TOUT EN-1 MADA
« Une vie meilleure, un avenir meilleur »
24/03/2026
‼️⭕ Tsy takona afenina fa voahodina ireo vaovao miparitaka, ary tsy nisy lahatsoratra na fanehoan-kevitra navoakako mifandraika amin’izany hoy Ralitera Ny Ando Jurice minisitry ny angovo teo aloha tao amin’ny pejiny manoloana ny fiparitahan’ny vaovao sy horonan-tsary eny amin’ny tambajotra sosialy mahakasika azy.
⭕ Nohamafisiny ihany koa fa tsy nisy alalana na fanekena avy aminy ny famoahana na fampiasana horonan-tsary mifandraika aminy.
⭕ Ity minisitry ny angovo teo aloha ity moa izay niharan’ny tsahon’i Colonel Patrick Rakotomamonjy fa isan’ireo niharan’ny fandrahonana nataon’ireo nambarany fa mafia.
©️ Ralitera Ny Ando Jurice
25/02/2026
📚 Mitohy hatrany ny formation Fanovan-drafitra / RCR aty amin'ny Faritra - - : "Ahoana ny manova rafitra❓/ Comment intervenir dans un système complexe❓- Inona no andraikitra miandry ny olona any ifotony❓"
👉 Manasa antsika rehetra tsy ankanavaka, hanatrika ny fiofanana izay karakarain'ny antoko Rassemblement des Citoyens Responsables, hiarahana amin'ny filoha nasionaly Laza Razafiarison:
🛑
📅 Zoma 27 febroary 2026
🕘 Ora : 09h
📍 Toerana : Tranom-pokonolona - Ambalavao
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny, antsoy:
➡️ 0382864256
🛑
📅Sabotsy 28 febroary 2026
🕘 Ora : 09h
📍 Toerana : Espace Andry Tsianolondroa
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny, antsoy:
➡️ 0379011430
🛑
📅Alatsinainy 02 Martsa 2026
🕘 Ora : 09h
📍 Toerana : Chez DUOR Hôtel
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny, antsoy:
➡️ 0344592528
🛑
📅Alarobia 04 Martsa 2026
🕘 Ora : 09h
📍 Toerana : Hôtel TSY MANAVAKA
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny, antsoy:
➡️ 0329618796
➡️ 0344374868
🛑
📅Alarobia 04 Martsa 2026
⏳Ho alefa miandalana eto amin'ny pejy ihany ny ora🕘 sy ny toerana📍ary ny laharana📞fisoratana anarana⏳
🛑
📅Sabotsy 07 Martsa 2026
⏳Ho alefa miandalana eto amin'ny pejy ihany ny ora🕘 sy ny toerana📍ary ny laharana📞fisoratana anarana⏳
🛑
📅Talata 10 Martsa 2026
🕘 Ora : 09h
📍 Toerana : EPIKY LODGE
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny, antsoy:
➡️ 0341555581
🛑
📅Zoma 13 Martsa 2026
🕘 Ora : 09h
📍 Toerana : PICADOW
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny, antsoy:
➡️ 0340734310
💯 Tsy misy sarany (Formation gratuite)
🔗🛜Plateforme RCR: www.rcr-tolona.com
⚙️
🇲🇬
24/02/2026
Les postes d’ambassadeurs de Madagascar à Rabat et Paris sont vacants. Joahary Ratovondrahona, ancien DirCab du ministère des Mines, est pressenti pour Rabat. À Paris, Michel Rabemahefa, conseiller financier à la Banque Postale, pourrait succéder à Rija Rajohnson.
-
🔗 Retrouvez l’intégralité de l’article via le lien en commentaire
24/02/2026
𝐃𝐞𝐮𝐱 𝐯𝐢𝐥𝐥𝐞𝐬.
𝐃𝐞𝐮𝐱 𝐚𝐜𝐜𝐮𝐞𝐢𝐥𝐬.
𝐃𝐞𝐮𝐱 𝐚𝐭𝐦𝐨𝐬𝐩𝐡è𝐫𝐞𝐬.
À Moscou, descente d’avion de nuit. Tapis rouge, garde d’honneur, protocole militaire, solennité assumée. Marche lente, encadrement officiel, mise en scène d’un partenariat d’État à État.
À Paris, ambiance plus sobre, plus discrète. Accueil fonctionnel. Moins de cérémonial, moins de symbolique militaire, moins de démonstration protocolaire.
À chaud, la différence saute aux yeux.
Bien sûr, il serait hasardeux de dresser déjà le bilan diplomatique du déplacement du président malgache entre Moscou et Paris. La diplomatie ne se résume pas aux images. Les accords, les engagements, les résultats concrets compteront davantage que le décorum.
Mais en politique internationale, les symboles comptent.
Les gestes comptent.
Le protocole compte.
L’accueil dit toujours quelque chose.
