Kanto beaute formation Ambatomainty
formation professionnel agree par l etat
Ambatomainty
22/11/2025
Hafa iany kanto beauté formation , vao sambany n'y akizy mametaka extension cil tsara e
Visite TikTok pour découvrir des vidéos ! Regarde, suis et découvre encore plus de contenus tendance.
12/11/2025
Kanto beauté formation assuré
08/11/2025
Ndao ary eee
Iza no te hiasa
Ndao hianatra asa eee
08/11/2025
Ho avy ny fety
Ho betsaka ny asa
Manolotra fiofanana arakasa ho anao zahay eto aminy kanto beauté formation manomboka ny 17 novembre ka hatraminy 20 décembre 2025
ianarana daolo ny programma rehetra
Santionany asa vitany mpianatra
♥️♥️COIFFURE
DIAGNOSTIC
TRESSE AFRICAINE
COLORATION
METHODE CURLY
♥️♥️SOIN DE VISAGE
ÉPILATION
MAKEUP
MANICURE PÉDICURE
♥️♥️MALADIE DES ONGLES
POSE FAUX ONGLE,POSE AMERICAINE
NAIL ART REHETRA + 3D
GAINAGE
POLYGEL CHABLON DEMI CAPSULE
Tokana ny écolage 250 000 ariary Ary izy rehetra no ianarana
Frais pratique 3000 ariary
Mianatra isanandro miditra am 8 ssn mirava am 15 h
Manome certificat agree par l' état
Manome asa apres formation
Fahaizana azo antoka
Ndao ianatra fa fotonany fitadiavana Zao
Zahay miantoka produit fitaovana sy olona atao pratique
Toerana Ambatomainty
Contact 0343685054
Hita we miezaka bé ny akizy amle randrana na dia sambany aza zareo nanao randrana Zay Mbola tsy hainy hatramzay
04/11/2025
Mafinaritra mijery ireo randrana ataony mpianatra Ankafizo ee
03/11/2025
Mafinaritra mahita mpianatra mahay na dia débutant aza
Mamikely ery ♥️
02/11/2025
Mafinaritra ireto coiffeuse polyvalente reto ann
Tafita soa eee ♥️ ♥️
Bisou mamy bee
Faly za miaino anareo mitantara hoe afapo daolo ny olona ataonay volo ongle extension cil randrana any apesana misy anareo any après formation miasa avy hatrany
TSY very maina ny ftona napenarina anareo
♥️♥️
Kanto beauté hafa iany
Te ahafe coupe femme enao ? Tongava aty aminay Ary ee
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambatomainty
Antananarivo
101

23/11/2025