Pollen Madagascar

Pollen Madagascar

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pollen Madagascar, Health/Beauty, Antananarivo.

23/05/2025

Salama daholo ooo!!😍

Elaela tsy hita teto izahay fa miasa sy mandray commande foana an!

🥰Mankasitraka ny fiangonana izay nisafidy ny savony Pollen atao fanomezana ho an’ny renim-pianakaviana ao am-piangonana amin'ny alahady izao ❤

❤Tahian'ny Tompo ny reny rehetra ❤

Photos from Pollen Madagascar 's post 25/05/2024

Faradoboka niany ao amin'ny Coco Lodge Majunga be ooo!!!

Misy an'ity promo be ity koa eo amin’ny stand nay fa mandalova 🤩🤩

✅Combishort 10.000ar monja dia mahazo ooo!!!

23/05/2024

🔥🔥🔥Aiza nareo mpanaraka ny pejy any Mahajanga ooo!!!

🤩Misy entana maro azo atao fanomezana ho an'i neny ato amin'ny Coco Lodge fa tongava e!

✅Ny produits POLLEN koa hitanao ato 😍

22/05/2024

🥳PRODUITS ANTICHUTE SY ANTITACHE 🎊

🔥Ao amin'ny Coco Lodge Mahajanga no fotoanantsika hatramin'ny 25 Mai 2024!

✅Azo atao fanomezana tsara ho an'i neny koa ireto vokatra ireto a!

✅Shampoing antichute vita amin'ny huile de ricin.👌 Mety amin'ny karazam-bolo rehetra, mampaniry volo ary mampiato ny fihintsanan'ny volo. Mety amin'ny vehivavy mampinono ka mihintsam-bolo.
👉 Vidiny : 5.000ar

✅Sérum antichute vita amin'ny huile de ricin. Azo anaovana bain d'huile, soin de coiffage isan'andro, irandranana. Mampaniry volo ary mampitsahatra ny fihintsanan'ny volo.
👉Vidiny : 10.000ar

✅Savony vita avy amin'ny tantely: antitache, manala ny mony sy ny tasy vokatry ny hafanana sy hatsiaka. Miaro ny tarehy amin'ny masoandro ihany koa.
👉Vidiny: 5.000ar

21/05/2024

✅Rahampitso ary o!!!

🔥Any amin'ny Coco Lodge no fotoanantsika 🔥

Photos from Pollen Madagascar 's post 13/05/2024

✅Mety tsara ity savony ity amin'ireo olona manana peau grasse.
🔥Manadio ny tarehy izy sady manala ny mony sy ny tache avelan'ny mony

🤑5.000ar monja anie dia madio ny tarehy e 🤗

13/05/2024

Ho anareo any Mahajanga indray ary o! 🔥🔥🔥Ho hitanao ao ny vokatra POLLEN rehetra amin'ny vidiny mitovy amin'ilay aty Antananarivo ihany 🤩🤩🤩
🤗Manararaota manao stock 😍

✅Savony 5.000ar
✅Shampoing 5.000ar
✅Sérum 10.000ar

Photos from Pollen Madagascar 's post 08/05/2024

🔥🔥🔥Tena azo atao fanomezana ho an'i neny koa ireto vokatra ireto an! ❤❤❤

✅Manao livraison izahay ho an'ny eto Antananarivo 🤗

07/05/2024

✅SAVONY POLLEN

🤗Mbola tsy nanandrana nampiasa an'ilay savony foana ve?😊 Efa maro no nahita soa dia miverina manjifa an!

Eto foana izahay na somary mangina kely aza ny pejy. Afaka manao livraison ho an'ny eto Antananarivo.

Tsy miova ny vidiny fa 5.000ar ihany!

Photos from Pollen Madagascar 's post 26/03/2024

Salama daholo ve ooo!! 🎊🎉

😩Sahirana kely izahay fa ialana tsiny ny fahanginan'ny pejy!

✅Afaka manjifa hatrany ireo vokatra POLLEN ianao!

👉Antananarivo
👉Mahajanga
👉Toamasina

20/02/2024

⚠️Natao ho sahaza antsika rehetra na ny vidiny na ny kalitao 🤩

20/02/2024

✅✅✅Aiza avy no ahitanao ny vokatra POLLEN?

✅Fantatrao ve ireo faritra ahafahanao mahita ny vokatra POLLEN?

👇Ao amin'ny commentaire ao ireo adiresy azonao andehanana 😊

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address


Antananarivo