Medecine gasy

Medecine gasy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Medecine gasy, Health/Beauty, Antananarivo.

24/02/2026

Vao mifoha rahampitso dia SURPRISE ARABOLA🫰🏻💵 no mitsena anao🫵🏻
☝🏻

20/12/2025

Raha tonga eto ny masonao amin’izao fotoana izao… dia misy antony.
Misy hery manosika anao hiditra eto satria miandry anao ny fanokafana vaovao.

Ato anatin’ny andro vitsivitsy dia mety hisy fiovana lehibe:
✨ Hisokatra làlana efa nikatona
✨ Hiala tsikelikely ny sakana sy olana
✨ Hiditra ny harena sy fahombiazana

🔥 Amin’ity androany ity dia atolotro anao Rituel tena matanjaka, fomba nentim-paharazana miasa haingana ho an’izay mila fanampiana sy fiovana

Raha mila fanohanana dia soraty hoe “AMPIO AHO” dia homena anao:
🔹Vola sy tombontsoa tonga tampoka
🔹 Fitomboan’ny varotra sy asa
🔹 Fidiran’ny client tsy tapaka
🔹 Vahaolana amin’ny affaire miady saina
🔹Fanokafana vintana sy fandresena
🔹 Fihazonana harena ho maharitra
🔹 Fiarovana amin’ny fitombenana sy olon-dratsy
🔹 Fomba hahitana zavatra very

🔮 Tsy sendra fotsiny ianao no mamaky izao.
Mety ity mihitsy no fotoana tokony handraisanao vintana.

14/12/2025

🍀✡️ Raha mamaky ity hafatra ity ianao amin’izao fotoana izao, tsarovy fa efa olona manana hery sy fahafahana hahomby ianao. ✡️🍀

🔮 Fotoana izao hanesorana ny hery ratsy rehetra izay mahatonga anao hiaina olana ara-bola tsy tapaka, tsy afaka amin’ny trosa, ary tsy mahavita manangana zavatra maharitra eo amin’ny fiainanao.

🔮 Fotoana izao hanalana ireo sakana miafina izay manakana ny tanjonao tsy ho tratra, ary mahatonga anao hiaina ao anaty olana sy fahasahiranana tsy misy fiafarany.

🪬 Tsy kisendrasendra no nahitanao ity hafatra ity. Raha isan’ireo olona mbola miady amin’ny olana eo amin’ny fiainana ianao, dia natao ho anao manokana ity.

⚜️ Raha tsapanao fa anjaranao izao vintana izao, dia midira haingana ao amin’ny hafatra miafina (MP).
⏳ Aza miandry ela, satria mety ho ity no dingana hanova ny fiainanao — ary tsy hanenenanao velively.

11/12/2025

🔮 FAMERENANA NY RATSY AMIN’IZAY NANAO AZY

Misy fomba tsotra nefa mahomby, nataon’ny razantsika hatramin’ny ela :
Makà sira vaingany iray tanana, asio fisaorana sy fangatahana fiarovana, dia aleveno eo ambavahadin’ny trano.

👉 Rehefa vita izany :

Mihidy ny fidiran’ny hery ratsy

Miverina amin’izay nandefa azy ny ratsy rehetra

Madio sy voaaro ny tokantrano

Mitombo ny hery tsara sy ny vintana

Mihatsara ny fandriampahalemana ao an-trano

Ny trano dia mangina sy milamina, ny fianakaviana matoky, ary ianao mahatsapa vintana sy hery vaovao miditra tsikelikely.

---

🧿 Ho an’izay miatrika olana :

– Blockage tsy fantatra
– Fitiavana sy tokantrano mikorontana
– Asa sy varotra tsy mandeha
– Vintana mihitsoka
– Fihenjanana, fanakantsakanana, tsatoka
– Harena tsy mitombo
… sy olana maro hafa tsy takatra maso

Afaka manoratra mivantana ianao.
Manadio, manokatra vintana ary manome torohevitra mifanaraka amin’ny olanao aho.

28/11/2025

💥 Ny Fiainana Tsara Kokoa, Manomboka Amin'ny Rituel Manokana! 💥

Tsy kisendrasendra ny fahitana ity hafatra ity! Fanombohana vaovao ho an'ny fiainanao izany!

✨ Raha toa ka:

Vola tsy ampy, asa tsy mandeha, varotra tsy mivoatra,

Fahavalo miandry, vintana mihidy...

Dia izao no fotoana hanovàna izany rehetra izany! Ny rituel manokana dia efa nanampy olona maro hahita:

➡️ Fidiram-bola tsy ampoizina
➡️ Asa sy varotra mandeha tsara
➡️ Vintana misokatra sy fiarovana amin'ny fahavalo

🔥 Vonona ve ianao hanova ny fiainanao sy hanokatra varavarana ho an'ny fahombiazana?

👉 Raha te-hiala amin'ny olana sy hanomboka fiainana vaovao ianao, dia manorata eto hoe “TE HIOVA”. Raha te hahazo fanampiana amin'ny rituel, izay nanampy olona maro hanao fiovàna mahery vaika, dia misoratra anarana izao!

🔵 Aza avela hiala eo aminao ny vintana – izao no fotoana voatendry ho anao hanampy fiovàna lehibe!

