Florence Madagascar
Izahay eto amin'ny Florence beaute dia mivarotra vokatra Malagasy entina hanatsarana ny volo, ny tar
15/06/2023
Salama ooo
Efa ho disponible izy ireto ho an'izay anao commande ooo
Beurre de baobab
175g 25000ar , 250g 35000ar
Manome prix de gros , mandray revendeur
Laharana tokana ahazoana anay 0346678319 na mandefa mp eto amin'ny page na amin'ny page Florence Beauté 2.Misaotra tompoko
19/05/2023
Miarahaba harivariva ooo
Mbola mitohy ny promotion ho antsika zay hanjifa rehetra oo
13000ar avokoa ny iray ooo
Fanadiovana tarehy azo antoka , efficace , sans effet secondaire , naturel 100%
-Savon facial
-Savon dermato
-Savon coco
-Huile de calophyllum , baobab, kukui
-Lotion masonjoany , geranium., ravintsara
Mp avy hatrany na miantso ny 0346678319 ooo
08/05/2023
Miarahaba antsika rehetra ooo
Manana olana amin'ny tarehy ve ianao?Manasa anao handefa mp na hiantso ny 0346678319 fa vonona hanampy anao izahay
Vidiny mirary 15000ar ny iray , maka roa 13000ar , maka telo mahazo cadeau ray
-Savon facial
-Savon dermato
-Savon curcuma
-Savon coco
-Huile de calophyllum, baobab , kukui
-Lotion masonjoany, ravintsara , geranium
Livraison Tana sy Province
Salama tompoko, averina ihany azafady.
Misy olana kely ity page ity ka ho anareo zay mandefa commande na mandefa mp dia ialana tsinu indrindra fa tss voarainay ilay izy azafady.
Iangaviana mba handefa mp ao amin'ny page vaovao Florence Beauté 2 azafady indrindra tompoko.
Mankasitraka indrindra .
Coucou daholo oooo
Misy fahasimbana ity pagentsika ity , ka ity no page afahanao mandefa commande manomboka izao .Florence Madagascar 2 na Florence Beauté 2
Ialana tsiny ho anareo tsy voavaly rehetra tato tompoko
Afaka miantso mivantana ny 0346678319 hatrany ianareo mpanjifa rehetra oooo
Misaotra tompoko
25/03/2023
Coucou daholo ooo😊
Hafa foana ny mampiasa vokatra Malagasy , naturel 100%.
Ho avy ny fety 😍
Ho anao maniry ny hanadio tarehy , manasa anao handefa mp na hiantso ny 0346678319 fa vonona hanampy anao zahay tompoko.
-Savon facial
-Savon dermato
-Savon cafe
-Savon curcuma
-Savon miel
-Savon baobab
-Lotion masonjoany, geranium, ravintsara
-Huile de baobab , calophyllum , kukui
Vidiny mirary 15000ar avokoa ny iray
Eo ambany hatrany ny santionan'ireo afapo
Livraison Tana sy Province .
Salama tompoko,
Ho anareo tsy mametraka numero tompoko dia tsy afaka manao ny livraison anao mihintsy zahay.
Iangaviana ianareo mba hametraka numero sy toerana mazava tsara(arret bus na repere amoron'arabe , tsy manatitra mitsofoka izahay) rehefa manao commande eto Tana.
Any amin'ny faritra kosa dia velomina foana ilay telephone misoratra amin'ilay entanao azafady.
Raha misy ihany koa tsy fahafahanao maka ny entana tampoka dia iangaviana mba hampandre anay ray andro mialoha foana ihany koa.
Misaotra tompoko.
13/03/2023
Coucou daholo ooo😍.
Feno panda be , acne , menamena , ride , mangana, simban'ny produit ...?
Te hampiasa vokatra natoraly , azo antoka , efficace , vita Malagasy ihany koa ary tsy misy effet secondaire?
Manasa anao handefa mp na hiantso anay mivantana amin'ny 0346678319 fa vonona hanampy anao zahay Tompoko.
Vidiny mirary 15000ar avokoa ny iray .
Mahazo lotion ray avokoa zay maka telo Tompoko
-Savon facial
-Savon dermato
-Lotion masonjoany, geranium, ravintsara
-Huile de baobab , calophyllum , kukui
Efa marobe ny afapo santionany hatrany eo ambany .
Livraison Tana sy province
Mankasitraka Tompoko.
28/02/2023
Coucou daholo ooo
A l'occasion du 08mars 😍.Alerte promotion be androany hatramin'ny zoma zao .
Ho antsika te hanana tarehy madio sy mandina rehetra ooo😍.
Aza misalasala mandefa mp na miantso ny 0346678319 ho an'ny fanazavana fanampiny .
-Savon facial
-Savon dermato
-Lotion masonjoany, ravintsara , geranium
-Huile de baobab , kukui , calophyllum
Vidiny 13000ar avokoa ny iray raha 15000ar andavanandro
Mividy pack telo miaraka, mahazo cadeau lotion ray amboniny avokoa
Roa izy no ampiasaina
Naturel 100%, vita Malagasy, azo antoka , efficace, sans effet secondaire , santionan'ireo afapo anaty commentaire.
Livraison Tana sy province.
Mankasitraka antsika rehetra oooo.
21/02/2023
Coucou daholo ooo
Ho avy ny 08mars 😍.Ho antsika vehivavy te ho manjamanja sy te hanana tarehy madio tsara .
Mp na miantso ny 0346678319 fa vonona hanampy anao izahay Tompoko
Vidiny mirary 15000ar avokoa ny iray (mividy telo mahazo ray)
-Savon facial
-Savon dermato
-Huile de baobab, kukui, calophyllum
-Lotion masonjoany,ravintsara , geranium
Tsara kokoa roa no ampiasaina izy
Vokatra Malagasy, azo antoka , sans effet secondaire , efficace , naturel 100% , misy santionan'ireo afapo eo amin'ny commentaire .
Livraison Tana sy province
Mankasitraka tompoko.
Salama tompoko
Ho anareo nanao commande savon rehetra tompoko, na revendeur na mpanjifa tsotra .
Disponible avokoa ny savon
Afaka mandefa commande sy manao reservation ho an'ny beurre de baobab rehetra.
Savon 15000ar detail
Beurre de baobab 25000ar detail
Afaka miantso ny 0346678319 na mandefa mp
Mankasitraka tompoko
06/02/2023
Coucou daholo ooo😍
Pour l'occasion de la Saint valentin 💝
Ho anao te hanana tarehy madio sy manjakely.
PROMOTION ET CADEAU
Mividy telo mahazo lotion ray
Vidiny mirary raha 15000ar teo aloha ny iray dia ataontsika 13000ar kosa izay maka rehetra amin'ity herinandro ity😊.
-Savon facial
-Savon dermato
-Lotion ravintsara , géranium , masonjoany
-Huile de baobab, calophyllum, kukui
Roa izy no miaraka ampiasaina farafahakeliny.
Vokatra Malagasy, azo antoka , efficace , naturel 100%, tsy misy effet secondaire , eo amin'ny commentaire hatrany ny santionan'ireo afapo .
Mp na miantso ny 0346678319 ho an'ny fanazavana fanampiny
Livraison Tana sy province
Mankasitraka Tompoko.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
