Oulinah Beauté
❣️Salama tompoko ❣️
✅Manao volo sy Manao Hoho izahay
✅Manomboka amin'ny 5.000 ar
15/08/2025
❌ Astuce ho an tarehy
✅ Gommage naturel
✅ Zavatra ilaina :
Voatabia silany sy Siramamy mena na fotsy
✅Fomba fampiasana azy: atao in 2 isankerinandro
✅Araraka eo ambonin'ilay voatabia ny siramamy de kasohana moramora @ tarehy , atao manome boribory otran'ny fanaovana gommage mahazatra. Alona 5 à 10 minutes eo de kobanina @ rano matimaty.
✅Vokatra azo.
- Manalefaka sy manamandina ny hoditra
- Manala mony
- Anti-ride
😊andramo ihany sao mba mahasoa
Bonne journée daholo ♥️
14/08/2025
🥰Salama daholo🥰
➡️ A partir 5.000 Ar manao Volo (Mila Maka rendez vous)
✅ Finition vapeur
✅ Produit "Botox" Ilay mapatsotra volo tsara mihitsy
😊Mitondrà namana misimisy fa ataonay gratuit ny 1 izay 😊
✅ Asio j'aime page, mentionner o namana , partager ao am mur nao dia ataov mode public, partager o amin'ny groupes Misy anao.Mahazo soin gratuit izay bé point.
🥰 Andao ary hanao manjakely e🥰
✅ Ankadifotsy misy Anay ( repère IFR )
☎️0380990408
23/04/2025
Manao volo a domicile sur RDV
A partir 10.000 ar
Frais a partir 3000 ar
17/02/2025
🎁Promotion Kely aza e
✅5.000 ar(Mitovy amin sary)
👉Pose F. O(colle 401)+Vernis semi permanent UNI
⛔SUR RDV (ISamaraina ihany )
⛔Afaka manantona aty aminay Ankadifotsy
⛔A domicile misy frais Apartir 5.000 ar
☎️0386917778
12/02/2025
✅A partir 7.000ar
❌Vernis semi permanent sur ongle naturel ou F. O
❌Manao volo ihany koa (lisse, bouclé, CURLY)
✅A partir 15.000ar
❌Pose americain (sans colle)+Vernis semi permanent
A partir 15.000ar
✅SUR RDV isa-maraina ihany fa afaka misafidy
NA❌ manantona Ankadifotsy aty antrano
(Lundi au Dimanche)
NA❌A domicile (Lundi au Vendredi)
🚎Frais a partir 5000ar
26/12/2024
‼️Manao volo, na Hoho a partir 7000ar
✅Lundi au Dimanche
✅Lundi au Samedi: 8h30_12h
✅Dimanche :7h_13h
Lieu: Ankadifotsy RDV sur MP.
01/01/2024
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ankadifotsy
Antananarivo
101
