Natury Mada

Natury Mada

Share

Natury Mada votre boutique de bien être au naturel.

Photos from Natury Mada's post 13/01/2026

Passez les rentrées avec styles avec les tresses de notre équipe.
‎Nos prix à seulement 30 000ar toutes inclus😉 ❤️ ✨
‎Lieu: Tana, Andohalo ❤️✨
‎Prestation à domicile possible ❤️🥰
‎Contact :034 80 606 40







⚠️⚠️Prix seulement avec les modèles ⚠️⚠️

Photos from Natury Mada's post 22/10/2025

PROMO Gel PASSIONATE à seulement 12 000 Ar !

Tonga miaraka amin’ny kalitao sy vidiny mirary :
✨ Gel Baby Hair
✨ Gel Plaquage (mampifitsaka volo tsara)
✨ Gel Tresse (azo irandranana)

✔️ Mety amin’ny volo *olioly, ngita, tsotra*
✔️ Tsy manimba volo
✔️ Tsy miova fotsy rehefa maina, mijanona "effet mouillé" 💦

🚚 Livraison manerana an’i Madagasikara
📞 034 80 606 40

Aza tara fa voafetra ny tahiry!

Photos from Natury Mada's post 29/09/2025

‎💇🏽‍♀️ Randrana Manja sy Lamaody ho Anao ! 💕

‎Te hanavao ny bika aman'endrikao ve ianao ? Na ho an'ny fety, na ho amin’ny andavanandro, dia izahay no vonona hanome anao randrana manja, madio ary maharitra✨

‎Ato aminay dia mahazo misafidy amin’ny karazana randrana rehetra ianao :
‎➡️ Randrana tsotra
‎➡️ Vanille
‎➡️ Twist
‎➡️ Cornrows
‎➡️ Sy ireo endrika lamaody hafa

‎📍Toerana: Antananarivo
‎🏠 Azo atao koa ny mankany an-tranonao (8h – 14h)
‎📞 Finday : 034 80 606 40
‎💸 Vidiny mora sy mifanaraka amin'ny endrika tianao


‎👉 Aza avela ho simba na hikorontana ny volonao – Atolory amin'ny tanana mahay sy feno fitiavana.

‎Manasa anao hifandray aminay raha mila fanazavana fanampiny na hamerina endrika manjelatra amin’ny volonao 💖

Photos from Natury Mada's post 06/09/2025

Passez des vacances avec styles avec les tresses de chez nous.
Nos prix abordable et accessible à tous ❤️ ✨
Lieu: Tana, Andohalo fa manao à domicile ❤️✨
Contact :034 80 606 40

Photos from Natury Mada's post 06/09/2025

Cliente satisfaite 🥰✨
Tresse avec postiche milliardaire ❤️😘🔥

Merci beaucoup pour la confiance 🥹❤️
Prix toujours abordable 😊
Tel:0348060640

Mandray Alahady manao à domicile ❤️💗

Photos from Natury Mada's post 01/09/2025

GEL DISPONIBLE 🥰✨pour cette semaine

🔥 Afaka anaovana baby hair sy afaka irandranana tsara

‎✨ Gel Keratin : 7 000ar
‎✨Gel Wax passionate : 15 000ar
‎✨ Gel Wax Élégance : 10 000ar

‎📍Lieu de récupération à Andohalo
‎🔥Livraison possible
‎☎️ Contact :0348060640 ou sur mp

Photos from Natury Mada's post 18/08/2025

Cliente satisfaite 🥰✨

Merci beaucoup pour la confiance 🥹❤️
Prix toujours abordable 😊
Tel:0348060640

Mandray Alahady manao à domicile ❤️💗

16/08/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Kajiana Rakotohasibola, Caychah Leah

Photos from Natury Mada's post 15/08/2025

Postiche super bella dispo ❤️✨
Et natural look ❤️🥰
Prix abordable 😊🥰
Prix de gros à partir de 5 pièces ❤️😉

Photos from Natury Mada's post 13/08/2025

Manomboka androany dispo gel wax passionate 🥰
Tsy mvoka fotsifotsy
Miraikitra tsara
Afaka irandranana na anaovan baby hair
Effet brillant ✨
Prix 15000ar
Livraison possible ❤️✨

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101