Menaka Mahalava Volo
Ny Menaka Mahalava Volo dia ny Crème coiffante izay Tsoka tsy Mandry pure (efa niala fofona) ary Huile Repousse cheveux
15/06/2026
Fa raha mahazo an'irero fleur hibiscus 1kg ireto ihany koa aloha π
β£οΈ Ataovy veloma daholo ny tsy mahasalama na ny vatana na ny volo
β£οΈ Amin'ilay tena tsara sady ny qualitΓ©
Tsy ny menaka Tsoka Menaka Mahalava Volo ihany no hitanareo ato aminay β£οΈ
Mankasitraka hatrany oo π
15/06/2026
Raha nahazo an'ity Menaka Tsoka en Format 1L ity ny volonao , lava tsara sady salama be vao lany io π₯°π₯°π€£π€£π€£
πΏ Mialatsiny fa nanenjika asa tamin'ny herinandro lasa teo dia tsy hita mihintsy
Mirary herinandro mahafinaritra hatrany π
06/06/2026
πΏ Anisan'ny tena mahatonga ny clients hifikitra aminay ny tsy fiovan'ny qualitΓ©-n'ny Menaka Tsoka.
β¨ Tsy vitan'ny hoe tsy miova izy, fa miezaka manatsara azy hatrany izahay rehefa misy fanatsarana azo atao.
π Ity format 1,5L hitanareo ity dia revendeurs no tompony.
π Ary porofon'ny fahatokisan'ny mpanjifa anay :π efa 2 taona mahery izao no niara-niasa tsy tapaka izahay sy ity client revendeur iray any Maurice ity.
π Faly izahay mahita fa mbola mitohy hatramin'izao ny fiaraha-miasa.
π€ Raha te ho revendeur ianao :
β¨ Manome prix de gros izahay
β¨ Mety ho an'ny mpivarotra sy salon de coiffure
β¨ Misy format adaptΓ© amin'ny filanareo
π¬ Aza misalasala mandefa message raha mila fanazavana fanampiny.
π Mankasitraka hatrany oo
05/06/2026
Gras sa sec ny volonao?
π¬ Fanontaniana iray apetrakay matetika aminareo io rehefa manontany ianareo hoe :
π "Ahoana ny fomba fampiasana ny Menaka Tsoka ?"
π€ Ianareo :
"Ahoana ny fomba fampiasana ny Menaka Tsoka ?"
πΏ Izahay :
"Inona ny karazana volonao ? Gras sa sec ?"
Misy mahavaly avy hatrany io fanontaniana io.
Fa misy kosa mamaly hoe :
π€ Ianareo :
"Inona indray ny volo gras ? Ary inona ny volo sec ?"
π Izay indrindra no nahatonga ity thΓ¨me androany ity, mba hahafahantsika rehetra mahafantatra bebe kokoa ny volontsika.
π‘ Fantaro aloha fa ny hodi-doha dia mamokatra menaka voajanahary izay manampy hiaro sy hitazona ny hamandoan'ny volo.
π Volo gras :
π Be loatra ny famokarana ilay menaka voajanahary.
Vokany :
β mandona menaka ny volo na tsy manosotra menaka aza ianao
β mora mifitsaka
β mora maloto
β toa mavesatra vetivety na vao avy nosasana aza
π Volo sec :
π Tsy ampy kosa ny famokarana ilay menaka voajanahary.
Vokany :
β maina sy makiana ny volo
β mora tapatapaka
β tsy dia mangirana
β mila hydratation sy soin bebe kokoa
β οΈ Izany indrindra no mahatonga ny fomba fampiasana ny Menaka Tsoka tsy hitovy amin'ny olona rehetra.
π Hafa ny fampiasana azy raha volo gras.
π Hafa kosa raha volo sec.
πΏ Noho izany, fantaro aloha ny karazana volonao.
π Satria tsy ny produit tsara no ampy,
π fa ny produit mifanaraka amin'ny volonao no tena zava-dehibe.
π Mankasitraka hatrany oo
03/06/2026
π¬ Misy Tena nahagaga anay ireo fanontaniana voaray tato ho ato...
π Ary hita tamin'izany fa mbola maro no tsy mahalala ny fototry ny fikarakarana volo.
πΏ Koa andeha hovaliantsika miaraka ireo fanontaniana apetraka matetika...
π© "Bonjour, mitady menaka manalava volo vetivety ?"
π Mitady menaka manalava volo vetivety ve ianao...
πΏ sa mitady volo salama hahafahany maniry sy hitazona ny longueur-ny ?
β οΈ Noho izany, mitandrema amin'ireo fampanantenana hoe :
β "Lava volo ao anatin'ny andro vitsy"
β "5 cm ao anatin'ny herinandro"
π© "Tsisy menaka le sorana amin'ny vatana le mampangeza reny ve ?"
π
Menaka mahalava volo ihany no misy ato aminay.
π© "Firy cm no azo mandra-pahalanin'ny 100 ml ?"
π‘ Tian-tsika ny miresaka cm...
Fa fantatsika ve aloha hoe :
π firy cm no maniry naturellement ny volontsika isam-bolana ?
Satria samy manana ny rythme-ny ny volo tsirairay.
π© "Tsy maintsy sasana ve ny volo rehefa avy asiana Menaka Tsoka ?"
π Tsy voatery.
πΏ Soin sans rinΓ§age ny Menaka Tsoka.
Fa miankina amin'ny karazana volo ihany koa ny fomba fampiasana azy.
π¬ Ary eto indrindra no nahagaga anay :
β Gras ve sa sec ny volonao ?
π Betsaka ny olona no tsy mahalala ny valin'io fanontaniana io.
Kanefa io no fototra indrindra amin'ny fikarakarana volo.
β οΈ Raha tsy fantatrao ny karazana volonao :
β Sarotra ny misafidy produit mety
β Sarotra ny mahazo volo salama
πΏ Izay indrindra no ho fampianarana manaraka :
π Inona no atao hoe volo gras ?
π Inona no atao hoe volo sec ?
π Mankasitraka hatrany oo
01/06/2026
π Sarotra ny hoe olona avy ao Fianarantsoa, tahaka anay izao, ka tsy mahalala na tsy manaraka an'i Elodie Vargas
β£οΈ Indrindra indrindra hoe amie de longue date n'i Elodie, ka tsy hirehareha manana azy sy tsy hanohana azy.
π Koa manentana antsika mianakavy hijery ny seho hotanterahiny any Bordeaux ny 13 Juin 2026 :
β¨ "TSY VERY MANDEHA" β¨
π‘ Ny tena mampiavaka azy dia ny fahaizany miaina tanteraka ny personnage lalaoviny.
π Raha mampalahelo ny tantara, dia mety ho latsaka ranomaso mihitsy ianao.
π Raha mampihomehy kosa, dia tena mampana-tsinay π€£
β¨ Seho iray ka tsy tokony ho diso anjara ianao:
ποΈ Ato amin'ity lien ity no ahafahanao manao rΓ©servation ny billet.
https://www.facebook.com/share/p/18Xtzbo9S2/
π Tahio ny an-tegna fa ny an'olo tsa omeny π
31/05/2026
β€οΈβ€οΈ Hafa ihany manana Zanaka izany β€οΈβ€οΈ
Mirary fety Sambatra hoan'i Reny rehetra ππ
β£οΈβ£οΈβ£οΈ
30/05/2026
π Ity ary ilay cadeau & promo FΓͺte des MΓ¨res niandrasanareo ho fisaorana anareo tonga maro tamin'ny vente expo πΏπ
β¨ Anisan'ny vente tsara indrindra nataonay iny vente expo farany iny.
π Porofon'izany : 5 sisa tavela ny Pack Menaka Mahalava Volo alohan'ny hahalany tanteraka azy π
β¨ Koa ny 1 amin'ireo dia homenay maimaim-poana ho an'ny olona iray tsara vintana π
π¬ Raha handray anjara amin'ny tirage :
π Valio ao amin'ny commentaire :
"Inona avy no mandrafitra ny Pack Menaka Mahalava Volo ?" π
β¨ Ny 4 ambiny kosa dia atao promotion spΓ©ciale :
πΏ 25.000Ar au total β au lieu de 29.000Ar
π Routine complΓ¨te ho an'ny volo io :
β manadio
β mampalefaka
β manampy ny volo ho salama sy hitombo
π¬ Tongava maka ny anjaranao π
π Mankasitraka hatrany oo
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ankadifotsy
Antananarivo
101
