Soa Voa-Janahary
Fahasalamana sy soa ho anao
22/05/2023
VOAM-BOATAVO mahasoa 🏺Vovony na Voany.
Mitohy hatrany ny vokatra @ kalitao tena tsara sy voavoatra, 100% natoraly tsy misy fangarony.
20.000ar monja ny fonosana iray
Lanjany: 150g Net
Mety tsara ho an'ny :
-Prostate
-Diabète
-Tosi-drà
-Resaka fo
-Postemenopause ho an'ny vehivavy
-Hoditra
-Ny saina noho ny fisian'ny oméga 3
-Anticorps noho ny fisian'ny vitamine C
-Manampy amin'ny tsy fahitana tory
-Manampy amin'ny fanirin'ny volo
-Mety atao fanampin-tsafako ihany koa
Efa misy fomba fampiasa azy eo @ emballage. Na miditra mp @ andinindininy.
Laharana: 0341056329 na 0344212874
Récupération : Andohalo
Manao livraison 2000ar/3000ar/ arakaraky ny toerana.
"Mirosoa fahasalamana tompoko"
Tombon-tsoa maro azo avy @ VOAM-BOATAVO
Mirosoa fahasalama tompoko 💛
25/02/2023
ANANAMBO / Moringa ; @ hendriny voafantina.
🤝5000Ar monja ny fonosana iray 65Gr net.
100% natoraly tsy misy fangarony
Toy ireto no fiasany:
✳️MAMPIDINA TENSION NY ANANAMBO.
Rehefa ambony ny tahan'ny potassium ao anaty ra, dia mihena ny tahan'ny sodium (Na) miditra ao anaty ra, izay mampiakatra ny tension. Manakarena potassium ny ananambo, ka tena tsara hoan'ireo olona miakatra tension.
Ny hypertension dia mila tsaboina, satria manimba ny fo, ny lalandra, ary ny voa.
Ny ananambo dia manana potassium 15 heny nohon'ny akondro.
✳️MAMPIHENA NY STRESS, indrindra ho anareo mpianatra taitra foana amin'ny alina.
✳️MAMPATANJAKA noho ireo vitamines sy sels mineraux be dia be ao aminy, tena tsara hoan'ny sportifs, sy ny olona rehetra, tsy mifidy taona.
✳️TSARA HOAN'NY VEHIVAVY BEVOHOKA SY NY RENY MAMPINONO: misy calcium avo 17 heny nohon'ny ao amin'ny ronono ao aminy.
✳️ kiBE VITAMINES NY ANANAMBO
✔vitamine A: mahatsara ny maso sy ny miaro amin'ny aretin'ny fo sy ny lalan-dra (avo 2 heny nohon'ny hita ao amin'ny karaoty ny vitA ao aminy)
✔vitC: miaro anao amin'ny grippe sy ny sery
✔BE ANTIOXYDANTS : MIARO NY LALAN-DRA, NY FO., ARY MAMPIHENA NY TAHAN'NY SIRAMAMY HOAN'IREO VAON'NY DIABETE TYPE 2: ny antioxydants dia manohatra ireo radicaux libres ao amin'ny vatantsika no asany: vit C, vitA, quercetine (antioxydant matanjaka mampihena ny tension artérielle), acide chlorogenique (mampihena ny tahan'ny siramamy ao anaty ra aorian'ny sakafo).
Ny fisian'ny isothiocyanates ao amin'ny ananambo no mampidina ny "glycémie à jeun" sy ny glycémie aorian'ny sakafo. Hoan'ireo diabétiques izany dia tsara ny mihinana ananambo (atao rony na laoka) isaky ny misakafo.
✔MAMPIHENA NY TAHAN'NY CHOLESTÉROL izay antony voalohany manimba ny fo.
✔BE PROTEINES : tsara hoan'ny zaza mitombo sy ny zokiolona.
✔BE FER: NATAO HOAN'IREO MANAO ANÉMIE.
Source SAVA Netsika Jiaby
Manao Livraison, mandefa amin'ny faritra.