27/11/2025

🔮 1. Rituel misokatra amin’ny vintana vaovao

Akora ilaina :

Labozia volomparasy na maitso

Ravina kininina 1 (na sira raha tsy manana)

Rano madio kely

Fomba fanaovana :

Atsofohy amin’ny tananao mandritra ny 10 segondra ny ravina/sira → eritrereto ny zavatra tianao hivoaka.

Alefaso mirehitra ny labozia.

Fafao ao anaty rano ilay ravina/sira, dia lazao hoe:
“Mivoaha ny sakana, miditra ny vintana.”

Avelao hilamina mandra-pahamaizina.

Dikan’ny rituel : Manadio ny lalana sy manokatra fahafahana vaovao.

Aza adino: mizara amin’ny namanao ity rituel ity, satria ny tsara dia zaraina! 🤝
Paratgeo raha fantatrao fa hahasoa azy!

Photos from Medecine gasy's post 26/11/2025

💥 Misy antony nahatonga anao hahita ity hafatra ity – tsy kisendrasendra izany fa famantarana ho an’ny fiainanao.

✨ Raha mbola tsy nandeha araka ny nantenainao ny raharaha: vola tsy mandeha, asa mijanona, varotra tsy mivoatra, vintana mihidy… dia izao no fotoana hanokafana izany rehetra izany.

🔥 Atolotro anao Rituel manokana izay efa nanampy olona maro hahazo:
➡️ Fidiram-bola tsy ampoizina
➡️ Asa sy varotra mandeha tsara
➡️ Vintana misokatra sy fiarovana amin’ny fahavalo

👉 Raha vonona ianao, manorata eto hoe “TE HIOVA” dia hiditra ao amin’ny fiainanao ny fiovana tianao hatry ny ela.

🔵 Aza avela hiala eo aminao indray ny vintana, satria izao no fotoana voatendry ho anao

25/11/2025

✨ Raha mahita ity hafatra ity ianao dia midika fa efa tonga ny fotoananao hiova.

💫 Ao anatin’ny andro vitsy dia afaka manova ny fiainanao tanteraka ianao: hisokatra ny vintana, hiditra ny harena, hiala ny olana.

🔥 Anio ihany no atolotro anao Rituel manan-kery hahazoanao vola, asa, varotra, client, fandresena ary fiarovana amin’ny fahavalo.

👉 Manorata hoe “AMPIO AHO” dia ho hitanao amin’ny masonao ny fiovana lehibe mitranga.

🔵 Ny vintana tsy miandry ela — raiso izao dieny mbola eo am-pelatananao!

20/11/2025

😊 Minoa ahy ianao — tsy haharitra akory ny herinandro, fa hiverina eto ianao hijoro ho vavolombelona amin’ny fiovana lehibe eo amin’ny fiainanao!

🔥 Anio ihany no omeko anao Rituel mahery vaika hahavaha olana, hampiakatra ny vintanao ary hampiditra fahombiazana amin’ny sehatra rehetra.

👉 Soraty izao ny teny hoe “AMPIO AHO” dia ho azonao avy hatrany ireto tombontsoa ireto:
💥 Vola sy tombontsoa tsy nampoizina
💥 Fampiroboroboana varotra sy asa
💥 Fitazonana client sy fahazoana vaovao
💥 Fanokafana varavarana amin’ny affaire rehetra
💥 Fampitomboana vintana amin’ny fifaninanana sy loka
💥 Fiarovana sy fanavotana amin’ny fankahalana sy ny fahavalo
💥 Fomba hahitana zavatra very sy tsy hita

🔵 Tsarovy: ny vintana dia tsy miandry ela. Raha vonona ianao izao, dia eto no fiandohan’ny fahombiazanao! 🔵

18/11/2025

❌ ITY NY VAHAOLANA ❌

Misy aminao ve ireto tranga ireto ?

🔻 Malchance : – Zavatra rehetra ataonao dia tsy mety fa mandamoka hatrany.
🔻 Tsy mahatazom-bola : – Mahazo vola ianao, fa toa lanilany ho azy, tsy fantatra hoe lasa aiza.
🔻 Mafaik'oditra : – Na aiza na aiza alehanao dia toa mangina ny tontolo. Tsara tarehy ianao, nefa tsy misy mihitsy miresaka aminao eny an-dalana. Tsy dia mahasarika olona.

❗ Raha tsapanao izany… dia aza avela hifikitra ao aminao ireny angovo ratsy ireo.

🔮 Indro ny recette tsotra sy mahery vaika hanadio sy hanokatra ny lalanao :

✅ Zavatra ilaina :

• 1 litatra rano madio (avy amin’ny ranomasina, loharano, fantsakana, na ranon’orana)
• 16 clous de girofle
• 3 charbon mainty

🧪 Fomba fampiasana :

1️⃣ Ataovy ao anaty tavoahangy ilay rano.
2️⃣ Ampio ao ilay charbon 3 sy girofle 16.
3️⃣ Avelao hilona 3 andro.

✨ Rehefa tapitra ny 3 andro, alao kely ilay rano dia anasa ny tarehy sy ny tanana amin'ny maraina rehefa mifoha.
Ataovy mandritra ny 3 andro misesy.

💫 Araho finoana… fa tsy ho ela dia hisokatra ny varavaran’ny vintana, ny fitiavana, ary ny vola

MANKASITRAKA INDRINDRA Ô 🙏🏾

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
102