WellnessMamy Natiora
vokatra natoraly 100%
manaraka fenitra ara-pahasalamana tsara
voaramason'ny mpitsabo
26/04/2025
26/04/2025
Shalom
Miarahaba antsika reetra mpanaraka pejy WellnessMamy 👋
Manasa anao hiditra Mp Viv Vivmamy aloha na hiantso ny
032 17 068 56 mandrapanova vaovao ity groupe ity
Nohon'ny antony manokana dia ho akatona atsy ho atsy ity ary hisolo groupe vaovao mitondra anarana WellnessMamy hatrany.
Ny Complèment Alimentaires ( HighProteinFoods) sy Huiles Essentielles sy Produits cosmetics ary baume Anti-Douleur dia misy foana.
🙏🏻👋👌🙏🏻
07/10/2024
Shalom
Tsy maty manota mihitsy ilay mpanao ratsy ato
Tsy mety misy fotoana hanenjehana azy koa aho. Koa miangavy antsika hi-signaler au maximum io compte mampiasa ny sariko sy anarako io.
Tena malahelo aho milaza aminareo namako akaiky rehetra, havana aman-tsakaiza, zanaka ara-panahy maro ary ireo tanaty groupe Ecoute-Counseling rehetra fa voatery akatona ity compte ity koa ianareo voakasik'ireo voatanisako ireo dia anio midira mp omeko contact itohizan'ny fifandraisan-tsika🤝
🫡Mahay manavaka izay intrus aho🫡
24h no hanaovatsika signal koa raha tsy misy fiovana avy dia akatona ny compte "Viv Vivmamy" ofisialy ity😪
12/01/2023
✌️Shalom✌️
Miarahaba sy mirary soa feno fitahiana ao anatin'ny fahasoavan'Andriamanitra antsika rehetra eto @ pejin'ny WellnessMamy indray taona 2023 manontolo ity.💝💝💝
🙏🙏🙏
10/10/2022
Salama o
HIGH PROTEIN FOODS
Protéine végétale misy akora protéina 9 karazany tena ilain'ny vatana.
🤩Zaza mitombo sy mianatra manomboka eo @3 taona
🤩Vehivavy mampinono
🤩Olona avy narary ( en convalescence)
🤩 Olondehibe (3eme âge)
🤩Fa indrindra olona mikotrana mapiasa vatana, na mampihena, ka tsy hisian'ny atao hoe fonte musculaire,
🤩olona mila mapitombo masse musculaire
Arakarak'reo no fatra isanandro.
Afaka miditra Mp aviatrany izay mila fanampipanazavana sy hikomandy
14/06/2022
Nous sommes heureux de vous accueillir prochainement .
Au Cœur de l'Innovation et de la Médecine Moderne, Nous Prenons Soin de Vous, et de Votre Santé.
23/02/2022
Massage facial thérapeutique
(Paralysie faciale/WellnessMamy
+261344592093
11/11/2021
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Betongolo Avaradoha
Antananarivo