Laharana: 0344212874 / 0341056329
(Sary Indrana ilay faharoa)
02/02/2023
VOAM-BOATAVO Voafantina sy tsara kalitao efa voatoto na voany amin'ny sachet.
Mahasoa anao @ vidiny 20.000ar monja.
👉lanjany: 150g Net ny fonosana iray.
Mety tsara hoan'ny :
-Prostate
-Diabète
-Tosi-drà
-Resaka fo
-Postemenopause ho an'ny v e h i v a v y
-Hoditra
-Ny saina noho ny fisian'ny oméga 3
-Anticorps noho ny fisian'ny vitamine C
-Manampy amin'ny tsy fahitana tory
-Manampy amin'ny fanirin'ny volo
-Mety atao fanampin-tsafako ihany koa
Livraison: 2 000 Ariary eto amin'ny centre ville (Ambohijatovo, ambanidia, analakely, Mahamasina...) ary 3 000 Ariary kosa raha miala ny centre ville.
Azo alaina ihany koa ety Andohalo(akaikin'ny université RAVELOJAONA)
Mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay.
Laharana: 0341056329 na 0344212874
"Mirosoa fahasalamana Tompoko"💛
29/01/2023
VOAM-BOATAVO mahasoa 🏺Vovony na Voany.
Mitohy hatrany ny vokatra @ kalitao tena tsara sy voavoatra, 100% natoraly tsy misy fangarony.
20.000ar monja ny fonosana iray
Lanjany: 150g Net
Mety tsara ho an'ny :
-Prostate
-Diabète
-Tosi-drà
-Resaka fo
-Postemenopause ho an'ny vehivavy
-Hoditra
-Ny saina noho ny fisian'ny oméga 3
-Anticorps noho ny fisian'ny vitamine C
-Manampy amin'ny tsy fahitana tory
-Manampy amin'ny fanirin'ny volo
-Mety atao fanampin-tsafako ihany koa
Efa misy fomba fampiasa azy eo @ emballage.
Laharana: 0341056329 na 0344212874
Récupération : Andohalo
Manao livraison 2000ar/3000ar/ arakaraky ny toerana.
"Mirosoa fahasalamana tompoko"
18/01/2023
Tena Mahomby, manasa antsika handray Anjara ato amin'i Soa Voa-Janahary Fa ho Afa-po amin'ny Vokatra ianao 🙏
VOAMBOATAVO
Tena tsara be ho any lehilahy ny mihinana azy ity ho fiarovana na fitsaboana amin'ny aretina PROSTATE.
Ny fihinana azy :
Voany 7 isamaraina, efa maina tsara
Atao 3 à 4 fois par semaine
Astuce :
Azonao endasina kely ohatrany voanjo izy io raha tsy tinao ilay manta
Torohevitra fanampiny :
- Mahereza misotro rano farafahakeliny 1L isan'andro
- aza miandry poritra be vao mipipi
- aza atao tery loatra ny fehy kibo
- mihinana sakafo isankarazany
- ataovy ampy tsara ny torimaso (8h par jour)
17/01/2023
Mahasoa anao ity. 🌞
20.000ar Monja ny Voam-boatavo Voafantina sy tsara kalitao efa voatoto na voany amin'ny sachet.
👉lanjany: 150g Net ny fonosana iray.
Mety tsara hoan'ny :
-Prostate
-Diabète
-Tosi-drà
-Resaka fo
-Postemenopause ho an'ny v e h i v a v y
-Hoditra
-Ny saina noho ny fisian'ny oméga 3
-Anticorps noho ny fisian'ny vitamine C
-Manampy amin'ny tsy fahitana tory
-Manampy amin'ny fanirin'ny volo
-Mety atao fanampin-tsafako ihany koa
Livraison: 2 000 Ariary eto amin'ny centre ville (Ambohijatovo, ambanidia, analakely, Mahamasina...) ary 3 000 Ariary kosa raha miala ny centre ville.
Azo alaina ihany koa ety Andohalo(akaikin'ny université RAVELOJAONA)
Mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay.
Laharana: 0341056329 na 0344212874
Mankasitraka tompoko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Andohalo
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 12:00 |
