Longrich Tana
Mivarotra produits momban'ny volo, tarehy, vatana ara pahasalamana
28/12/2022
31/05/2022
Creme main Longrich 20,000ar
A base de vitamine E
- manalefaka hoditra
- manala ny kentroketrona amin'ny tanana
- mitsabo ny hodi-tanana may ny masoandro
- mitsabo ny hoditra simban'ny gel desinfectant
- Afaka ampiasaina amin'ny tongotra ihany koa
21/05/2022
Mino za fa manasa lamba daholo e?
Natao ho an'ny rehetra ity
Poudre detergent 30,000ar 1kg300g
- Manitra malefaka tsara ny fofony
- Manadio lamba
- Kely dia mandaitra
Mety foana na sasa lamba tanana na mampiasa machine ā laver
14/05/2022
👉Soins capillaires Longrich: 55.000ar
manalava volo haingana sy manala angandrano
👉Shampoing au thé blanc + Après shampoing à la gr***de
Ny fampiasana ireo vokatra ireo miaraka dia azahoana tombotsoa maro:
✅Manala angandrano sy mampitsahatra ny fihitsanan’ny volo
✅Manatsara ny kalitao an’ny volo henjana, mora tapaka sy sarotra raotina
✅Mamerina ny volo amin’ny état naturel
✅Mampaniry sy manatevina ny volo
✅Manamandina ny volo no manala ny hidihidy
✅ Manome aina tanteraka ny volo
✅Mety amin’ny karazana volo rehetra fa indrindra ny volo miloko
✅Manome aina sy mamelona ny volo indrindra ny volo tapatapaka sy simba
✅Mamoaka ny lokon’ny volo miloko na ny lokom-bolo natoraly
✅Miaro ny volo amin’ny fahamainana sy ny vokatra ratsy avy amin’ny totolo iainana
✅Manalefaka sady mampangirana ny volo
✅Manamafy azy tsy ho tapatapaka sady manatsotra
👉Vokatra ara pahasalama vita avy am zava maniry naturel , tsy misy effet secondaire.
👉Fomba fampiasa azy:
✅Sasana amin’ny shampooing ny volo amin’ny rano matimaty na mafana dia somary horona
✅ Kobanina dia osorana ny après shampooing à la gr***de dia avela hilona kely
✅Kobanina tsara avy eo
👉Afaka manao livraison Tana/Province
👉 mp raha mila fanazavana fanampiny
30/04/2022
Gel do**he Olive Maxi format
70,000ar 1L
08/04/2022
Gel do**he olive longrich
Maxi format
70,000ar 1littres
Fofony aloha wow
Tenue koa tena top
04/04/2022
Sod milk 25,000ar
Creme corporelles /visage
- Manalefaka hoditra
- Mhydrater peau
- Miaro amin'ny masoandro
- Manazava hoditra
04/04/2022
Nos thé 40,000ar
- Vert
- Marron
- Rose
Efa amin'ny sary ny asany
04/04/2022
Thé rose 40,000ar
02/04/2022
Te hanao longrich ve ianao anefa mbola mpianatra
Ka mety hoe tsy hanana moyen hafahana miditra
Manolotra ity pack promo etudiant ho anareo ity ny Longrich
140,000ar dia tonga membre longrich ary afaka misitraka ny zava-tsoa rehetra ato amin'ny Longrich
Araraoty ary fa sady be dia be no entana azo amin'ilay izy a
Io io ny liste
Izay liana afaka manantona ahy mp
Marihina fa manankery amin'ity volana ity ihany ireo pack reo
Afaka manantona mp izay mila fanazavana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
