My MiiToo

My MiiToo

Share

Live Tik Tok My MiiToo ✨

Sublimé vous avec nos outils personnelles utilisables pendant toute votre journée et quotidienne 🎀

01/07/2026

Parfum pour homme indray no atolotra anay ho anareo 🥰🥰

Izay Tena maro ianareo Liana amin’izy ity ka Indre parfum an’isany Tena tsara Sy mandona be izy ity 😍😍

-parfum lonkoom 24k black leather for man 🌹 Mamy kely Sady Tena coup de cœur 🌹 100ml izy io an Tena geza be mihitsy …

Natao amin’ny vidiny 60000 ar livraison offerte ny iray ‼️‼️

Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️

30/06/2026

Hummm 🥰🥰

Mamy loatra ity parfum iray atolotro ho anareo ity 😍😍 … parfum Natao ho an’ny lehilahy , nefa manja kely …

Alefako détails Sy vidéo avy eo fa ao aloa Samy mankafy isika 🥰🥰

29/06/2026

4 parfum de 40 ml ny ao anaty coffret KAYALI iray 🥰

-Lemon sugar 🍋
-Ylang coco 🥥
-Vanilla 28 🍦
-Pistachio gelato 🥜

200000 ar livraison offerte ho an’ny olona 3 voalohany Manao JP ‼️‼️

29/06/2026

Parfum de luxe Tena tsara be 🥰

Izay ahitanareo parfum karazany 4 ny ao anatiny 40ml daolo parfum ao anatiny 🥰🥰

-Lemon sugar 🍋
-Ylang coco 🥥
-Vanilla 28 🍦
-Pistachio gelato 🥜

Ireo 4 ireo parfum ho hitanareo ao ary jifainareo amin’ny vidiny 200000 ar coffret iray ‼️‼️

Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️

29/06/2026

Salama daolo 😍

Coffret Kayali mamy kely … misy karazany 2 izy ity fa ity coup de cœur ity no Alefako voalohany 🥰🥰

Ahitana parfum 40ml * 4 ao anatiny dia Samy hafa daolo ireo parfum ireo

Alefako eo détails Sy vidéo avy eo fa dia mirary herinandro mafinaritra ho antsika rehetra e 😍

28/06/2026

Salama e e 🥰🥰

Arrivage manitra be Sady Tena oe tsara be 😍😍 tsy fahita firy iany koa nefa 😍😍

Parfum tendance be izy ity zareo .. malaky fa Efa Tena vitsy sisa disponible ..

Alefako eo video avy eo hijerenareo anazy 😍😍

Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️

24/06/2026

Salama daolo 🥰

Fizarana kely vao maraina zareo an … andao mba ilalao kely ee 😍😍

Jp cadeau aingana nareo . Tsotra condition

🧡 asinareo j’aime page
🧡mentionne olona 2 amin’ny commentaire
🧡partagé nareo Ilay publication

Vendredi fisarihana fa malaky nareo ary ee …

23/06/2026

Parfum pour homme izay manana fofona frais Sy boisé 🥰🥰

Ao anaty coffret iray misy parfum 50ml anaky roa be Izao …

Parfum fofona frais , malefaka , intense , élégant Sy sensuel 🥰🥰

Natao amin’ny vidiny 40000 ar coffret iray ‼️‼️

Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️

23/06/2026

Tena mbola betsaka ianareo no mitady parfum homme …

Mbola disponible de suite izy ity amin’ny vidiny mirary hatrany 🥰🥰

Mp aingana fa vitsy stock tsika …

Mirary tontolo andro mafinaritra ho antsika rehetra 🥰🥰

22/06/2026

Salama daolo 🥰

Tena tinare be Ilay parfum homme teo aloa … Efa lany tanteraka izy iny fa ity misy endriny vaovao indray atolotra anay ho anareo …

Alefako eo détails Sy momba anazy ao anaty vidéo 🥰

Mirary erinandro mafinaritra ho nareo izahay e 🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 09:00 - 00:00