RaOly Malagasy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RaOly Malagasy, Health/Beauty, Antananarivo.
22/10/2024
Hiresadresaka Kely isika anaty live rehefa avieo ,miaraka amin'i Jaci'Art Company
Oly's Pretty Mdg
RaOly Malagasy
المرأة المسلمة والهندية الأنيقة By Jacia
20h 00🥰🥰🥰 an❤️❤️ .
20/10/2024
Journée mondiale des cuisiniers ❤️.
Mirary soa ho antsika cuisiniers rehetra 😘
♥️
Coucou ato ve nareoooo🥰🥰🥰♥️ .
Ndao ho asiana live ato s'y jeux ato?😋😋
13/08/2024
RaOly Malagasy
Zany n'y sakafo bomba 💣🥰🥰🤤🤤🤤
11/08/2024
⚠️Elaela zay tsy teo zahay , dia indro ary fa niverina ny sakafo matsiro be ⚠️
✅Efa mandray ny commande rehetra ho amin'ny livraison mercredi indray izahay
Ireto avy ny karazany ary :
🔴 Nouilles soupe / mine-sao (aux œufs) : 5400ar ny 500g 🍲🍝
🔴 Tagliatelles aux œufs : 5400ar ny 500g 🍝🍝🥚
❌Sans œuf❌
⚫Nouille soupe /mine-sao -: 4400ar ny 500g 🍲🍜
⚫Tagliatelles : 4800ar ny 500g 🍝🍝
✅Alefaso ary ny commande e! 😉❤️😋
✅Aza misalasala mandefa mp na miantso mivantana ny 0340832629 /032 6213348
WhatsApp 0340832629
08/08/2024
Ato indray aloha mankafy sakafo matsiro 😍😍😋😋😋
08/08/2024
Re-Coucou ❤️😊!Misaotra betsaka anareo manjifa ny Vokatra malagasy 🇲🇬. 🙏🙏❤️
📌Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande Malagasy Noodles an❤️amin'ny vidiny mirary tongava mp fa vonona handray anao izahay 😊.
Mirary Alina feno fiadanana ho an tsika rehetra 😉bisous 😘
08/08/2024
Coucou 😉. Salama tsara daholo ve? Ho anareo izay te ihinana malagasy noodles 🇲🇬rahampitso nefa tsy nanao commande dia misy 500g (1) dispo afaka livré-na rahampitso ato zay haka azy. 😋Mankasitraka anareo foana an
🏷️Dia ho anareo izay haka azy dia tsara kokoa raha avy dia miantso mivantana manao confirmation na ihany koa mp avy hatrany 😉
🏷️Dia lundi indray vao misy livraison an, fa ho amin'ny rahampitso efa feno avokoa hialana tsiny indrindra fa tsy mandray commande ho amin'ny livraison rahampitso intsony izahay(afatsy ilay 500g).
🏷️Ho anareo izay Mila amin'ny lundi dia androany hatramin'ny Dimanche no alefa ny commande (avant 15h)....mp na miantso mivantana 😉
📞0340832629/0346460397 /032 6213348/0382040971
Zay fa bisous be daholo 😘😘
16/07/2024
Re-Coucou ❤️😊!Misaotra betsaka anareo manjifa ny Vokatra malagasy 🇲🇬. 🙏🙏❤️
📌Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande Malagasy Noodles an❤️amin'ny vidiny mirary tongava mp fa vonona handray anao izahay 😊.
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho an tsika rehetra 😉bisous 😘
27/05/2024
⚠️Elaela zay tsy teo zahay , dia indro ary fa niverina ny sakafo matsiro be ⚠️
✅Efa mandray ny commande rehetra ho amin'ny livraison vendredi indray izahay
Ireto avy ny karazany ary :
🔴 Nouilles soupe / mine-sao (aux œufs) : 5400ar ny 500g 🍲🍝
🔴 Tagliatelles aux œufs : 5400ar ny 500g 🍝🍝🥚
❌Sans œuf❌
⚫Nouille soupe /mine-sao -: 4400ar ny 500g 🍲🍜
⚫Tagliatelles : 4800ar ny 500g 🍝🍝
✅Alefaso ary ny commande e! 😉❤️😋
✅Aza misalasala mandefa mp na miantso mivantana ny 0340832629 /032 6213348
WhatsApp 0340832629
27/05/2024
Fantatrareo vé fa Efa lasa misy géant ny sy ny 🇲🇬?.
✅Mora kokoa🥰
✅ Matsiro bé foana 🥰
✅Izay mividy amin'ity herinandro ity an, Dia Mahazo cadeaux Mami bé 😋🥰🥰😘🍯
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo