Ando Tissage
Mamadika volo avy notapahana ho :
tissage, Extensions à clip,...
Toerana: ambodimita
0343399416
Mandray commande hatrany .
Mamadika volo avy notapahana ho , à clip, ,
0343399416
👉Finition garantie tsy miongotra
👉Lanjaina ny volo alohan’ny anjairana azy sy rehefa vita 🥰
👉vita 2h, endrasana eo
Manao pose tissage sy extension ihany koa.
16/11/2024
Découvrez l'art du tissage avec Ando Tissage ! ✨ Chaque création est unique et réalisée avec passion. ✨ Pour célébrer notre retour, bénéficiez de -10% sur votre première commande avec le code BIENVENUE. ✨
***Création de tissage, extension à clip, queue de cheval, perruque, U part,
Pose tissage et extension avec différentes techniques professionnelles.
❤️❤️❤️Sublimez votre couronne naturelle❤️❤️❤️
25/04/2024
Ndao asiana promotion kely indray amin'ity week end Ty e 🥰🥰🥰🥳🥳
Ataontsika 30000ar ny pose tissage tsy mila mirandrana 😁💚💚💚
oui tsy randranina amin'izay afaka manasa loha foana ianao .💞💞💞
Afaka atao brushing.💪💪💪
Maharitra 1 mois 💪💪💪
Tsy miala raha tsy esorina mintsy 💪💪💪
Zareo Zao Faly ery satria tsy maheno mintsy hoe misy tissage ambony lohany 😅😅😅
27/03/2024
♥️♥️♥️Pose tissage sans tresse ♥️♥️♥️
Te hanao tissage enao anefa tsy mahazaka mirandrana ???
Natao ho anao indrindra ity technique vaovao ity:
☘️tsy Mila rnadranina ny volonao fametahana ilay tissage, misy anneau hametahana azy
☘️ Maharitra 1mois
☘️ Afaka sasana , atao brushing, fatorana, entina matory
☘️ Ary indrindra tena confortable. Tsy marary
Pose demi tête 30000ar fotsiny
Satisfait ou remboursé
☎️ 0343399416
Afaka makany antrano
25/03/2024
17/02/2024
Pose extension à clip ♥️♥️♥️
Mahafaly hatrany mahita anareo feno tsiky rehefa mivoaka ato amin'ny Ando Tissage 😘🥰🥰
"Ici les clientes sont toujours satisfaites"
Tsy maintsy afapo ianao, tsy miongotra , tsy mihintsana 💚
0343399416 ekar ambohimirary
05/02/2024
♥️♥️♥️offre spéciale st Valentin ♥️♥️♥️
Extension à clip 53cm top lisse
Frange à clip top lisse disponible en noir et marron
Vologasy daholo
Finition tena top , tsy maints hoe afapo Enao ♥️☘️
0343399416
27/12/2023
Envie de changer de tête pour la fête 🎉🎉🎉
Opter pour nos franges vrais cheveux
Couleurs : noire , marron
Volo gasy , tsis zaitra hita, tsy Mila takomana volo
20000ar
18/11/2023
Frange à clip , mastermix, high quality, tsy mangirana, indétectable, afaka sasana, mazaka hafanana. .
Disponible en noir et marron
15/11/2023
Extension à clip, volo gasy , top lisse 58cm
Bande 3 dégradé ( 58cm , 55cm,50cm)
Mp pour la vidéo
195 000ar
24/10/2023
Mamadika volo avy notapahana ho
➡️Tissage
➡️Extension à clip
➡️Chouchou
➡️Frange à clip
➡️Perruque
⏩⏩Pose extension et tissage
Tsy miongotra na kely aza , finition tena tsara
Toerana: ambohimirary météo
📞0325501487 - 0343399416
2heures Dia vita
🚌✈️Mandray commande avy any am faritra
Coucou daholo oh 🥰, misy fanamboarana ny atelier eny ankatso ka nifindra ety ambohimirary indray aloh.
Mitohy hatrany ny fandraisana commande
0343399416
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
