MahBo coiff
“Révélez votre beauté naturelle ✨💇♀️ MahBo Coiff, là où chaque style devient unique.”👌🏻✂️
31/05/2026
🌷 Mbola mirary Fetin'ny Reny sambatra ho an'ny reny rehetra izahay, na efa ho tapitra aza ity andro manokana ity. 💖
Enga anie ny fitiavana sy ny hafaliana noraisinareo androany haharitra isan'andro. ✨
💇♀️ MahBo Coiff Parce qu'une maman mérite toujours d'être belle.
20/05/2026
Efa akaiky ny fety tongava manao fahamanjana ato aminay fa fafaham-po foana no atolotray anareo 😍🥰
Rèlévez votre beauté naturelleMahBo coiff coiff😍là ou chaque style devient unique ❤️
Lieu Itaosy Bemasoandro ambadikin'ny Gendarme 😉
07/05/2026
Tongava mikarakara hoho tanana ato aminay 😍
Aminy vidiny mirary hatrany,☺️ anefa ianao tena afa-po an 😍
29/04/2026
📌RECRUTEMENT COIFFEUSE POLYVALENTE
Nous recherchons une coiffeuse expérimentée et motivée pour rejoindre notre équipe de professionnels de la beauté 🥰
📌MP si vous êtes intéressé ou appeler direct +261 34 47 401 45
📌 Lieu Bemasoandro Itaosy ambadikin’ny gendarme
27/04/2026
Mirary Herinandro mahafinaritra ho anareo mpanaraka ny pejy 🥰
25/04/2026
Eny oa izay tinareo ho atao ato aminay dia tanterahinay avokoa🥰
Sady manome ny torohevitra mifanaraka amin'izany izahay😍
Tongava ary fa tsy maintsy afa-po ianao vao mivoaka ato aminay ❤️
Itaosy Bemasoandro ambadika ny gendarme no misy ny
MahBo coiff
22/04/2026
✨ Kalitao no laharam-pahamehana!
Izahay dia mampiasa produits professionnels sy authentiques ho fikarakarana ny volonao sy vatanao 💇♀️
👉 Misy amidy ihany koa ireo produits ampiasainay
💯 Vokatra azo antoka
📍 Tongava mitsidika anay fa tsy ho diso fanantenana ianao 😉
21/04/2026
Arrivage ndray ary oh 🥰🥳🥳
Vernis cat eyes : 11 000ar
Pinceau Liner : 12 000ar
Lip 2 en 1: 7 000ar
Dotting : 6 000ar
Cache Téton: 7 000ar et 5 000ar
Aimant : 4 000ar
Faux ongle: 9 000ar
Patch faux ongle : 500ar
📌 Venez en mp ou contactez-nous direct : 034 98 536 13
📌 Récupération Bemasoandro Itaosy ambadikin’ny gendarme
📌Livraison à partir de 3 000ar
18/04/2026
Aiza daholo 😍
Liquidation à12h
A partir 3000ar
Pant jogging & Haut & T-shirt 😍
Aza miala alavitra
17/04/2026
🏍️🔥 PORTE-CLÉ MOTO STYLE SPORT 🔥🏍️
Tia moto ve ianao sa mitady accessoire stylé? Ity no mety aminao! 😎
✨ Design moto tena réaliste
✨ Solide sady maivana
✨ Mety amin’ny lakile, sac na déco
🎨 Couleurs dispo : Orange 🧡 | Violet 💜 | Gris 🤍
🎁 Idée cadeau tonga lafatra ho an’ny biker sy mpankafy moto!
💰 Prix mora
📩 Midira MP raha haka na mila info fanampiny
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
10bis
Antananarivo
