Goldy

Goldy

Share

Pejy ofisialin'ireo vokatra Goldy isan-karazany eto Madagasikara.

23/05/2026

✨ Routine cheveux curly avec Goldy 💛
On commence par un bain d’huile Jojoba + Coco + Avocat pour nourrir et préparer les cheveux 🥑
Puis place au lavage avec Shampooing Goldy pour nettoyer tout en douceur 🫧
Ensuite, applique Goldy Curly en leave-in sans rinçage pour hydrater et définir les boucles ❤️ avant de finaliser la coiffure avec le Goldy Plaquage ✨

22/05/2026

🥥 Ny Goldy Diloilo Coco dia vokatra voajanahary 100% 🥥
Fikarakarana tsotra natao ho an’ny vatana sy ny volo 🥰
Ampiasao mba hampalefaka ny hoditra, hiarovana ny volo ary hanaovana massage 🌿

21/05/2026

✨ Grâce à l’huile Goldy à base de karité, avocat et coco, chaque coiffure devient aussi un vrai soin pour les cheveux 💚
Elle nourrit, protège et apporte douceur et brillance pendant le coiffage 🌿
Des cheveux sublimés, hydratés et pleins de vie à chaque utilisation 💫

14/05/2026

💫 Avant… après… et la magie Goldy fait le reste ❤️
Des cheveux plus doux, plus brillants et parfaitement coiffés en un clin d’œil ✨
Goldy... ny tsara indrindra ho anao 🥰

13/05/2026
11/05/2026

Ity indray ny fotoanantsika manaraka 🥰
Sady 𝐋𝐢𝐯𝐞 𝐅𝐚𝐜𝐞𝐛𝐨𝐨𝐤 noho 𝗧𝗶𝗸𝘁𝗼𝗸 amin'ny 📌alarobia 13 mey amin'ny 7 ora sasany hariva 😊
Hahafahanareo manontany momban'ny produits, ny fomba fampiasa azy ary afaka manjifa ihany koa 😍

09/05/2026

🧡 Le Goldy Curly est parfait comme leave-in sans rinçage pour des boucles toujours au top ✨
Applique-le sur cheveux humides pour hydrater, définir les boucles et réduire les frisottis sans alourdir 🌿

07/05/2026

Vokatra Goldy vaovao: GOLDY RAVINTSARA BAUME ❤️
Ilay baume anisan'ny tena tsara 🥰🌿
Manala fanaintainana, azo hanorana, miaro amin'ny otrik'aretina, mampisinda ny kohaka sy sery... 👌🏻
Ianao koa raha te ho afa-po tahakan'i Majesty Ramses, dia mampiasà ny Goldy Ravintsara Baume 🥰

06/05/2026

Ity indray ary misy tuto kely raha hanao styling boucles miaraka amin’ny Goldy Curly 🥰
Araho tsara fotsiny ny vidéo 🥰
Mivoaka tsara ny boucles avy eo 🧡 sady mateza 😍

02/05/2026

Inona ary ny vokatra Goldy nampiasaina teto raha hainareo? 😅
Sopapa kely: hanasana loha, mba hampivoaka tsara ny boucles 🥰
Soraty ao amin’ny commentaire ary hoe 😄

27/04/2026

Efa nanandrana ity Goldy Baume Ravintsara ity ve ianao? 🤔
👉 Baume vita 100% avy amin'ny Ravintsara, hainga-piasa sy tena mandaitra ary tsara kalitao indrindra 👌
Afaka ampiasaina hanorana, hanala ny fanaintainana, hiarovana amin'ny aretina sy havizanana 💪
Ka aza misalasala manjifa azy fa tsy hanenina ianao 😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo
101