Argan oil dine
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Argan oil dine, Health/Beauty, Anosizato antsinanana, Antananarivo.
25/11/2025
🌺 DIFEEL ULTRA CURL – Ho volo miolakolaka tonga lafatra! 🌺
Manana volo curly, kinky na wavy ve ianao? Mitady vokatra manome definition, hydratation ary brillance? Ireto ny vahaolana!
💖 DIFEEL ULTRA CURL – Curl Boosting Hair Care Set
Manampy amin’ny :
✔️ Manamora ny fiketronana volo
✔️ Manome rano sy malefaka
✔️ Manamafy ny curl naturel
✔️ Miaro amin’ny maina sy vakivaky
Ao anaty set :
🧴 Curl Boosting Shampoo – manadio tsy manala hydration
🧴 Curl Boosting Conditioner – manalefaka sy mampahazo aina
🧴 Curl Boosting Leave-In Cream – manome curl mazava sy maharitra
🧴 Curl Boosting Hair Mask – fikarakarana lalina
💧 Growth Oil – menaka manampy fitomboana & famelombelomana
✨ Vokatra kalitao – tsara ho an’ny volo rehetra miolakolaka!
✨ Manampy hahazo volo madio, milamina ary mi-curl tsara kokoa!
08/11/2025
🌸 KOLIES HAIR MASK & SHAMPOING – Vahaolana ho an’ny volo tsara tarehy! 🌸
💆♀️ Avelao ho malefaka, lava ary mamirapiratra toy ny landy ny volonao!
Kolies dia manampy amin’ny:
✨ Fanamboarana volo simba
🌿 Fampitomboana haingana ny volo
💖 Fanomezana hamandoana sy famirapiratana
💪 Fiarovana amin’ny hafanana sy fikosehana
🔹 Misy karazany maro hisafidianana:
Shea Butter & Castor Oil – ho an’ny volo maina sy simba
Coconut Oil – manalefaka sy manome hamirapiratra
Argan Oil & Passion Fruit – manampy hamelombelona
Keratin & Collagen – manamafy sy manamboatra volo
🚗 Manatitra mivantana any aminao izahay!
📦 Livraison manerana Antananarivo
📞 Aza misalasala — andefaso hafatra raha te hanafatra anio dia ho tonga any aminao avy hatrany 💨
Kolies — Ny tsiambaratelon’ny volo tsara endrika sy velona isan’andro!
12/06/2025
👆👆 Izy daholo le niandry azy ity
🍁🍁🍁Parfums Monogotas👌
➡️Manimanitra mamerovero 🤗 ➡️mandalo ianao dia mampiherika 😋
Eau de parfum monogotas, 100ml
Parfums dispo: Vanille / Coco / Fraise
Tenue ao tsara
✅Prix 12.000ariary🎉✨
Efa maro ny afa-po fa ianao sisa a
Livraison Tana et province
Mp ary na miantso ny 0384223601
30/04/2025
❤️ Iza le mitady fiara ♥️
Range rover evoque
Année 2012
Boite de vitesse manuel
Diesel td4
Kilometrage 90mille
Etat impec
fans
Misy vonona ilalao ve ato
Bonsoir daholo ry namako
Oantsika aminy produit argan oil na protein Brazilian le 7 no manao livraison
Argan Oil Dine
29/11/2024
❤️❤️ Manana dispo ray tsika ❤️❤️
Afaka miantso 0384223601
11/07/2024
Gamme Botox Amino acids Eunomia
👉Produit de Luxe
👉Mamerina tanteraka ny volonao ho naturel
👉Mitsabo tanteraka ny volonao simba ( Vakivaky, tapatapaka, miongotra )
-Shampoing : 1kg
-Masque: 1kg
-Sérum: 100ml
PRIX 50.000Ar
Gamme complete 75.000ar
Manao livraison izahay
Mandefa faritra
Contact : 0384223601
27/06/2024
Mamy kely
Dispo eto amitsika
PriX 27000ar manao livraison isanandro
28/05/2024
La gamme Mestin à la vit C et L'AcideHyalluronique
👉 Idéal pour la peau mature , prévention des rides et traitement des tâches
◽ stimuler la production de collagène, responsable de la fermeté et de l'élasticité de la peau.
◽ Elle diminue également la production de mélanine, qui est à l'origine des taches présentes sur la peau.
La gamme comporte :
◽Un toner (lotion)
◽ Crème à la vitC et acide hyalluronique
◽Face wash pour lavez le visage (peau à tendances grasse)
◽Crème contour des yeux
👉À combiner avec le jelly masque scentella asiatiaca ou Acide hyalluronique pour plus d'hydratation.
Prix de la gamme 80.000Ar
Disponible de suite .
Sur Livraison partout à Madagascar.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Telephone
Website
Address
Anosizato Antsinanana
Antananarivo
