Andy's beauty

Andy's beauty

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andy's beauty, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

23/04/2026

Salam e, Afak maka entana foana isika fa ny vaovao no mihato, azfad fa TS mandeh ny Facebook tsika fa Afaka miantso foana am fakana entana, Merci 🙂

16/03/2026

Salama e,. Ho an'izay TS naharay message faobe tompoko Dia mihemotra am 25 n'y fakana entana. De ny vaovao taty arina rehetra Dia am le 5 Avril no maka entana fa miverina manao commande ny 31mars Izao. Misaotra tompoko

21/02/2026

Salama e, Azafad Tonga de mi'atso isika hanao commande amnio semaine Miditra io fa tsy Mety hanoratana mp ny page Tsika an, mbola andalam-pikarakarana anzay zahay, misaotra tompoko 🙂

27/01/2026

Salam e, azfad fa nisy problème ny page da Zao vao rétabli an, nareo tranainy efa mahalala ny laharana fa ho anzay vaovao Dia Afaka miantso ny laharana ato am page, tsy Afaka Mamal message fa tsis hita avokoa tompoko ny message nareo rehtr fa hialana Tsiny.. raha hametraka commande dia afaka miantso otran'ny mahazatra, misaotra ndrindra Tompoko ❤️

05/01/2026

Salama e, manomboka ny commande manomboka ny 06janoary Zao, misaotra tompoko 🥰

27/12/2025

Salama e, ho an'izay rdv maka entana rapitso mba hiangavina MBA ho Tonga aloha raha mahita an'ity pub ity satri mihidy @ 12h ny dépôt ka efa niezaka niantso izay tratra ihan Zahay fa ho an'izay ts tratra antso MBA Tonga de MBA tongava aloha tompoko 🥰 misaotra brtsaka am fiarahamiasa

18/12/2025

Salam e, Maro isika mandefa mp hoe fa Manin ts nahazo entana, de valiako eto fa ts arako n'y mp: Ze nanao commande Avant le 15dec ian tompoko no mahazo entana avant Noël sy taombaovao, zan hoe tsy Mamoaka entana intsony mints Zahay raha tao aorinanzay ny commande, de hialana Tsiny tompoko fa betskaa ianareo nefa ny entana tena efa juste bé. 😌 @7 janvier indray zahay vao Mandray commande hafa Ary 10janvier ny fandraisana membres vaovao manaraka 🙂 misaotra 🥰

09/12/2025

Salama ee, azafad fa TS afaka hanao pub Tsony zahay satria mifanesika bé ny commande ato am mp. Ka lb hiangavina ré tompoko mba miandr kel daholo Zay ts voavaly ny mp satri tena ts araka mo ts afaka mandray vaovao mints aloha zahay amty satri tena feno b ny commande faran'ny taona de ts araka.. efa miezaka miantso zahay ho Anle nametraka numéro ra mis ambony..iaoana Tsiny kosa ho an'zay ts voavaly tompoko fa tena saturé b de lasa ts Mandé Tson ny mp,,,misaotra manaiky ny fandaminana tompoko 😘

30/11/2025

Bsr,Rapitso fandoavana versement rankizy an, ho anle efa ela de rapitso koa ny avoaka ny dossier rehetra tompoko ka Tonga de Mila maka fepetra satria efa mis dossier classé miandr sazy ka havoaka daholo ny rehtr rapitso satria efa décembre rapitso 🙂 Misaotra ho Anle client mahay miasa fa his Cadeau NDray isika aloha krismasy

29/11/2025

Afaka manao commande am message na par Appel tompoko fa Tonga ny entana : kapa,body,tee shirt, short andehilaahy ary satroka🙂 NB: satroka b***e sachets 3 ihan fa Zay manao commande Mialoha no mahazo 🙂

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo
101