O'Top
Salon de beauté spécialisé en épilation !
31/05/2026
Miverina ho 10000Ar toutes longueurs indray ny manao volo avec finition steampod manomboka rahampitso Alatsinainy an!
Dia @ Noël indray vao miakatra 15000Ar 3 jours avant fête araky ny efa misoratra ao anaty carte antsika..araraoty ary fa morabe mandavataona e 😍💎🌟🌹🌹🌹!!!
Épilation maillot intégral tsy miova fa 17000Ar foana kiaaa 💝
O'Top Behoririka..juste en face GALANA
De 8h15 à 17h..Du Lundi au Samedi
26/05/2026
Eny..ny valiny dia eny 😍😍😍 !!!
24/05/2026
Tratry ny Pentecôtes daholo 🕊💝!!!
À MARDI indray an🚨🚨🚨‼️‼️‼️
13/05/2026
MISOKATRA MISOKATRA MISOKATRA NO VALINY 😻😻😻 ♥️♥️♥️ 🌹🌹🌹‼️‼️‼️
30/04/2026
À demain ♥️🤩👋..ataonay manja sy malandilandy kiaaa 😅
🔔🔔🔔🔔🔔Hey ny fiainana eo ihany..
fa ny BEAUTÉ BEAUTÉ koa aki mila amboarina tsara tsisy ahiahy hoe ho vita tapany a !
O’Top BEHORIRIKA MANOME TOKY SANS DÉLESTAGE EHHHH♥️♥️♥️..SADY MORABE TARIFS AO AMBANY AO ⬇️⬇️⬇️
Ento Maman..ry cousine sy ry Tantine ary indrindra ireo namana hanao manja sy malandilandy 🤩💝😉..dia ny zanaka koa tsy adino fa ireny no naha Maman e 😘😘😘
💝 TARIFS MANDAVATAONA 2026 EH 💝
🔔Vakio h@ farany ary an!🔔
ITY TSY PROMO KELY HERINANDRO IRENY AN!!!😉⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️
> 10000Ar MANAO VOLO TOUTES LONGUEURS
FINITION STEAMPOD
Lisses / Boucles / Wavy
(TROIS JOURS AVANT FÊTE IHANY NO 15000Ar..Jeudi Vendredi Samedi avant fête des mères)
> 17000Ar ÉPILATION MAILLOT INTÉGRAL
> 5000Ar ÉPILATION AISSELLES
> 11000Ar ÉPILATION MI-JAMBES
> 22000Ar ÉPILATION JAMBES ENTIÈRES
> 5000Ar ÉPILATION SOURCILS et TRAÇAGE
> 2500Ar ÉPILATION DUVET
> 20000Ar EXTENSION CILS
> 25000Ar SOINS DU VISAGE COMPLET
> 10000Ar MASSAGE FACIAL
> 10000Ar MANUCURE
> 15000Ar PÉDICURE
> 10000Ar VERNIS PERMANENT & FAUX
ONGLES
> sns…..
🌹🌹🌹
FITIAVANA BE TSISY OHATRIN’ITY♥️♥️♥️
🚨🚨MANDAVATAONA WAAAA..
BIG PROMO FOANA NGE NY AN’I O’Top EH🌟🤩
SADY TSISY DÉLESTAGE KOA @ IZANY🚨🚨
TONGAVA MANAO MANJA..TOKONY HALANDILANDY FOANA IANAO PENDANT 2026💈🪒 F’EFA MORA LOATRA
🔮🔮🔮O’Top BEHORIRIKA🔮🔮🔮
De 8h15 à 17h..Du Lundi au Samedi
Juste en face GALANA ambany tetezana
(Immeuble itel io..misy mpivarotra téléphone ao ambany dia ao @ 1ère étage no misy ny O’Top..misy plaque hoe O’Top..hitabe eo ivelany eo amorondalana)
Afaka tonga dia tonga tompoko
🌟"O’Top..Manja à mini prix"🌟💐
17/04/2026
Misokatra Oo..🚨🚨🚨Tarifs tsy miova mandavataona ireo tompoko mandritra ny taona 2026..promotion be foana ny BEAUTÉ
Juste en face GALANA ambany tetezana Behoririka no misy ny O’Top
(Misy mpivarotra téléphone itel io ao ambany dia ao @ 1ére étage no misy antsika..misy plaque hoe O’Top..hitabe eo ivelany eo amorondalana tompoko)
De 8h15 à 17h
Du Lundi au Samedi
Afaka tonga dia tonga tompoko
05/04/2026
Joyeuses Pâques à tous !!! 🐣🐇💝
Passe un excellent week-end pascal ‼️
Réouverture Mardi 07 Avril à 8h15
À MARDI LES CHOUCHOUS 💐💐💐
23/03/2026
Eto ilay mampahazo aina be sy mahatanora lalandava an !!!!! Tena satry foana 😍😍😍
19/03/2026
Ao fa tsy maintsy manja e 🌹🌹🌹♥️♥️♥️ !!!
16/03/2026
Morabe mandavataona 🎀🌷💗
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Behoririka
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:15 - 17:00 |
| Tuesday | 08:15 - 17:00 |
| Wednesday | 08:15 - 17:00 |
| Thursday | 08:15 - 17:00 |
| Friday | 08:15 - 17:00 |
| Saturday | 08:15 - 17:00 |
