Longrich by Miranah
Vente, conseil, inscription, partage du business longrich
13/07/2022
Misy produit ilainao an davanandro tianao anontaniana ve?
Tongava mp raha hicommande sy mila fanazavana fanampiny
09/07/2022
Miarahaba tompoko
Mila produit fampiasa andavanandro ve ianao
Misy karazany ato amiko raha mahaliana anao
✅ the vert, afaka amidy tsirairay
✅ déodorant ( manafotsy helika)
✅ shampoing the blanc anti pelliculaire ( manala angadrano, manalava volo aingana )
✅ shampoing 2 en 1 ( sad shampoing no apres shampoing, manalava volo aingana)
✅ spray anti moustique ( ody moka, miaro aminy biby kely)
✅ creme sod milk ( mety aminy andro mangatsika, ho any vatana sy tarehy)
✅ savon noir bambou ( manadio tarehy sy vatana)
✅ savon vert ( manadio tarehy )
✅ protege slip
✅serviette hygienique jour
✅gobelet alcaline ( manasitrana aretina maro )
Koa manasa anao ary andefa MP raha hicommande na misy fanazavana fanampiny
Mankasitraka anao
17/06/2022
Miarahaba tompoko
✅ Te ho lava volo ve ianao?
✅ Sa misy angadrano?
✅ Mihitsana ve ny volonao?
✅ Sa manana volo tapatapaka?
▶ Natao ho anao ity shampoing longrich 200 ml vita amin'ny thé blanc ity
▶ Mp raha hicommande sy mila fanazavana fanampiny
Prix : 20 000 ar
Mankasitraka tompoko
16/06/2022
Miarahaba tompoko
Shampoing longrich 200 ml vita aminy thé blanc
➡ Manala ny angadrano
➡ Mampitsahatra ny fihitsanan'ny volo
➡ Mitsabo ireo volo tapatapaka
➡ Mampangirana volo ihany koa
➡ Mety ho an'ny karazam-bolo rehetra
Prix : 20 000 ar
14/06/2022
Miarahaba tompoko
Ho avy zao ny fety
Ho anareo mitady laser vert misy spiderman
Mivarotra ihany koa izahay
✏ Dessin spiderman et autres
✏ 7 têtes
✏ a pile
✏ Distance 5km
Prix: 30 000 ar
31/05/2022
Salama tompoko
Misy produit longrich karazany ato amiko sao mahaliana anao 🙂
✅ serviette hygiénique (jour, nuit, ary protege...)
✅ gobelet alcaline ( manasitrana aretina maro)
✅ crème main (manalefaka tanana...)
✅ crème sod milk ( ho any vatana, tarehy...)
✅ thé vert ( ho anareo izay te anena vatana)
✅ shampoing 2 en 1 ( manalava volo haingana, sy manatsara volo)
✅ shampoing anti pelliculaire thé blanc ( manala angadrano, manalava volo...)
✅ spray anti- moustique
✅ snake oil (mapaniry volo, manala fanaitainana, manala havizanana...)
✅ dentifrice 100g sy 200 g
✅ savon bamboo (manadio tarehy sy vatana...)
✅ après shampoing revitalissant artemisine (250ml) ( manatsara volo sy manalava volo)
Midira mp ra icommande ianao, na mila fanazavana fanampiny 🙂
18/05/2022
Crème SOD milk 200 ml
Savon bambou 100 g
▶ te hanana tarehy madio, tsy misy tasy sy mandimandina ve ianao?
▶ te hanala tsatsakoatra na vergeture ihany ko?
Natao ho anao ireto produit ireto 🙂
✅manadio sy manala ny tache rehetra aminy tarehy sy vatana
✅ manala tsatsakoatra na vergeture ihany koa
✅manadio tanteraka ny tarehy (manala mony, panda, point noir...)
✅ miaro ny aretin-koditra rehetra
✅ manamandina ny tarehy
✅ mety ho an'ny hoditra rehetra ( ankizy na lehibe)
✅ manadio ny vatana iray manontolo
➡ tsara raha am-piarahana ny fampiasana azy
➡ fa afaka mi commande tsirairay ko anefa ianao 🙂
MP avy hatrany raha mahaliana anao
08/05/2022
Miarahaba tompoko 🙂
➡ Misy an'ireto produit longrich ireto ato amiko raha toa ka liana ianao 🙂
➡ afaka mametraka commande ihany koa raha te haka maromaro ☺
✅ ary raha micommande miotra ny 3 isa kosa amin'ireo produit ireo ianao dia mahazo :
" livraison gratuite " 💰
✅Koa manasa anao ary hiditra MP avy hatrany raha hicommande , na mila fanazavana fanampiny
" mankasitraka indrindra tompoko "
03/05/2022
Salama tompoko !
➡ araraoty fa mitohy hatramin'ny fin du mois de Mai ny promotion antsika
➡ mahaliana anao ve ny hiara - hiasa ato aminay ato amin'ny longrich?
➡ Raha toa ka manana 140 000 ar ianao
➡Na mpianatra, na efa miasa, eny ho anareo mitady vadin'asa 💰
➡ Natao ho anao ity tolotra ity
➡ Hanomboanao azy ary, safidio amin' ireto pack ireto ny produit longrich mety aminao 💰
➡ vokatra maro ara-pahasalamana no atolotray ho anao
➡ ary fidiram-bola maharitra izay afaka hanatsaranao ny ho avinao sy ny taranakao
✅ koa raha vonona ary ianao dia manasa anao izahay hiara hiasa aminay
✅ Raha mahaliana anao ny hisoratra anarana , na mila fanazavana fanampiny
✅ Dia manasa anao hiditra MP , fa vonona ny handray anao izahay
💰 mankasitraka indrindra
tompoko 💰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
