Volo manjamanja
Manasa anao izahay hiditra Mp avy hatrany �
06/06/2026
Lokom-bolo « brun caramel » voajanahary manarona ny volo fotsy sady mikolokolo ny volo🥰
🤎GARNIER COLOR NATURALS CRÈME RICHE 5.32 BRUN CARAMEL🤎
❎Sans amoniaque
Ny GARNIER COLOR NATURALS CRÈME RICHE 5.32 BRUN CARAMEL dia lokom-bolo miendrika crème izay manome loko « brun caramel » mamirapiratra.😍
Izy io dia manarona hatramin’ny 100 % ny volo fotsy ary mitazona ny loko haharitra hatramin’ny 10 herinandro, noho ny teknolojia Color Lock ao aminy.👌
⭐️Ny fonosana iray dia ahitana colorant miendrika crème sy “révélateur” na koa hoe “oxydant”.
⏭️Ahitana menaka voajanahary 3 manome fikarakarana lalina ho an’ny volo ao aminy :
🫒 Ny Huile d’Olive dia manome hamandoana lalina, mampihena ny fahamainana ary manampy amin’ny fanarenana ny volo simba.
🫘 Ny Huile d’Amande douce dia manalefaka sy mampamirapiratra ny volo, mitsabo ny vakivaky ary manampy mitazona ny fahasalaman’ny volo.
🥑 Ny Huile d’Avocat dia manankarena vitamine sy acides gras ka miaro ny volo tsy ho simba sy tsy hihintsana sady manamafy sy manome hery ny volo marefo.
💯Ny GARNIER COLOR NATURALS CRÈME RICHE 5.32 BRUN CARAMEL dia :
❎Tsy misy ammoniaque ka malefaka ho an’ny volo sy ny hodi-doha.
✨Manome loko mamirapiratra sy voajanahary
🌀Manarona tanteraka ny volo fotsy
📅Mitazona ny loko hatramin’ny 10 herinandro
✅Mamelona sy manalefaka ny volo
Ampiasao ny GARNIER COLOR NATURALS CRÈME RICHE 5.32 BRUN CARAMEL dia hahazo volo miloko tsara, mamirapiratra ary salama ianao.☺️
✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
06/06/2026
Mitsabo ny vody tongotra vakivaky sy maina sady manalefaka sy manamandina azy😎
✨HEELSPA FOOT CARE CREAM✨
Ny HEELSPA FOOT CARE CREAM dia crème vita avy any thailand🇹🇭natao manokana hamelona sy hitsabo ny vody tongotra maina sy vakivaky🦶sady manampy amin’ny fanesorana ireo sela maty eo amin’ny hoditra ; mety tsara ihany koa ho an’ny ranjo sy ny kitrokely ary ny lohalika.🥰
⏭️Ahitana Urea sy Panthenol ao amin’ny :
💧Ny Urea dia mety tsara ho an'ny hoditra maina satria mitazona ny hamandoana ary koa manampy amin'ny fanesorana ireo sela maty sady manalefaka azy.
🩸Ny Panthenol indray dia manome hamandoana, manavao ny sela ary manalefaka ny hoditra ihany koa.
💯Ny HEELSPA FOOT CARE CREAM dia :
💫Mitsabo ny hoditra vakivaky ka mamerina azy ho mandina
🌀Manafaingana ny fanalana ireo sela maty eo amin’ny hoditra
🌟Manalefaka sy manome aina ny hoditra ao anatin’ny fito andro
💓Mampihena ny vergeture sady manavao ny hoditra
⭐️Tsotra kely ny fampiasana azy
1️⃣Sasao madio tsara ny tongotrao
2️⃣ Hosory kely amin'ny voditongotra sy ny faladia ary ny faritra marokoroko
3️⃣ Ory moramora mandra-piditry ny crème any anatin’ny hoditra
🔰N.B : Vao mampiasa volohany dia mahita vokatra sady manitra malefaka kely
Ampiasao isan'andro aorian'ny fandroana na alohan'ny hatoriana ny HEELSPA FOOT CARE CREAM mba hananana tongotra salama sy malefaka mahafatifaty.☺️
✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (M.P) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
06/06/2026
05/06/2026
💢 Miaina rivo-dranomasina ao anaty fiara💢AER CAR COOL AQUA 🥰
Ialana amin’ny arerahana vokatry ny rotoroto iainana andavanandro dia ilaina ny miala sasatra kely sy maka aina😇 na dia ao anaty fiara ihany aza 🚗
Ny AER CAR COOL AQUA dia Parfum voiture :
🌊misy hanitra toy ny eny amoron-dranomasina izay malefaka ka mampahazo aina
💧manome hanitra mahafinaritra mandritra ny 30 andro be izao
Raha te-hahatsapa maivamaivana sy manimanitra ao anaty fiara😍 dia ampiasao ny AER CAR COOL AQUA
👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
05/06/2026
😍PANTENE GOLD PERFECTION 😍
✨ Raha te hitsabo ny volo simba na hikolokolo ny volo ho tsara kokoa dia natao ho anao ny GAMME PANTENE GOLD PERFECTION✨
Vokatra PREMIUM avy any THAÏLANDE.
Ny Gamme PANTENE GOLD PERFECTION dia sady ahitana Shampooing sy Après-shampoing no ahitana Masque sy Huile Leave-On ihany koa. Izy ireo dia miara-miasa : miasa lalina mba hanasitrana, hamelona ary hanamafy ny volo maina sy simba na vakivaky ; sady manampy volume sy hamandoana ary famirapiratana voajanahary ho an’ny volo.😍
🌀 Manome fanadiovana malefaka ny volo sady mampangirana ny volo
⚡️ Sady manatanjaka ny volo izy no manome aina sy hamandoana azy
💢 Manasitrana sy manamboatra ny rafitra anatiny amin'ny volo sady misoroka ny fahatapahany
🔥 Miaro ny volo amin’ny fahasimbana ateraky ny hafanana na ny fitaovana fanamboaram-bolo izay mahatratra hatramin’ny 230°C
🪶 Mamelombelona sy manalefaka ary manasaratsaraka ny volo mba hahatonga azy ho mora bangoina
Ampiasao miaraka ny Gamme PANTENE GOLD PERFECTION mba hiatohana sy hitazonana ny hakanton’ny volonao.😉
👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
04/06/2026
Manadio lalina ny tarehy sady mamelombelona sy mikolokolo ny hoditra🥰
🌟MISTINE – HONEY FACIAL SCRUB CREAM🌟
Ny MISTINE HONEY FACIAL SCRUB CREAM dia crème pour visage thailandais🇹🇭2en1 satria sady azo anaovana “gommage” no azo anaovana “massage” amin’ny tarehy. Manadio tanteraka ny loto amin’ny hodi-tava izy sady mampalefaka azy ihany koa.😍
⏭️Ahitana akora natoraly toy ny « Miel »🍯sy ny « Extrait de fruits »🍊ao aminy, misy « Polylactic acid »💦ihany koa.
🍯Ny « Miel » dia mamelona sy manome hamandoana ny hoditra sady misoroka ny bakteria.
🍊Ny « Extraits de fruits » kosa dia manalefaka sy manamandina ny hodi-tava.
💦Ny « Polylactic acid » indray dia singa fanaovana gommage tena mandaitra nefa tsy mahery setra amin’ny hoditra, manala ny sela maty izy sady mampamiratra ny endrika.
💯Ity MISTINE HONEY FACIAL SCRUB CREAM ity dia :
🌀Manadio tanteraka ny loto amin’ny tarehy sady manazava sy mampalefaka ny hoditra
💫Manala ny sela maty ary manenjana ny mason-koditra
💦Mamelombelona sy manome hamandoana ny hoditra
⚡️Misoroka ny bakteria sady mampitony ny fanaintainan’ny hoditra
✅Sady azo anaovana “gommage” no azo anaovana “massage” amin’ny tarehy
🔰Tsara kokoa raha ny hariva no ampiasaina azy mba tsy ho tratran’ny masoandro.🌞
Hosory in-1 na in-2 isan-kerinandro amin’ity HONEY FACIAL SCRUB CREAM MISTINE ity ny tarehinao dia halefaka sy ho mandimandina kely.☺️
✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
03/06/2026
Mampitony ny hidihidy sady manome hamandoana lalina ny hoditra🥹
🌟AVEENO INTENSE RELIEF OVERNIGHT CREAM🌟
❎Sans parfum
❎Sans colorant
☑️Non comedogène
🌾Avoine sans OGM
Ny AVEENO INTENSE RELIEF OVERNIGHT CREAM dia “crème de nuit” manome fitoniana ho an’ny hoditra maina sy mangidihidy mandritra ny alina mba hampilamina tsara ny torimaso.😴
⏭️Misy akora fototra mampitony sy manome hamandoana lalina ny hoditra ao aminy, dia ny Triple avoine🌾sy ny beurre de karité,🫒ary ny glycérine💧sy ny dimethicone.🩸
🌾Ny Triple avoine dia ahitana “farine d’avoine” sy “extrait d’avoine” ary “huile d’avoine” izay mampitony sy manamafy ny sakana fiarovana ny hoditra sady manome hamandoana mandritra ny 24 ora.
🫒Ny Beurre de karité kosa dia mamelona sy manalefaka ny hoditra.
💧Ny Glycérine indray no manome hamandoana lalina ny hoditra.
🩸Ny Dimethicone no mitahiry ny hamandoana sady miaro ny hoditra amin’ny fahamainana.
💯Araka izany ity crème de nuit ultrasoins ity dia :
💦Manome hamandoana lalina ka mampalefaka sy mampalama ny hoditra
⏰Manome otrikaina ny hoditra sady mihazona ny hamandoana mandritra ny 24ora
💫Mampitony ny hoditra maina sy mangidihidy
💓Manamafy ny fiarovana ny hoditra amin’ny rivotra sy ny fahamainana
Hosory amin’ny hoditrao isan-kariva ny AVEENO INTENSE RELIEF mba hampalefaka sy hampitony azy ka hahafahanao mianoka anaty torimaso mamy.☺️
✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
03/06/2026
🌟DIPSO HERBAL COLOR SHAMPOO PLUS🌟Vokatra 3 ao amin’ny 1 : MANADIO sy MANDOKO ary MANOME AINA ny VOLO😘
Tena tsara ho anao tia mikarakara sy te-hanana volo miloko ny DIPSO HERBAL COLOR SHAMPOO PLUS satria vokatra 3 ao amin’ny 1. Izany hoe : sady manadio izy no manome aina sy mandoko ny volonao.😱
🤎Mandoko malefaka ny volo
🌿Misy akora natoraly manome aina sy miaro
❌Tsy misy Ammoniac mety hanimba
💯Ny Extraits de pois papillon sy ny Riz noir ary ny Sucre de maïs izay mandrafitra azy dia mira-miasa :
✅Miaro ny volo amin’ny herisetra ivelany toy ny loto, masoandro, ary ny akora simika
✅Manamafy sy mamelona lalina ary mampiroborobo ny fitomboan’ny volo
✅Misy antioxidant miady amin’ny fahanterana izay mampiadana ny fisehoan’ny volo fotsy
✅Manalefaka sy manena ny fivakivakisana sy fahatapatapahan’ny volo
✅Mampangirana ny volo sy miaro ny lokon’ny volo
Ampiasao ny DIPSO HERBAL COLOR SHAMPOO PLUS fa sady manadio izy no miaro ny volonao ary maharitra 20 andro be izao ny faharetan’ny lokom-bolo.😍Tsy mandany fotoana be ny fikarakarana azy fa 10 hatramin’ny 15 minitra monja dia voaloko tanteraka ny volonao.⏰
👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+26134 81 127 65
📞 +26132 73 493 45
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
02/06/2026
Manazava avo 7 heny ny hoditra sady mampalefaka azy ho toy ny hodi-jazakely😱
💚BENICE PERFECT ELASTIC SHOWER CREAM - FRUIT BOOSTER + TRIPLE COLLAGEN C&E💚
Ity BENICE PERFECT ELASTIC SHOWER CREAM vaovao ity dia crème de do**he tsy toy ilay BENICE GREEN nahazatra. Izy kosa dia manazava avo 7 heny ny hoditra satria mikendry kokoa ny hanadio sy hampalandina ary hampamiratra ny hoditra.😍
⏭️Mampitambatra ny herin’ny siansa sy ny voankazo ny akora ao aminy :
🩸Ny Fruit Booster dia fitambarana voankazo toy ny paoma sy ny Kiwi izay manankarena vitamine C manazava sy manome aina ny hoditra.
💦Ny Triple Collagène kosa dia fitambarana Collagène karazany 3 izay manatsara ny fihenjanan’ny hoditra sady mampalefaka azy ho toy ny hodi-jazakely.
☕Ny Extrait de Café indray dia manankarena antioxydant izay mampatanjaka ny hoditra reraka sy mampihena ny tasy sy ny “cellulite” eo aminy.
🧪Ny Vitamine C &E no miaro ny hoditra amin’ny loto sy ny fahanterana aloha loatra.
💯Ity crème de do**he ity dia :
🌀Mamerina amin’ny laoniny ny fihenjanan’ny hoditra ary mampalefaka azy
✨Manazava ny faritra matroka amin’ny vatana ka mampitovy ny lokon’ny hoditra
💓Miaro ny hoditra amin’ny loto sy ny vovoka ary manome hamandoana maharitra azy
💫Manala ny loto sy ny hatsembohana sady mihazona ny menaka voajanahary ilain’ny hoditra
Ampiasao isan’andro ny BENICE PERFECT ELASTIC SHOWER CREAM vaovao FRUIT BOOSTER + TRIPLE COLLAGEN C&E dia hamiratra sy ho tanora lalandava ny hoditra.☺️
✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞 +261 34 70 631 40
📞 +261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 06:30 - 21:30 |
| Tuesday | 06:30 - 21:30 |
| Wednesday | 06:30 - 21:30 |
| Thursday | 06:30 - 21:30 |
| Friday | 06:30 - 21:30 |
| Saturday | 06:30 - 21:30 |
| Sunday | 06:30 - 21:30 |
