Produits Bio
PRODUITS BIO : Produits ZO (Produits à base d'aloès (vahona)
05/07/2025
ARETIN-TENDA SY GRIPPE
Mety misy mitovy amiko vé? Amin'izao andro mangatsiaka be izao dia tsy afaka ARETIN-TENDA sy grippe. Tena leo fanafody 😭😭
🍁🍁 Fa izao : hatramin'ny nihinanako TONGOLO GASY hasiny 1 isan'andro dia tsy nihinana fanafody intsony aho, vao tsapako hoe hafahafa ny tendako dia efa mihinana 👌🙂
FAMPIASANA AZY :
Vao mifoha maraina dia maka hasiny 1, tsakoina na atelina mety foana, ny ahy aloha tsakoiko. Rehefa lany dia arahana rano mafana 1 vera. Atao isa-maraina an! Ho hitanao fa hisava avy hatrany ny ARETIN-TENDA 👌👍🏾
🍁🍁 Mba hanala Ilay fofona iny dia afaka mihinana citron kely na atao jus.
Mirary soa hatrany tompoko!!!
02/11/2023
Aiza daholo isika mampiasa ny PRODUITS ZO, Mankasitraka foana e
16/08/2023
Safidio ny PRODUITS ZO raha te hanana volo salama sy tarehy madio, vita amin'ny vahona 🙂👍
06/05/2023
Salama e!!!
❤❤ VAOVAO BE ❤❤
🎀🎀🎀 Efa misy ny LOTION À BASE DE ROMARIN manampy ny asan'ny gamme :
⭕ Mampaniry volo haingana be
⭕ Mampatevina volo
⭕ Raha efa manomboka misy volofotsy dia mandoko azy ho mainty, na ny volo vao maniry aza dia ho mainty daholo
⭕ Manala angadrano, mahasalama ny hodidoha
⭕ Mety amin'ny karazam-bolo rehetra
Toerana : Manakambahiny
0346968042
Mandray commande isan'andro
13/02/2023
Aza adino ny mandefa retour aminay mba hifampizarantsika eto toy ity voaray omaly ity 👌❤
31/01/2023
PRODUITS ZO, vita amin'ny VAHONA 👍👌
29/01/2023
Miarahaba tompoko!!!
Ny PRODUITS ZO ahitana ny gamme (bain, savon, crème coiffante) sy ny savony amin'ny tarehy (café, persil, concombre) dia mampahafantra antsika rehetra fa :
🍅🍅 Noho ny fiakaran'ny ingrédients nanamboarana ny produits dia hisy fisondrotana ny produits rehetra manomboka ny volana FEBROARY izao.
❤ Ny BAIN D'HUILE raha 10000 Ar teo aloha dia lasa 12000Ar
❤ Ny crème coiffante ihany koa raha 10000Ar dia lasa 12000Ar
❤ Ny savony rehetra na ny amin'ny volo, na ny amin'ny tarehy dia hiakatra 6000Ar ny iray
👉👉 Mampanantena antsika fa tsy miova ny hatsaran'ny produits rehetra izay mampiavaka antsika amin'ny hafa.
💟💟 Mankasitraka amin'ny fahatokisanareo anay hatrany Tompoko!!!
08/10/2022
Mampivoaka tsara ny lokom-bolo ihany koa ny gamme ❤👌
02/10/2022
Miarahaba tompoko!
🍁🍁🍁 Vonona hanome fahafaham-po anareo foana izahay amin'ny : GAMME (BAIN D'HUILE, SAVONY ARY CREME COIFFANTE) vita amin'ny vahona. 25000Ar ny vidiny. 🍁🍁🍁
🌼 Mandaitra eo no ho eo raha vao manomboka mampiasa
🌼 Mampijanona haingana ny mihintsana sy tapatapaka
🌼 Mampaniry volo vetivety, na sola aza mbola maniry
🌼 Maha-souple volo, tsy mila manao volo fa mivoaka tsara foana
🌼 Tsy mifidy volo
Contact : 0346968042
14/09/2022
💝💝 Gamme PRODUITS ZO (bain d'huile, savony, crème coiffante) à base-na VAHONA : 25000Ar
🍁 Mampitsotra, mampalefaka volo TSY MILA BRUSHING
🍁 Mampalava sy mampatevina volo vetivety
🍁 Mitsabo ny miongotra sy tapatapaka, VAO MANOMBOKA MAMPIASA DIA MIJANONA NY MIONGOTRA
🍁 Tsy ela ny vokatra, tsy maintsy mahita vokatra daholo
🍁 Tsy mifidy volo, na antitra na ankizy mety aminy daholo
Toerana : Manakambahiny
0346968042
09/09/2022
Mankasitraka tompoko ❤👍
31/08/2022
Finaritra e
🌺🌺 Ho an'ny te hanana volo salama, mitsotra sy malefaka nefa tsy mandalo brushing sy fer, efa POSSIBLE izany amin'ny fampiasana ny
👉 GAMME PRODUITS ZO (Bain d'huile, savon, crème coiffante) 🌺🌺
🍁🍁 Vita amin'ny VAHONA ny bain sy ny savony, vita amin'ny CIRE D'ABEILLE ny crème coiffante. 🍁🍁
🌷🌷 Zakan'ny rehetra : 25000Ar izy 3. Mandray commande isan'andro , mandefa amin'ny faritra ihany koa.
0346968042 🌷🌷
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
