Raitra ventes
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Raitra ventes, Health/Beauty, Itaosy cité, Antananarivo.
18/06/2025
🍀 promo de la semaine : 10.000ar 🍀
Oui, ilay huile de coco extra vierge a froid en bocal 😍
Mandalo ihany ito offre ito ka aza tara e
Tel : 0347864065
Lieu : itaosy cité
28/11/2024
🐝 TANTELY an'ala 🐝
🍀 tsara tsiro
🍀 azo antoka
🍀Ho antsika mila atao fanafody kohaka
Livraison possible, récupération itaosy cité
23/10/2024
🤣 tena misy manao ilay client ka 🤣 mankasitraka foana nahatoky
12/10/2024
😍😘 kopatanana manokana ho anareo parents rehetra : mankafia ary mampiasa ny huile de coco anay 😍
Firy taona izao ny zaza ao? 😊
Mbola hosorana diloilo ve? 😁
Bisous mamy be daholo 😘
01/10/2024
🍀 10.000ar les deux 🍀
P.R.O.M.O be fa araraoty Huile de coco 250ml sy miel (an'ala) 250ml
Manana format lehibe izahay ho anareo mila 500ml/1L 😍 afaka misaraka ihany koa
Récupération itaosy cité, livraison possible
0347864065
08/08/2024
😍 aza omena tsiny aho fa vacances le ankizy 😂 raha mandray koa la tsy dia mahay miteny ilay olona dia tsy izaho izay 😅😆
22/07/2024
❗❗ PROMO ❗❗
Eau de rose : 2.000ar
27/06/2024
🌴HUILE DE COCO/MIEL spécial en gros🌴
Ho anareo mpivarotra mitady haingon'entana (épicerie, boutique, magasin en général,...)
❌ Afaka mamatsy huile de coco sy tantely izahay (azo antoka, manitra, tsy mitapoka)
✅ Format 100ml amin'ny vidiny mora, fa afaka mandefa 250ml, 500ml, 1L koa izahay
♥ afaka afangaro ny isa (+15pcs)
Huile coco : 2.500ar
Miel : 2.000ar
Livraison et envoi en province possible
12/05/2024
🥥 HUILE COCO pur 🥥
Mbola misy hatrany ny diloilo coco nahafanataranareo anay hatramin'izay
✅ tsara fofona , manitra be
✅ tsy mitapoka
✅ tsara kalitao
Huile coco a chaud (ilay nandalo afo : manitra ohatran'ny bonbon coco) 6.500ar (250ml) 12.000ar (500ml) 23.000ar (1L)
Huile coco a froid (ilay tsy nandalo afo : transparent be rehetra mitsonika) 10.000ar (100ml bouteilles) 11.000ar (100ml bocal en verre) 22.000ar (250ml)
Manao livraison izahay, 0347864065
08/05/2024
😍 Fleur d'hibiscus : bissap 😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Telephone
Website
Address
Itaosy Cité
Antananarivo
101
