Vehivavy Mankafy Mekanika
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vehivavy Mankafy Mekanika, Health/Beauty, Ambohimangakely, Antananarivo.
30/06/2023
🌺 MIFALIA MANDRAKARIVA 🌺
Fehezanteny fohy kely nefa indraindray sarotra ihany ny mahatanteraka azy 😁 Raha mandalo zavatra mahatezitra na manafintohina na toa manao tsinontsinona anao ianao dia ohatran'ny hoe diso ny soratra masina raha miteny an'izany, ary raha jerena tokoa dia hoy isika hoe izany ve dia mifanaraka ? 🤔🙄 Marina be anefa io satria ao no ambadik'iizany no miafina ny fiadanantsika 😊 ao anatin'izany no itahiana anao. Andao ary tsy avela haharitra ela intsony ny alahelo, na hatezerana fa na tafintohina aza ianao na malahelo dia miverena mifaly eo amin'ny Tompo 😇 Ny Fanahy Masina dia afaka mitarika anao hanadino sy mitondra fifaliana ao anatinao. Efa namela Fiadanana be ho anao Jesosy dia aza avela hangalarin'ny fahavalo izany.
Faly miarahaba antsika rehetra indray .
Anio isika dia iresaka momban'ny fiara.
Rehefa inona ianareo no manao vidange na entretiens périodiques ?
Fantatrareo ve hoe inona daolo no atao rehefa atao entretiens ny fiara iray?
Tantarao ao anaty commentaire ary dia miverina za manampy izay tsy ampy.
Mirary ny soa sy ny tsara.
Vehivavy mankafy mekanika
Ny resaka sécurité momban'ny mpitondra fiara sy Moto no resahintsika anio.
Ho an'ny fiara :
_Ny ceinture de sécurité iangaviana isika vehivavy ametaka ceinture de sécurité mandrakariva .
Ho an'ny Moto
_Casque "ra misy budget dia ilay casque tsara ireny vidina "
_ Blouson" Izay anananao anaovana rehefa tsapa hoe en sécurité sy mafana "
-Botte "aleo manao kiraro fermé foana "
Mirary soa be dia be .
Faly Miarahaba antsika rehetra .
Ny tanjona @ pejintsika dia ny fampizarana ny soa sy ny tsara mikasika fiainana andavanandro . Indrindra indrindra ho an'izay mpakafy fiara .moto. Bicyclette rehefa mecanika na engins. Camion .Santé ,
Fifampizarana ny soa sy ny tsara .
Mankasitraka.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambohimangakely
Antananarivo
