Manda Akinah

Manda Akinah

Share

Produits BIO vita malagasy

05/12/2021

https://www.facebook.com/109355668156610/posts/111544194604424/?app=fbl

Coucou Daholo😊😀
Témoinage 5:
Izy dia tovovavy efa ela nanao retour au naturel, ary fotoana fohy dia nahitany vokatra, satria anisany niezaka nanaraka tsara ny toro-hevitra ara-tsakafo nomena azy izy vao niatomboka ny traitement-ny.

Amafisiko hatrany, fa ny évolution dia miankina amin'ny ireto:
- Tsy fahasalaman'ny hodidoha izay mbola ho traiten'ilay produit.

- karazam-bolo satria tsy hitovy mihintsy ny fitsirin'ny volo extra lisse,lisse, ondulé,crépus na ireo izay manana singam-bolo matevina.

- Taona.

Ary tena misy ny mahita résultat aloha be anefa koa misy mahita fa taratara fa saingy aza adino fa ny tombontsoa antsika dia tsy ny fahazaona ny effet secondaire satria BIO TSISY CHIMIQUE🌺 ny ankora entintsika hi-traitena ny hodidohantsika ary manampy amin'ny fanenana ny fihintsanan'ny volo.😊

🌺Ary izay manjifa azy dia omena toro-hevitra ARA-TSAKAFO (traitement interne mba hiena ny carrence ara-tsakafo) izay atao hifanampy amin'ny produit(traitement externe)😊

Ny antony ilay sakafo dia hialantsika amin'ny:
- fampiasana matetika produit chimique
- effet secondaire no afahantsika mamerina tsikelikely ny fahasalaman'ny hodi-doha sy ny volo.
- tsy fampin'ny sakafo izay ilainy volon-tsika satria lasa any amin'ny Zaza na asa saina avokoa ny akabeazany apport ka lasa miteraka fahasolana 👩‍🦲sy fihintsanany😢 ary volo vakivaky😭.

Manasa antsika hanaraka tsy tapaka ny mur-ko na pejy'' Akinah Repousse cheveux bio" mba haharaka ny témoinage-ko sy ireo client efa nanjifa.

Mirosoa ary mp o😊
Flacon 30ml:13000ar monja.
Livraison possible province

05/12/2021

https://www.facebook.com/109355668156610/posts/111312291294281/?app=fbl

Coucou😀
Maniry hanalava, hanatevina volo enao no tsy tia ampiasa produit chimique?

Miaritra kely ry zareo rehefa mampiasa bio an😊,fa ny vokatra final no tena tanjona na ho ela na ho aingana🥰😊. Fintiniko ireto ny tantaran'ny voloko:

🌺Photo 1: 2018: mpisontom-bolo mahafatra-po aho 🙈 ary tena ni-amanify ny volo fa tsy mbola tonga saina.

🌺Photo 2: janvier 2020:tato vomaika nia-manify no nia sola ny ankavia sy havanan'ny lohako nohon'ny fitondrana vohoka sy fahampinonona zaza, ary 1tanana foana ny volo miongotra na manasa loha na mibango 😭.

🌺 Photo 3: fin mai 2020: efa nisy 1mois et 5jours nanovako traitement tamin'ny produit repousse(BOOST+) ito sary ito ary niafeno ny sola😊.

🌺 Photo 4: sary androany 8septembre2021.
Marihiko fa sady manao coupe fourche(manapaka volo isakin'ny 3volana no sady manala ny vakivaky no mampitovy tsikelikely alavany volo teo aloha sy ny repousse aho).

Raha fitinina ny traitement bio na hoan'ny volo na resaka fahasalamana dia miadana fa izay maharitra ihany no mahazo vokatra tsara, ireo ny profo 🥰 ary miamatevina koakoa nohon'ny voloko teo aloha aza🥰😊.

Ary hatreto dia mankasitraka sy misaotra ary mirary soa hoan'izay efa nanjifa azy ny tenako ary mbola manentana hatrany hoanareo client-ko hoe tohizo tsara ny sakafo fa tombon-tsoa hoan'ny volo no hoan'ny fahasalamana ihany koa ny toro-hevitra ara-tsakafo nomeko🥰😘❤️.
🌺 Eny izay manjifa azy dia omena azy avokoa ny fomba fampiasa azy sy ny sakafo tsara hoanina satria matetika koa anisany mapanify sy mahasola ny tsy fampin'ny sakafo.

Afaka miroso Mp daholo isika😀 izay manana hetaheta ampitsiry ny sola👩‍🦲 sy hanalava ary hanatevina🥰 fa ho valiko avy ianareo.

Flacon30ml dia 13000ar monja🌺
Mandefa province koa isika 😊

05/12/2021

https://www.facebook.com/109355668156610/posts/111310477961129/?app=fbl

Coucou Daholo😊😀
Témoinage 4:
Izy zaza 2ans latsaka somary manifinify volo, 6Aout niatomboka ary efa miamaniry tsikelikely ilay makakakaka eny atramin'ny volo mandadiny.

Tsy misafidy na lahy na vavy na bevohoka🤰 na mampinono🤱 na ankizy kely👶 fa afaka mampiasa azy daholo satria sans effet secondaire izy.😊👌

Marihiko eto, ny évolution dia miankina amin'ny:
- Tsy fahasalaman'ny hodidoha izay mbola ho traiten'ilay produit.

- karazam-bolo satria tsy hitovy mihintsy ny fitsirin'ny volo extra lisse,lisse, ondulé,crépus na ireo izay manana singam-bolo matevina.

- Taona.

PRODUIT BIO TSY MISY CHIMIQUE no entintsika hitsaboina ny hodi-dohantsika, mba hananan-tsika REPOUSSE sy HANENA ny FIHINTSANAN'ny volo😊.

Ary izay manjifa azy dia omena toro-hevitra ARA-TSAKAFO (traitement interne mba hiena ny carrence ara-tsakafo) izay atao hifanampy amin'ny produit(traitement externe)😊

Ny antony ilay sakafo dia hialantsika amin'ny:
- fampiasana matetika produit chimique
- effet secondaire no afahantsika mamerina tsikelikely ny fahasalaman'ny volo.
- tsy fampin'ny sakafo izay ilainy volon-tsika satria lasa any amin'ny Zaza avokoa ny akabeazany apport ka lasa miteraka fahasolana 👩‍🦲sy fihintsanany😢 ary volo vakivaky😭.

Afaka mi-ajouter ahy avokoa isika izay liana , fanalavana sy fanatevenan'ny volo mba haharaka ny pub sy témoinage-ko sy ireo client efa nanjifa.

Mirosoa ary mp o😊
Flacon 30ml:13000ar monja.
Livraison possible province

05/12/2021

https://www.facebook.com/109355668156610/posts/111309771294533/?app=fbl

Coucou😀
Témoignage 3:
Ito ndray ary ny témoinage manaraka😀, gasy eto Mada izy an,tsisy triche fa porofo mivaingana ireo amin'ny mur-ko ireo,ary afaka mi-ajouter ahy koa dia mahita pub rehetra.😊

Fa aneho fotsiny aho😀 hoe samy amin'ny fomba fandraisany ny produit ny hodidohany satria samy amin'ny:
-Taonany(izy +40ans)
-Antony mampanify sy mampiongotra ny volony(izay tanisako any amin'ny mp)
-Ny fomba nanarahany toro-hevitra ara tsakafo.

Mifampiankina ireo telo ireo,dia miankina amin'ireo koa ny maha aingana ny fitsiriny na mampiadana azy.🙂
Afaka miroso ao mp izay manana fanontanina fa ho valiko.🙂

Fitiniko kely fotsiny:
14juillet: naray produit
21juillet: efa avy nanasa loha sy niosotra nandritran'ny 3andro izy alohan'ny hiditra fanasana loha manaraka
22-23aout: mitombo ny repousse sy alavany hoarina t@fitombony teo aloha.

💡Afaka mampiasa daholo atramin'ny bevohoka 🤰na mampinono 🤱.

Flacon 30ml bio:13000ar
Mirosoa ary mp o.❤️

05/12/2021

https://www.facebook.com/109355668156610/posts/111308661294644/?app=fbl

Témoignage 2:
Izy dia olona ela faniry volo, andrana no nataony, tapany flacon mahery kely ihany no nampiasainy, ary feno 2mois izy no nahita hoe tsy otran'ny fanirin'ilay volony teo aloha ny faniriny rehefa nampiasa azy izy fa nitombo koakoa nohon'ny teo aloha indrindra rehefa nanaraka toro-hevitra ara-tsakafo tsara.😊

Marihiko eto, ny évolution dia miankina amin'ny:
- Tsy fahasalaman'ny hodidoha izay mbola ho traiten'ilay produit.

- karazam-bolo satria tsy hitovy mihintsy ny fitsirin'ny volo extra lisse,lisse, ondulé,crépus na ireo izay manana singam-bolo matevina.

- Taona.

PRODUIT BIO TSY MISY CHIMIQUE no entintsika hitsaboina ny hodi-dohantsika, mba hananan-tsika REPOUSSE sy HANENA ny FIHINTSANAN'ny volo😊.

Afaka mampiasa azy daholo ny olona satria sans effet secondaire izy.😊👌

Ary izay manjifa azy dia omena toro-hevitra ARA-TSAKAFO (traitement interne mba hiena ny carrence ara-tsakafo) izay atao hifanampy amin'ny produit(traitement externe)😊

Ny antony ilay sakafo dia hialantsika amin'ny:
- fampiasana matetika produit chimique
- effet secondaire no afahantsika mamerina tsikelikely ny fahasalaman'ny volo.
- tsy fampin'ny sakafo izay ilainy volon-tsika satria lasa any amin'ny Zaza avokoa ny akabeazany apport ka lasa miteraka fahasolana 👩‍🦲sy fihintsanany😢 ary volo vakivaky😭.

Afaka mi-ajouter ahy avokoa isika izay liana fanalavana sy fanatevenan'ny volo mba haharaka ny pub sy témoinage-ko sy ireo client efa nanjifa.

Mirosoa ary mp o,
Flacon 30ml:13000ar monja.
Livraison possible province

05/12/2021

https://www.facebook.com/109355668156610/posts/111307191294791/?app=fbl

Témoinage 1:
Coucou😀,
hoan'ny Maman:
- MAMPINONO zaza🤱
- Mitondra VOHOKA 🤰
ka mia-sola👩‍🦲 sy mia-manify😞 ny volo dia manana PRODUIT BIO TSY MISY CHIMIQUE isika, mba hanampy antsika hanana REPOUSSE sy HANENA ny FIHINTSANAN'ny volo isika😊.

Ary izay manjifa azy dia omena toro-hevitra ARA-TSAKAFO (traitement interne mba hiena ny carrence ara-tsakafo) izay atao hifanampy amin'ny produit(traitement externe)😊

Ny antony ilay sakafo dia hialantsika amin'ny:
- fampiasana matetika produit chimique
- effet secondaire no afahantsika mamerina tsikelikely ny fahasalaman'ny hodi-doha sy ny volo.
- tsy fampin'ny sakafo izay ilainy volon-tsika satria lasa any amin'ny Zaza avokoa ny akabeazany apport ka lasa miteraka fahasolana 👩‍🦲sy fihintsanany😢 ary volo vakivaky😭.

Afaka mi-ajouter ahy avokoa isika izay liana fanalavana sy fanatevenan'ny volo mba haharaka ny pub sy témoinage-ko sy ireo client efa nanjifa.

Mirosoa ary mp o,
Flacon 30ml:13000ar monja.
Livraison possible province

05/12/2021

https://www.facebook.com/109355668156610/posts/111306704628173/?app=fbl

Coucou, Otran'izao ny évolution ny voloko rehefa nahavita traitement bio, dia mampiasa tsy indraindray sisa aveo satria mbola mampinono.

Ho an'ireo olona mampinono🤱 na bevohoka 🤰na be ady saina 🤔dia hasaiko hampiasa azy, mba tsy ho sola fa izay mihintsana dia mba misolo.
***Ny produit antsika dia anisany manena ny fihintsanany volo ihany koa.

