Oroka
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Oroka, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
Marque de maquillages et de produits de bien-être fabriquée et testée à Madagascar 🇲🇬
Pionier du gloss mat et mascara Malagasy 🇲🇬
Formulé par des ingenieurs chimistes Malagasy 🇲🇬
17/06/2026
Ady eo aminy samy mazana 😍
Team inona indray nareo ?
Jacaranda 💜 sa Vanile 🤎
👀 LALAO KELY
Mety ho inona ary ny anaran’ilay gloss brillant vaovao ho avy ? 💄✨
💎 Indice : anarana vato (toy ny gloss brillant rehetra 😉)
👉 Soraty ao commentaire ny vinavinanao
🎁 Hisy olona 2 handresy : remise 5000Ar ho an’ny tsirairay aorian’ny lancement
16/06/2026
Salama e 👋🏼
Tsy haiko nareo fa zah dia tena babo amin’ity Oeil de Tigre ity 🤎💄
✨ Tsy loko manaitra be fa ilay discret kely no tena mampanontany hoe: inona zany gloss anovany zany? 😏😅
Tsy ilay hoe Aty jerena be akory fa manintona maso foana nefa 😍😍
15/06/2026
Salama e 👋🏼😌
Hainareo ve fa anisan’ny vokatra be pitia indrindra ato amin’i Oroka ity Saphir ity 💄😍
Loko rouge vif ✨
👉 tsy misafidy loko tava
👉 ilay brillance kely fa tena manintona 😏💋
💄 Léger, tsy miraikitra
😍 Mety amin’ny look rehetra
Tsy mila make-up be intsony fa
ity gloss ity ihany dia ampy hampiavaka anao 💫
15/06/2026
Bon lundi 💐 que cette semaine soit douce et belle ❤️😘
👄 Bye bye peaux mortes
✨ Lèvres douces, lisses, naturelles
💄 Prêtes pour un gloss parfait
Routine rapide :
1️⃣ Gommage (1-2 fois par semaine)
2️⃣ Baume tous les jours
🇲🇬 Vokatra vita Malagasy
14/06/2026
Salama e 👋🏼
Iza no team vanille? Iza no team cacao? 😏
Fa tsisy choix intsony e… 😭💄
🍫🌼 1 seul gloss = Vanille + Rouge Cacao
✨ Gloss matte
✨ Odeur et nom vanille
✨ Couleur rouge cacao
Vokatra Vita Malagasy 🇲🇬
13/06/2026
Jerenareo anie rendu lay Jacaranda e 💜🥰
Tena oe wow 😵💫😍
Dispo chez nos Revendeurs :
- Iendriko Dyve Anosivavaka na Olympia Tanjombato
- Cosmétikoo Alasora
12/06/2026
Baume magique 🌸🍒
💄 Tsy mila lokomena intsony! Ity baume ity dia efa ampy hanomezana loko mavokely voajanahary, miova arakaraka ny pH an’ny molotrao ✨
❄️ Miaro sy manalefaka ny molotra amin’izao andro mangatsiaka izao
💧 manome hydratation, misoroka aminy molotra vakivaky
🌸 Molotra voaro isan andro ❤️
11/06/2026
✨ Astuce du jour ✨
Ndao nareo indray no miteny 😍👇
Inona ilay fika fika kely ataonareo rehefa manala ilay mascara Oroka? 💄
💬 Zarao aminay ny secret nateo (mety ho reposté 😉)
⚠️Tadremo tsara:
❌ Fadio manao mascara rehefa matory
💄 Baume magique
📸 Melanie Walker
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
