VOLOKO MITSIRY

VOLOKO MITSIRY

Share

La gamme de produit capillaire- haut de gamme - 100% clean - fabriqué à Madagascar par Mon Histo-Cheveux. Passez vos commandes.

Vous trouverez ici des produits adapter à toutes textures de cheveux. Nous livrons sur tout Tana et province

Photos from VOLOKO MITSIRY's post 20/02/2026

Ho an’izay manana types volo Ngita na 4 dia ireto ny combo mety aminao :

🤎𝐂𝐨𝐰𝐚𝐬𝐡 : hanasana loha sady démêlant
🤎𝐌𝐚𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐫𝐫𝐢𝐬𝐬𝐚𝐧𝐭 : Raha volo tapakatapaka na simba na miloko
🤎𝐌𝐚𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐡𝐲𝐝𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭 : raha volo maina fotsiny
🤎𝐂𝐮𝐫𝐥 𝐜𝐫𝐞𝐚𝐦 : mi nourrir ny volo sy manalefaka ny volo mba ahazo boucles
🤎𝐆𝐞𝐥 𝐟𝐢𝐱𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫 : mi hydrate volo sy mitazona ny boucles
🤎𝐂𝐫𝐞̀𝐦𝐞 𝐜𝐨𝐢𝐟𝐟𝐚𝐧𝐭𝐞 : tena hoe mangirana sy mihalava ny volo raha mampiasa azy foana

✅DISPO daholo ny produits rehetra
Manao livraison izahay ary mandefa faritra

04/02/2026

Tsy maina be intsony ny volo rehefa mampiasa ny 𝙘𝙧𝙚̀𝙢𝙚 𝙘𝙤𝙞𝙛𝙛𝙖𝙣𝙩𝙚 𝙖̀ 𝙗𝙖𝙨𝙚 𝙧𝙤𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣 sady maniry ihany koa ✨

Na miloko ny volonao na tsia , mety amin’ny karazam-bolo rehetra na lehibe na kely ihany koa,

Misy format 100g - 20.000a
format 200g - 35.000a

disponible de suite

Mp fa manao livraison izahay

19/01/2026

Hello
hiakatra kely amin’izay ny vidin’ilay crème coiffante lehibe - 200g
ka hanao vente flash aloha androany …
zay manao Jp androany ihany no mahazo azy

❌ilay kely 100g mbola rupture …

14/01/2026

Salama aby o…
Tratry ny taona sy mirary soa hatrany …

miverina manao livraison amin’izay isika 🥰

Ho anao izay maina volo lava…
❌na efa manosotra produits aza de tsy mety mitazona hydratation
😓na koa hoe volo a tapakatapaka tsy mety lava

andramo le crème coiffante fa lasa tsy te hiala tsony avy eo 🥰

✅afaka atao scellage na menaka osorana andavan’andro

crème coiffante pm - 20.000a
crème coiffante gm - 35.000a

dispo de suite

Photos from VOLOKO MITSIRY's post 24/12/2025

Merci pour votre achat … bonne fête à tous 🎄🥰❤️🙏🏽

Photos from VOLOKO MITSIRY's post 19/12/2025

Misy offre Noël amin’izay ary isika e
ity fety ity ihany no misy ity pack special ity 🥰🎄

Tongava Mp ary fa manao livraison izahay ✨

Photos from VOLOKO MITSIRY's post 18/12/2025

Hello 🖤💛

✅efa miverina ihany koa ny Masque 200g sy DISPO ny masque 300g

🚚Mandefa province sy manao livraison eto Tana izahay

Mp ary ✨

Photos from VOLOKO MITSIRY's post 16/12/2025

Mandalo fotsiny indray ilay crème coiffante ry cliente fidèle tsy miala amin’ny crème coiffante 🥹🥰❤️

crème coiffante Pm - 20.000a
crème coiffante GM - 35.000a

✅Mandefa faritra izahay - manao livraison 🚚

Iny ndray ny cadeaux manaraka hitanareo ao anatin’ny colis anareo any an 🥰🥰

15/12/2025

Hello …💛🖤
efa DISPO daholo ny produits antsika aty
efa miverina dispo ny crème coiffante GM . ✅
livraison demain ✅
misy cadeaux 🎁 ho an’izay cliente mividy misimisy an… mba anaovy retour ho an’izay nahazo androany 🫶🏽🫶🏽

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Bazar Du Quartier Mahamasina
Antananarivo
101