***Afaka mampiasa azy daholo ny olona:
- sola👩‍🦲 te hampaniry volo,
- tia hanalava sy hanatevina 👩🏻‍💼.

Flacon 30ml 13000Ar, hahosotra amin'ny hodi-doha.
Mandrosoa ary ao amin'ny Mp isika

05/12/2021

https://www.facebook.com/109355668156610/posts/111306031294907/?app=fbl

Hoan'ireo tsy mety lava volo na mihintsana na sola:
Ajouteo aho dia mahita ny témoignages-ko ao amin'ny journalko tamin'izaho nanify volo alohany bevohoka, sy izaho miasola vokatrin'ny fampinonona zaza.

Produit bio vita fleur de banane sy coco pure tsy misy effet secondaire, mety hoan'ny:
-ankizy🧑🏼‍🤝‍🧑🏻
- olona sola 👩‍🦲nohon'ny adin-tsaina na fampinonona zaza🤱
-mety hoan'ny bevohoka 🤰

Mitraité hodi-doha izy mba hisiny repousse indray ary manalava volo ihany koa rehefa traité ny hodidoha.

Flacon 30ml:13000ar
Omena toro-hevitra ara-tsakafo isika izay manjifa azy, mba hifameno ny traitement anaty sy ivelany raha toa ka mety ho vokatrin'ny carrence ara-tsakafo ny fihintsanan'ny volo.😊

***Mbola mampinono aho anefa mbola mahita fitombony alavan'ny voloko nohon'ny teo aloha😊.

Mirosoa ary ao o🥰

05/12/2021

https://www.facebook.com/109355668156610/posts/111300314628812/?app=fbl

Coucou😀
Lavalava kely ny resaka fa indro ary ny fahasamiafan'ny sarin'ny voloko teo aloha sy amin'izao rehefa mia-salama:

8juin: mbola tsy mitovy tsara ny halavan'ilay repousse sy ny volo teo aloha(somary makakakaka ny any ambany).

8juillet: efa manomboka mitovitovy ny halavan'ny repousse atrizay sy volo teo aloha(mai aho no nanapaka fourche farany an,tsisy tricherie eo na kely😊).Satria ny repousse dia vetivety mialava rehefa manomboka mivoka iny izy, indrindra ka mampiasa an'ilay produit isika.

(1)Ny produit dia tsisy chimique na kely 😍, vita amin'ny fleur de banane sy pure coco😊.

(2)Ny asany dia mamerina ny fahasalaman'ny hodidoha mba ho hisy indray ny repousse🥰 ary manampy ny fitsirin'ny volo.

(3) Tsara fantatra: Amin'ny alalan'ny repousse no hanatevenantsika ny volo😉 ary tsy anaty 1 na 2mois dia ahita 30-50cm ny repousse no sady lasa mitovy halava amin'ilay volo lava teo aloha🥴...mila fandinihina ny pub vao manjifa fa njary maty antoka 😉.

Fizarana kely:
***Hoan'ny olona sola: flacon 1 dia ampy😉.

***Hoan'izay tia analava sy hanatevina volo😀: manao traitement flacon 1 aloha izy mba hasalama ny hodidoha sy hisiny repousse, dia aveo manao pause 2-3semaines vao miditra flacon vaovao hafa indray🥰.

Ho atoro sakafo ianareo mpanjifa, satria matetika dia vokatrin'ny carrence ara-tsakafo🧐 sy zavatra ampiasaintsika sy ny volon-tsika no mampihintsana ny volon-tsika ka mitarika ny fahasolana🥴😱.

Afaka mijerijery témoinageko ihany koa isika ao -ko.
Expérience natao atramin'ny fin avril 2020 katramin'izao no atolotro ho anareo ary efa natao test.🥰

Flacon 37ml: 13000ar.

Mandrosoa ary ao amin'ny Mp o.

05/12/2021

Nanokatra page vaovao mihintsy aho, tsy compte fake an😅😊 fa ahy ihany, saingy ny compte-ko teo aloha tsy mety anaovana activité firy no bloqué hatramin'ny boost-page ka manasa anareo namako aho, mba hi-j'aime ny page vaovao izay nalefako invitation anareo any.🥰
Mankasitraka mialoha.

Je reviens en force les ami(e)s🥰.
Fa teo somary absente nohon'ny tsy fahasalamana.
Mirary soa antsika rehetra ato mba hahita vokatra hatrany.😘😘😘😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Analamahintsy
Antananarivo
101