Pa-Luna Beauté

Pa-Luna Beauté

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pa-Luna Beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Andoharanofotsy, Antananarivo.

Pa-Lùna Beauty ��
Salon de beauté spécialisé en coiffure , esthétique,onglerie , épilation, manucure,pedicure, soins du visage,pack mariage,vente produit cosmétique
� Iavoloha Arrêt bus Hazomaty
� 0346368302 / 0387333634

29/04/2026

✨📖 “Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza, mba hanome anareo hoavy sy fanantenana.”— Jeremia 29:11 🙏

💖 Ry clients hajaina,

Na inona na inona sedra lalovanareo, tsarovy fa Andriamanitra tsy mahafoy. Misy fotoana sarotra, misy fotoana fitsapana, saingy ao anatin’izany rehetra izany dia mbola misy fitahiana sy lalana vaovao voatahiry ho anareo. 🌿✨

🤍 Minoa, mahareta ary mivavaha hatrany.Ny faharetana miaraka amin’ny finoana dia mitondra fahagagana. 🙏🌸

🌟 Mirary fitahiana, fahasalamana ary fahombiazana ho anareo rehetra izahay.Ny tsara indrindra mbola ho avy. 💫❤️

— ✨ Pa-Luna Beauté ✨📞 034 63 683 02

Photos from Pa-Luna Beauté's post 07/12/2025

🌸✨ FANOKAFANA OFISIALY – Pa-Luna Beauté ✨🌸

Faly izahay mampahafantatra anareo fa nisokatra amin’ny fomba ofisialy ny salon-nay Pa-Luna Beauty !
Manolotra serivisy matihanina sy maoderina izahay:

💄 Make-up
🌿 Épilation
💍 Pack Mariage
🔥 Lissage – Soin – Coloration
💅 Esthétique – Onglerie – Pédicure – Manicure
🛍️ Mivarotra produit Cosmetique

🎁 CADEAU MANOKANA – Ho an’ity volana Desambra ity ihany!
👉 Raha manao fandaniana 20 000 Ar+ ianao dia afaka misafidy cadeau:
• Boky 1 (misafidy izay tiana) na
• Épilation sourcils maimaim-poana

👉 Ohatra: Raha 14 000 Ar ny laninao nefa te hahazo boky ianao, dia manampy 6 000 Ar dia mahazo boky iray.
📌 Marihina fa 10 000 Ar ny vidin’ny boky raha ividy tsotra (tsy mandray anjara amin’ny tolotra).

🕗 Ora fisokafana: 6 andro / 7
8h – 17h
📌 Rendez-vous raha ivelan’ireo ora ireo.

📍 Iavoloha, arrêt bus Hazomaty
📞 034 63 683 02 / 038 73 336 34

06/12/2025
25/11/2025

Matokia azy fa ho Avy ny fahasoavana ngeza be.

23/11/2025

ankiny tsika @ Jehova ity erinandro vaovao ity dia matokia azy fa ho ataony tanteraka zay kasay tsika atao Amen

Photos from Pa-Luna Beauté's post 28/10/2025
Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Opening Hours

09:00 - 17:00