tsara kely ⚫⚪❤️

Photos from Sah'Cha's post 15/03/2025

Coucou les filles🦋😻

Androany no valin'ilay kilalao kely nataonareo iny ah😁❤️
Reto no sary tiako ndrindra tao de mba miditra mp kely amnah azafady ze nandefa anreo😊
💅 Isaiah Raphaël
💅 Ma_eva

Merci beaucoup anareo rehetra zay nandray anjara fa mbola anao jeux matetika eto foana zah de samy mbola ahazo daoly fa aza mataotra 😋😘

Bisous lisany❤️

Photos from Sah'Cha's post 13/03/2025

Pose faux ongles 💅❤️
Tinareo ve?😁😻

8000ar fotsiny de mavita anzao anie eh🤭😅❤️

Photos from Sah'Cha's post 11/03/2025

Mami kely kousa eh😻
Pose américaine na Gel X no natao teto sady maivana kely no tsy mampiasa Cole amle tsy manimba hoho🤭💅❤️

Iza kou no te ho manjakely ny ongle any😁😍

21/02/2025

❤️kilalao kely ry manja isany fa nangina kely tsika ato❤️

⚠️Olona roa no ahazo azy😍
Zay mandresy mahazo #💅pose américaine + 💅vernis semi permanent + 💅 😍🌸💎

Ireto avy ary ny fepetra takiana:

💐Ataovy anaty coms ny sariny hoho na modèle efa ela be no tinao atao de inviteo ny namanao telo(3) ilalao sy anisy j'aime ny page 👌
💐Asio j’aime ny page Sah'Cha dia inviteo ato ny amie❤
💐partager o eo amin’ny murnao ito publication ito👇🏼
💐izay sary tiako ndrindra no mahazo anle izy🥰
💐mifarana ny Asabotsy 15 mars ny lalao.Atao ny lahady 16 mars ilay izy.

🚫IZAY MAHAFENO FEPETRA IHANY NO MAHAZO AN‼️☺️

19/09/2024

Coucou les filles 🦋😻
Ho asina kilalao kely ndray fa elaela tsika tsy nilalao ry manja tiana isany🤭😍♥️
Inona zao ny ny tinareo ho atao?? 🤗😻

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antanety
Antananarivo