Beautia Fi La page
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beautia Fi La page, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
Ity ilay valiny lalao omaly iny ohhh 🥰❤️
Somary lavalava ilay vidéo fa nisy diso anakiroa , ny iray tsy nanaraka fepetra moa ilay faharoa nampiasa sary tsy anazy, ka dia publieko eto mba hitany rehetra n'y tokony sy tsy tokony atao fa tsy nataoko commentaires tsony 🫶
Arabaina i Rindraniavo Horombato
Ouiillle 🤭
Manaraha fepetra dia henoy tsara le question fa piège be manadala io 🤣
QUESTION 4 - Palette complet mamy kely ny cadeau 🥰❤️
Azo lazaina hoe tsotsotra ihany ity question ity androany fa mila mailamailaka Kely fotsiny nareoooo 🫶
Bisouuuu 😚💋
PS : Alefako ao amin'ny commentaires ao ny valiny lalao omaly rehefa aveo ✨l
31/12/2025
Tiko izao tsikitsiky nahazo fanomezana zaooo 🥹❤️
Sandri Sandriana sy Mialy Tsiory 🫶
Sao mba anjaranao amin'izay fa rariva entre 18h à 20h ny question manaraka 🥰 ary alefako mialohan'izay ny valiny lalao omaly ✨
31/12/2025
Coucouuu 🥰❤️
Hoanareo izay tia andefa entana dia misy poids disponible ato amina 🇨🇵🇲🇬
Antsoy mivantana n'y 0328462524 📞📞
Tamin'ny voalohany ihany no sarotra moa fa rehefa aveo nareo nahita daholo ihany 🥰❤️
Merci beaucoup dia ataotsika rahampitso ndray ny fisarihana eh 🫶✨
Bonne nuit daholooo 💋💋
QUESTION 3 - Face Care Set no cadeau amin'ity 🥰❤️
Koa satria moa sarotsarotra ny question antsika androany dia omeko indice kely nareo 🙄
Ity ilay indice :
Raha fotsifotsy ny F dia 3:57 fa raha mangamanga kosa dia 7:18
Tsy voatery manaraka an'io indice io nefa fa misy moyen hafa mety ahitana azy 😁
Bonne chance ✨
Coucou Vαnessα Koı̈ 🫶
THE HAIR IS HAIRING 🤭🤌
Coloration Ako tamin'ny Novembre izy ity 🥹❤️
Depuis efa naniry ny voloko no sady ni- dégorger izy 🙄 fa zaraiko quand même fa tena tiko izy ity fa tsy andoko tsony ah aloha fa amin'ny 2026 ndrayyy 🤣🤣 ( dit- elle nefa 2026 c'est dans 2 jours )
Bref, mba jerijereo ihany oa ny commentaires fa misy mahasoa ao ehhh 😁😅
29/12/2025
Enjana iny teo iny fa kay vetivety kely le 20mn dia tapitra 🤭🤌
Tena mifona aminareo ah fa tsy mahavita LIVE tsony ah amzao fa rahampitso no avokako eto ihany ny nahazo an'ilay cadeau antsika miaraka amin'ny lera ivoahany question 🥰❤️
Merci beaucoup 🥹 dia tafandry mandry daholo ✨
Efa ao ndray ohhhh 🤭❤️
Mora mora le question fa misy piège kely dia tady hisy hanondrana fa jereo tsara ohhhh 🥰
QUESTION 2 - LIP & CHEEK MAKEUP SET ny cadeau 🥰❤️❤️✨
Aingana aingana fa mora kely le question dia idiko aingana ny commentaires 🫶
Coucou Bella 💋💋
Valiny lalao question 1 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
