Fytia Beauté

Fytia Beauté

Share

Esthétiques et soins à domicile

11/04/2024

Bonne journée daholo oh!! Mafana be ny andro, aza adino ny misotro rano matetika mba tsy ho désitraté ny vatantsika ❤😉

04/04/2024

Bonne journée daholo eh ! 😊😍

31/03/2024

Joyeuses Pâques daholo eh!🥰mirary tontolo andro mahafinaritra

30/03/2024

Satria ny rivotra iainantsika maloto,feno vovoka dia ireny tsy voadio matetika dia manimba ny tongotra,mety lasa vakivaky👣😕
Tsara foana anie hoa ny mitia ny tenantsika aloha voalohany indrindra e !🤩🥰
Aza misalasala mihintsy miantso anay na miditra mp raha tianao ho voakarakara tahak'izao an! 😍😘
Bonne journée daholo eh!🙏🥰

15/03/2024

Coucou les filles,

Ela ela tsy nanao publication tato @ page 😊 fa manasa antsika hatrany andefa hafatra miafina raha te hanao épilations sy soins à domicile. Manao manucure sy pédicure ihany koa izahay ato Fytia Beauté .

Mirary tontolo andro mahafinaritra 🌹

29/08/2020

Coucou les filles 🤗..Efa anomboka zao ny hafanana fa efa ifarana ny ririnina 😊Ilaintsika vehivavy ny mikarakara vatana e😘mba jejojejo fa efa ivoka amin'izay ny jupe sy robe 😍"FYTIA BEAUTÉ" dia afaka manome fahafam-po antsika amin'ny resaka Epilation à dommicile sy Onglerie😍😘 Matotra fiasa, madio sady efa expérimenté no azo antoka ❤ Ny produit ampiasaina professionnelle tsara😊😉
Izay liana dia afaka miantso mivantana amin'ny 📲 034 67 758 16
Dia mirary tontolo andro mahafinaritra antsika ee! 😍😗

29/07/2020

Coucou les filles😍🖐
Araraoty fa efa ifarana ny promotion antsika a! Amin'ny resaka Epilation à domicile😉koa manasa anareo izahay ato amin'ny "Fytia Beauté"😘😍 Afaka miantso mivantana amin'ny 📲034 67 758 16 na koa Mp😙
Ireto avy ny tarifs antsika amin'izao promotion izao:
💐Soin Manucure et Pédicure: 30.000ar
🌸 Epilation Maillot intégrale + cils ou duvet : 40.000ar
🏵 Mi-jambe : 20.000ar
🌹 Aisselle : 10.000ar
🌺 Jambe entière : 40.000ar
🌷 Cils : 5.000ar
🌻 Duvet : 5.000ar
Dia mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika eee!😚😍

Photos from Fytia Beauté's post 11/07/2020

Coucou les filles 🤗
Mbola mitohy atrany ny promotion antsika ato amin'ny "Fytia Beauté" amin'ny soin..Onglerie sy Epilation à dommicile😍😘

Ireto ary ny tarrifs antsika
🌺 Soin manucure et pédicure : 30.000ar
🌺 Epilation Maillot intégrale : 40.000 ar
🌺Epilation mi-jambe :20.000ar
🌺Epilation jambe entière : 40.000 ar
🌺Epilation Aisselle : 10.000 ar
🌺 Epilation Bras : 25.00ar
🌺 Cils : 5.000ar
🌺Duvet : 5.000ar
Afaka ataotsika koa ny miantso mivantana amin 'ny 📲 034 67 758 16.😉na mandefa Mp
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika e 😍😘

17/06/2020

Coucou les beauté 💕
Mbola mitohy atrany ny promotion antsika ato amin'ny "Fytia beauté" amin'ny resaka ONGLERIE sy EPILATION😘😍 Aza misalasala mandefa Mp na ko tonga de miantso mivantana amin'ny 📲034 67 758 16😉 ...Hisy ny reduction ho anzay liana😍😙..Bonne journée à tous! 😘😘

Photos from Fytia Beauté's post 11/06/2020

Coucou les beautés💕
Mbola mitohy atrany ny promotion antsika a! Amin'ny onglerie sy épilation à la cire izahay ato amin'ny "FYTIA BAEUTÉ"😘 toy izao dray ny tarrif antsika
⚘Soin...Manucure +piédicure +pose vernis( french): 30.000ar
⚘Epilation Maillot intégral : 40.000 ar
⚘ Epilation jambe entière :40.000 ar
⚘Demi jambe :20.000 ar
⚘Aisselle: 10.000 ar
⚘Duvet : 5.000 ar
⚘Cils :5.000 ar.
Manasa antsika itsidika ny pejy"Fytia beauté" 😍😘..Raha mahalina antsika dia alefaso Mp na afaka miantsoa mivantana amin'ny 📱 034 67 758 16.😉bonne journée les filles 😉😘😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo