RIA Modes&Accessoires

RIA Modes&Accessoires

Share

Vente de chaussures friperie ou neuves 👠, vêtements friperie 👖👗 et divers articles de top qualité 🔝 au meilleur prix 💸
0382085151/0321825385

Photos from RIA Modes&Accessoires's post 06/03/2025

Alefantsika mora @ izay ary à partir 5000 Ar et pas plus de 10000 Ar @ izay oh 😍 LIVRAISON SAMEDI

Photos from RIA Modes&Accessoires's post 28/02/2025

📢Arrivage hauts stylés et robes 👚👗😍
Qualité au top foana au meilleur prix ny antsika
Livraison antsika isaky samedi sy mercredi ihany tompoko (tsy afaka jour hafa satria efa izay ilay fandaminana tompoko) 🚴‍♂️
JP + coordonnées mazava en mp ihany no confirmé ny achat
Merci 🥰

Bon shopping ☺️

27/02/2025

Prochain arrivage
Que des pépites 😱🤩

Photos from RIA Modes&Accessoires's post 18/02/2025

Arrivage tee-shirt homme 🤩
À partir 7000 Ar 😱 et pas plus de 10000 Ar 🤩
JP+contact et lieu de livraison en MP pour confirmer
Aza adino livraison antsika isaky mercredi sy samedi ô 😊
Bon shopping 🙂

Photos from RIA Modes&Accessoires's post 16/02/2025

Disponible 🤩 Crop zip, haut à rayure tendance, haut crop étirant...

Photos from RIA Modes&Accessoires's post 14/02/2025

Arrivage haut stylé😍🥰
Haut marinière, crop, tee-shirt...
Efa eo @ sary ny détails o 😉 Livraison antsika chaque mercredi sy samedi iany an, dia mitsidika kely ny CGV antsika aloha vao mi confirmer commande ô. (cliquer na ny lien ao @ commentaire)😊😊
Bon shopping🥰

13/02/2025

✅CONDITION GENERALE DE VENTE✅
Manasa antsika mba hamaky tsara hatramin'ny farany mba hampilamina tsara ny commande antsika ☺️

1️⃣Ny akanjo amidy eto @ RIA Modes&Accessoires dia FRIPERIE avokoa. 👕👚Sary réél daholo ny sary alaina (TSY MISY RETOUCHE ) ary efa miaraka @ détails mahakasika ny taille, prix, référence. Ho an'ny sokajin'entana hafa (tsy akanjo) dia mametraka détails tsara foana izahay 🙂

2️⃣Ny prix an'ny entana dia efa miseho eo amin'ny sary.

3️⃣ Mba hi confirmer na ny commande anareo (io ihany no fepetra maha validé commande) dia mandefa JP + capture d'écran an'ny sarin'ilay entana ary ny détails livraison (contact+numéro ary toerana PRECIS hanaovana livraison). ✍️

4️⃣Ny jours de livraison dia isaky MERCREDI SY SAMEDI ihany tompoko ary tsy afaka atao jour hafa fa efa izay no fandaminana. Mbola tsy tara ianareo raha manao JP AVANT 8 h du matin @ ireo jour de livraison ireo. ✍️

5️⃣Raha hi annuler commande dia mila mampilaza la veille (idéalement) ou au plus t**d avant 8 h du matin an'ny jour de livraison. ✅

6️⃣TSY MISY HEURE FIXE NY LIVRAISON. 🚴‍♂️Miantso mialoha ny livreur rehefa ho any aminareo kanefa kosa ❌raha tsy joignable mihitsy au 2 ème ou 3 ème appel dia TSY MANAO LIVRAISON ny livreur❌ ary miverina mi confirmer par MP ianareo ny hariva.

7️⃣Rehefa voarainareo ny entana ka VERIFIE tsara dia manao paiement ary raha sendra tsy mety aminareo ny entana dia afaka mamerina azy @ livreur fa mandoha ny frais de livraison.

8️⃣⭕️Ny entana efa nalainareo ary raha efa lasa ny livreur dia TSY AVERINA INTSONY. ⭕️

9️⃣TSY MITSOFOTSOFOKA NY LIVREUR FA ENY @ partie arabe ihany satria efa nisy souci resaka sécurité.

Livraison ville sy akaiky récupération : 3000 Ar daholo
Livraison périphérie : 5000 Ar
Livraison super périphérie : 6000 à 8000 Ar

Izay ary fa miantsenà finaritra ô ! Merci 😊

Photos from RIA Modes&Accessoires's post 12/02/2023

Offre spéciale Saint Valentin indray ato R.I.A Modes&Accessoires

🎁Araraoty ary fa mividy 1 dia mahazo 1🎁 😮
Conditions kely tsika oe:

- Asina j'aime ny Page👍
- Identifieo ny namana ahita ilay publication

❤️ Stan Smith 50.000Ar izy roa😮🎁💞
Pointures 37 et 38
❤️ Air Jord Dior 65.000Ar izy roa😮🎁💞
Pointures 36 et 37

Photos from RIA Modes&Accessoires's post 11/02/2023

🎁 Blender cosmetic 4 pièces
Très pratique et douce pour appliquer vos fond de teint.💞🌺

🎁 Pack Brosse pieds et Pierre ponce
( 2 pièces) pour vos self-pédicure🦶💞🌺

Livraison possible

Photos from RIA Modes&Accessoires's post 07/02/2023

💐Chic&Classe
💐Belle&Elégante

👉Profitez de nos promotions pendant ce mois de Février👈
😱 Tous les articles dans notre Page sont en PROMOTION 😱

👉Visitez les contenus et contactez nous en Message Privé....👈

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00