Parlons santé avec Faliana
Créateur de contenu
Fianarana sy toro-hevitra momba ny fahasalamana
Professionnel : [email protected]
Iza avy ianareo no misy volo fotsy?
Ndao hojerentsika ny mahatonga izany 😉
Araho hatramin'ny farany ny horonantsary 😊
Zarazarao hahasoa!
Mitombona ve izany mandeha fadim-bolana in-2 anatin'ny iray volana izany?
Araho hatramin'ny farany ny horonantsary 😉
Zarazarao hahasoa
Fantatrao ve izany "Yaourt blanc"?
Ny yaourt nature sy ny nature sucré
Mazotoa ary mihinana yaourt 😉
Fantatrao ve fa mahasalama ny taovam-pandevonan-kanina ny fihinana yaourt?
Ny yaourt dia manana ny antsoina hoe "probiotique"
Manomboka androany fadio ny mikosoka maso matetika satria mahatonga "kératocône" izany⚠️
Manatona Dokotera raha mangidihidy foana ny masonao 😉
Zarazarao hahasoa!
"Fomba fanenana ny stress na rarin-tsaina"
Araho hatramin'ny farany ny horonantsary 😊
Zarazarao hahasoa 😉
03/11/2025
⚠️🌞Amin'izao andro mafana be izao dia indreto ny tokony ataonao rehefa hivoaka ny trano ianao :
- Manosotra Crème solaire ny tarehy, ny hatoka, ny tanana sy ireo faritra rehetra azon'ny masoandro : crème anti-UVA sy anti-UVB ary manana indice SPF50+ no tsara ampiasaina 🔆
- Tandrovy ny maso: manaova solomaso miaro amin'ny hazavana be loatra sy anti-UV (ultraviolet) 🕶️😎
- Manaova satroka hiaro ny volo sy hodi-doha 🧢
- Manaova akanjo maivana, raha mitondra fiara dia ataovy lava tanana ny ambony 👕🩳
- Mitondrà rano foana : mila mahalany rano 2L/j (raha tsy misy aretim-po sy voa)
Aza miandry mangetaheta vao misotro rano 💧
- Miezaha maka maloka matetika
Zarazarao hahasoa 😉
Mirary herinandro sambatra ho antsika rehetra ✨
Antony 8 mety mahatonga ny sofina maneno na "acouphène"
Zarazarao hahasoa 😊
Inona no atao hoe APHTE buccal? Inona no tokony atao raha misy aphte ny vava?
Araho hatramin'ny farany ary😉
Zarazarao hahasoa 😊
Toro-hevitra 5 mba hampatsilo saina sy hampavitrika ny zaza 🤓🧠
Araho hatramin'ny farany ny horonantsary😉
Afaka omena complément alimentaire na fanampin-tsakafo ny zaza mba hampatsilo saina sy hampavitrika azy tahaka ny specialKID:
- specialKID Nutri+ : manampy azy hazoto homana sy hitombo tsara
- specialKID IMMUNITE: mampiakatra ny hery fiarovana sy miaro amin'ny mikraoba
- specialKID MULTIVITAMINE : mampatanjaka sy mampatsilo saina
NB: Tsy mahazo mihoatra ny dose izay voasoratra ao anaty notice, hanontanio ny farmasiana mialoha ny hanjifa azy😊
Zarazarao hahasoa!
Afaka miteraka ve ny vehivavy raha misy fibrome utérin?
Inona no atao hoe fibrome utérin?
Jereo hatramin'ny farany ny horonantsary 😊
Zarazarao hahasoa 😉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Antananarivo