Il traduit une intention, un positionnement, un niveau d’attention.
Il ne s’agit pas ici de hiérarchiser, ni d’alimenter une lecture émotionnelle. Il s’agit d’observer. De comparer. De noter.
Deux capitales.
Deux styles.
Deux messages.
Nous aurons l’occasion d’y revenir avec davantage de recul, lorsque les contenus des discussions seront connus.
Mais une chose est certaine :
l’image, en diplomatie, n’est jamais neutre.
- --
12/02/2026
Mbola mety ve ilay Rafim-pampianarana hoe mianatra janvier fevrier na fahavaratra?
Sa mbola misy mahazo tombony amin'izao zava-misy izao?
Dia mbola mitovy ihany izany ny sujet amin'ny fanadinana na dia mijanona iray volana aza ireo mpianatra niharan'ny fahavoazana vokatry ny cyclone?
Ny zava-misy no hilaza amin'ireo minia mikipy fa mila manova rafitra isika.
Nampanantena changement systemique koa ny tany Senegal fa mbola voafitaka koa ny vahoaka.
Aty aminay izao ny rano miakatra izay tsy izy.
Laza Razafiarison
02/12/2025
Fandatsahana fanafody amin'ny alalan'ny Drone.
Niainga avy any Ranomafana ity Drone nandatsaka fanafody ity no nandatsaka fanafody tao amin'ny CSB 2 Befody ao Nosy Varika. Gaga ireo mponina tany an-toerana nahita izany omaly.
Fiaraha-misalahy teo amin'ny Minisiteran'ny fahasalamana, ONG Pivot sy ny UNFPA izy ity.
Sary Myrah Andria.
01/12/2025
Vaovao mahakasika ny mpandraharaha Mamy Ravatomanga: miditra am-ponja ao Melrose androany hariva ny tenany.
Raha vantany vao tonga ny "Décharge" avy amin'ny Hopitaly Victoria ao Candos dia hafindra any amin'ny fonja ao Melrose ny tenany.
Androany ny tribonaly ny Port-Louis no nanapa-kevitra izany, nanambara ny polisy any an-toerana fa manana ny enti-manana rehetra mba ho sitrahan'ireo voafonja ny fonjan'i Melrose.
Sary fanehoana
01/12/2025
🚨⚖ 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗥𝗮𝗷𝗼𝗲𝗹𝗶𝗻𝗮 : 𝙃𝙖𝙣𝙖𝙤𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙙𝙖𝙩 𝙙'𝙖𝙧𝙧ê𝙩 𝙄𝙣𝙩𝙚𝙧𝙣𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣𝙖𝙡 𝙝𝙤𝙮 𝙣𝙮 𝙈𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙁𝙖𝙣𝙞𝙧𝙞𝙨𝙤𝙖 𝙀𝙧𝙣𝙖𝙞𝙫𝙤.
📌 Ho vitaina amin'ity volana ity ny mandat d'arrêt international an'i Andry Rajoelina raha ny nambaran'ny Minisitry ny Fitsarana Fanirisoa Ernaivo tao amin'ny RFI.
📌 Amin'izao fotoana izao dia efa mandeha ny fikarakarana ara-pitsarana mahakasika izany raha ny nambarany hatrany ka andrasana ny tohiny.
📌 Mikasika ny Mpandraharaha Mamy Ravatomanga kosa indray dia nilaza ny Minisitry ny fitsarana fa raha vao vita ny any Maorisy dia hanaovana fampodiana eto Madagasikara ihany koa ity mpandraharaha malagasy ity ka handray andraikitra avy hatrany ny fitsarana Malagasy.
01/12/2025
Nanaiky hampidina ny vidin'ny INTERNET manomboka amin'ity herinandro ity ireo mpandraharaha amin'ny fifandraisan-davitra eto Madagasikara taorian'ny fifampiresahana tamin'ny fitondram-panjakana ny hrinandro lasa teo.
Nambaran'ny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra fa MIISOKATRA NY FIFANINANANA.
Sary sy vaovao Ny Amitié TV
29/11/2025
MANOME TOMBONY NY MALAGASY 🇲🇬👇
Isaorana ny fahasahiàna eo 'ny Serasera
Fiaraha-miasa akaiky sy mahomby no napetraka eo Antenimierampirenena sy ny TVM.
Raha teo aloha isika sahirana ary noraràna ny fandefasana mivantana ny fihaonana sy ny raharaha lehibe toa ny asa goavana tanterahin'ny Antenimierampirenana androany, dia azo tanterahina tsara izany ankehitriny noho ny Fanavaozana sy ny Fandraisana andraikitry ny rehetra.
Fampitana mivantana, Mangarahara ho an'ny Fanavaozana no Tanjontsika !
Ho tombontsoan’ny Vahoaka Malagasy hatrany ny asa rehetra 🇲🇬
Siteny Randrianasoloniaiko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Address
Ambodimita
Antananarivo
101
