You jejo

You jejo

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from You jejo, Health/Beauty, Antananarivo.

22/03/2025

🥰eh les filles elaela tsy nisy vaovao🥰

Asio réaction kely ra asina promotion 🥰

13/02/2025

Disponible 💗
Lissage brésilien keraoraganica 🥰

Photos from You jejo's post 03/12/2024

❌❌ Lissage brésilien keraoraganica 150ml×3❌❌

Disponible chez youjejo❤️

Manao livraison partout à Madagascar ❌

Photos from You jejo's post 23/11/2024

❤️ Promotion ho any rapitso ihany 24/11/24❤️

Ho anao mbola tsy nampiasa lissage brésilien keraoraganica dia manasa anao izahay iditra mp aminay fa atoronay anao ny fampiasana azy ☺️ tsotra farakizay tsotra❤️

Afaka ampiasanao ao antrano na any@salon de coiffure anao❤️Sady efa akaiky ny fety dia mila manao manjakely 🥰

Araraoty ny promotion ary🥰

Ny lissage brésilien keraoraganica GM ra 65.000ar dia lasa 50.000ar
Ilay lissage brésilien keraoraganica PM kosa lasa 45.000ar fa tsy 55.000ar🥰

Afaka récupérenao epp ambatomaro na livrenay izay mety aminao fa rapitso fotsiny

Fafako ity publication ity rehefa vita ny promotion 🥰

Photos from You jejo's post 26/10/2024

🥰Aza misalasala miditra mp manotany ny mode d'emploi any ito produits lissage brésilien keraoraganica ito🥰

Fa vonona anampy anao izahay 🥰 ampitiavana be 💗

Manao livraison izahay na Tana na any @ faritra no misy anao☺️🙏

Photos from You jejo's post 25/10/2024

🥰Miarahaba tompoko 🥰

Manana any ireto produits ireto izahay sao mahaliana sy mahasoa anao💗

👉 Lissage brésilien keraoraganica 🥰
👉 Gamme keraoraganica 🥰
👉 Shampooing manala angadrano (ho anao manana olana@izany angadrano izany mety be aminao io)🥰
👉 Soins botox capillaire 🥰 (mitsabo ny volo manana olana rehetra)

Ireo produits ireo dia produits efa nandramany client daholo ary misy retour mamy be 🥰

Dia zarainay aminareo androany 🥰

Ny prix abordable be nefa ny résultats 100%

Marque made in canada 💗

Manao livraison izahay na eto Tana na any@ Faritra 💗 koa mp ary tompoko 🥰🙏

24/10/2024

🚨🤩alerte alerte🤩🚨

Mety hoe efa nitady solution efa ela ve ianao analanao anio hangadranonao io?🙄

Manana solution ho anao izahay atoYou jYou jejohampooing fotsiny izy io nefa mavita tsara manala anio hangadranonao manahirana anao io🥰

Ny vidiny tena mirary ☺️🙏

Marque : Argamindas 💗

Manao livraison izahay na Tana na faritra koa inona no hiandrasana aki?🥺🥰

Photos from You jejo's post 24/10/2024

🥰Hello les filles 🥰
Tiko be mihintsy oa ianareo dia itondraiko anito botox capillaire ito🥰

Mafatifaty kely anah ity produits iray ity💗
Ny azoko lazaina dia hoe tena soins efficace be Izy io🥰

Je l'ai déjà tester sur moi🥰brefff

Manadrama fa manjakely sady vita tsabo tsara ny volo vao mampiasa azy💗

Mp izay lina na manana fanontanina 🥰🙏

Manao livraison izahay 🥰

Photos from You jejo's post 23/10/2024

🥰 Coucou mes chérie🥰

Disponible ny lissage brésilien keraoraganica 🥰

Oui tena misy maromaro ato🥰💗

Miandry anareo sisa💗

100% efficace ho any izay efa nampiasa☺️🙏

(Durée 1mois)

Manao livraison izahay na Tana na any@Faritra☺️🙏

Mp ary💗

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo