Nico Création

Nico Création

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nico Création, Health/Beauty, Nico Création, Antananarivo.

Photos from Nico Création's post 13/05/2026

Villa basse type F3 .

Efa manana terrain ve ianao ? Natokana ho anao ity

Surface bâtir 8/7,10=56,80m2.

Fondation prévu R+1.

Disposition intérieur :

Une chambre parentales
Une chambre enfant
Salon sy cuisine ouverte
Do**he sy toilette italienne
Véranda.

Plan 2D (complets) ahazoana permis de construire.
Plan 3D ( vue en façade) ahitanao ny endrika ivelany.
Devis estimatif (cléf en main biriky na koa parpaing).
Devis quantitatif détaillé (renouvelables).
Devis gros oeuvre .
Fosse septique (08 personne).
Puisard et regard.

Durée d'exécution : 90 jours .
Nif sy Stat . ( a jour).
Garantie (03 mois a condition).

Bureau a domicile (pour le moment).

Tél ; WhatsApp : +261 34 45 909 00.

Mandeha faritany rehetra

18/03/2026

Mifalia ry malagasy fa nahazo taom-baovao 🇲🇬🎉

07/03/2026

Manam-pikasana hanao TRANO va ianao🏗️ ???

Efa manana tany, sa mbola tsy ampy ny budget ?

➡️Atombohy amin'ny PLAN sy DEVIS aloha, mba hahitanao ny mety ho endriky ny Trano sy ny Vola mety ho lany amin'ny fananganana azy⬅️.

Mametraha ary fitokisana aty aminay fa izahay dia MANAO:

📝Plan 2D: (izay afahanao mahazo permis de construire any @ commune )

📝Plan 3D( miaraka amin'ny photo realiste ahitanao tsara ny endriky ny trano tony efa vita. )

📝Devis quantitatif des matériaux.
📝 Devis clé en main
📝 Devis main d'oeuvre


🏗️ Construction

Aza misalasala ary miantso na mandefa hafatra miafina aty aminay

Contact: 034 45 909 00 ( WhatsApp)
Mail : [email protected]

Mandeha faritany.

01/01/2026

Bonne année ❣️

Année de joie, paix, bonheur et santé prospérité grâce pour tous.

Nico Création

Photos from Nico Création's post 26/11/2025

Sahiran-tsaina va ianao mitady olona azo antoka hanatanteraka ny nofinao ?

Izahay dia manao ny asa rehetra momban'ny tao-trano:

PLAN
DEVIS
Construction
Suivi
Conseil

Plus d'infos Mp

Tél, WhatsApp : 034 45 909 00

Mandeha faritany.

Photos from Nico Création's post 15/11/2025

Villa basse type F2

Efa manana terrain ve ianao? Natokana ho anao ity !!!

☑️ Une chambre
☑️ Salon et cuisine ouverte
☑️ Toilette et do**he intérieur
☑️Plan complets Mp
☑️ Devis tâcheron Mp
☑️ Devis estimatif Mp
☑️ Surface bâtir 7,60 sur 6,60= 50, 16m2

Délais d'exécution trois mois (03)

Tél ; WhatsApp : 034 45 909 00

Mandeha faritany rehetra !!!

Photos from Nico Création's post 10/11/2025

Projet an'ny client iray any Nosy bé hell-ville izy ity

Mahavita soa tompoko 🙏

Photos from Nico Création's post 20/08/2025

🏗️ Villa basse type F4 .

Surface bâtir : 13,40/8,60 = 115,24m2.
Duré d'exécution : 04 mois.

📝Plan vue 2D
📝Plan vue 3D
📝Devis estimatif (cléf en main)
📝Devis tâcheron (main d'oeuvre)

✔️Un chambre parentale de 18, 80m2 avec

✔️Do**he et toilette parents de 5,36m2.

✔️Un chambre fille de 16m2

✔️Une chambre garçon de 16m2

✔️Cuisine ouverte de 9,96m2

✔️Séjour : 21,62m2

✔️Do**he : 2m2

✔️Toilette : 1,80m2

✔️Véranda : 6,44m2

☎️Tél : 034 45 909 00 ; (WhatsApp)

🏡 Mandeha faritany !!!

Photos from Nico Création's post 10/08/2025

Mahavita soa tompoko 🙏

Client iray zay nametraka ny fitokisana aminay taminy fanaovana ny plan ny tranony,

Mankasitraka indrindra tompoko !!!

Plan 2D (complet)
Plan 3D (Vue du façade)

Efa nanomboka omaly moa ny adi-fototra ka dia mamerina ny fisaorana, ary mirary indrindra ny hahavitana azy hatramin'ny farany 🙏.

Tél ; WhatsApp : 034 45 909 00
G-mail [email protected]

Mandeha faritany.

Photos from Nico Création's post 04/08/2025

🏡 Villa basse hatrany no mbola atolotray ho antsika manaraka ny pejy

🏗️ Surface bâtir 8/7 (57m2.)

🧷 01 chambre parentale
🧷 01 chambre enfant
🧷 Salon sy cuisine ouverte
🧷 Do**he sy toilette italienne
🧷 Véranda.

📝Plan 2D (complets)
📝Plan 3D ( vue façade)
📝 Devis estimatif (cléf en main)

🛠️ Durée d'exécution : Telo volana (03).

Fosse septique (08 personnes ) sy puisard

☎️ Tél na WhatsApp aminy : +261 34 45 909 00.

Mandeha faritany rehetra.

Photos from Nico Création's post 26/07/2025

Ny asa fanamborana fosse septique sy puisard ary regard indray no ho zarainay aminao manaraka ny pejy androany !!!

Marihana moa fa tsy dia ny habeny loatra no tena idéale aminy fanaovana ny fosse septique toizao fa ny fonctionnement-ny.

Nanana tombony manokana ny client teto satria dia mafy ny terrain ka tsy ho feno mihitsy izy ireto na dia 15 taona aza.

Tél ; WhatsApp : 034 45 909 00.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Nico Création
Antananarivo