Bio manda Natoraly

Bio manda Natoraly

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bio manda Natoraly, Health/Beauty, 0347627192, Antananarivo.

22/12/2025

🔱💥 NATAO MANOKANA HO AN’NY LEHILAHY 💥🔱
🚨 +18 taona ihany ⛔

🌿 THÉ VERT PRO 🌿
💰 Vidiny : 30 000 Ar
📞 Tél : 034 76 271 92

💖 Efa maro ny lehilahy afa-po tamin’ity vokatra ity, ary misy porofo mazava
🔥 Produit vaovao sy tena mahomby
🍀 Akora natoraly 100%, azo antoka ary mora ampiasaina

✨ Ireo tombontsoa azonao :
😍 Manalava ny filahiana
😍 Manangeza ny filahiana
😍 Mitazona ny tsirinaina (sperme)
😍 Mampatanjaka ny filahiana malemy / manampy amin’ny impuissance
⚡ Mora atao, tsotra ary haingana ny vokany
🌿 Zavamaniry natoraly avokoa no nampiasaina

📩 Raha mahaliana anao, alefaso fotsiny ny message hoe :
👉 “Hividy produits THÉ VERT PRO”
Dia halefanay aminao amin’ny vidiny mirary.

💬 Hiezaka valiana avokoa ny message rehetra, misaotra tompoko 💗

📌 Fanamarihana :
➡️ Tsy misafidy taona ity vokatra ity, afaka mampiasa azy avokoa ny lehilahy rehetra.

🚚 Manao livraison izahay manerana.

13/12/2025

🍀 🍀

🔥 THÉ VERT PRO 🔥
💰 Vidiny : 30 000 Ar
👨‍🦱 Spécial ho an’ny lehilahy
📞 Tél : 034 76 271 92

💚 Tombontsoa lehibe azonao :
💕 Manalava sy manangeza ny filahiana ao anatin’ny 4 andro
💕 Mampaharitra ny firaisana, ela vao tonga ranonaina (hatramin’ny 1h30mn)
💕 Mampatanjaka sy manamafy ny filahiana — 4 andro dia efa hita ny vokany

➡️ Efa maro ireo lehilahy nahita fahombiazana tena tsara tamin’ity vokatra ity
➡️ Akora natoraly, azo antoka, ary mora ampiasaina

🍀😊👍✨ Andramo dieny izao — zaha aloha dia andefaso message na MP ✨

13/12/2025

💑 Ho an’ny mpifankatia 💑

🌿 THÉ VERT PRO 🌿
💰 Vidiny : 30 000 Ar
📞 Tél : 034 76 271 92

👨🏻 Manokana ho an’ny lehilahy – Momba ny fahasalamana ara-pananahana

✔️ Manampy manalava ny filahiana
✔️ Manampy manangeza ny filahiana
✔️ Manampy mitazona ny sperme tsy ho tonga aloha loatra
✔️ Manampy mampihenjana sy mampahery ny filahiana

👉 Raha mahaliana anao ity vokatra ity, mandefasa “MP” aty amiko dieny izao 📩

🚚 Livraison :
• TANA Ville
• Mandefa any faritany rehetra manerana an’i Madagascar

13/12/2025

Thé vert Pro

13/12/2025
02/12/2025

EAUX FLORAL
Prix : 35000Ar
🔥 IREO FOMBA FAMANTARANA FA MARARY REIN (VOA) IANAO!
(Zarao mba ho fantatry ny hafa – mety hamonjy aina!)

1️⃣ Malaikomana, tsy misy tsiro ao am-bava
2️⃣ Infection urinaire / p**i maizina & mifofona
3️⃣ Mivonto tongotra–tànana & misy crampe
4️⃣ Marary lamosina ambony/ambany sy valahana
5️⃣ Tarehy mivalomainty, feno tasy
6️⃣ Mihena tampoka, maloiloy lava
7️⃣ Fikorontanan’ny torimaso
8️⃣ Reraka tsy misy antony
9️⃣ Mora tratran’ny infection
🔟 Tsy miaina tsara / sempotra

⚠️ Raha tsy mitsabo dia mety hitarika: Diabète, Prostate, Impuissance, Trouble hormonal, Tension, sns…
Satria ny Rein no manadio ny rà sy manivana ireo loto rehetra ao anaty vatana!

---

💚 Vahaolana natiora sy haingana : BIO MANDA / Eau Floréal
➡️ Misoroka & mitsabo mialoha ny aretin’ny rein/voa
➡️ Fitsaboana an’ireo fambara rehetra voalaza etsy ambony

📞 Antsoy avy hatrany :
034 76 271 92
034 55 319 19

---

🌿 BIO MANDA – efa fantatra fa mahomby amin'ny:
• Calcul rénal
• Insuffisance rénale
• Prostate
• Impuissance & éjaculation précoce
• Goutte
• Trouble hormonal
• Règle irrégulier
• Infertilité
• Aretin-damosina
• Fanadiovana rà
• Fanamafisana hery fiarovana
• Fanajanonana ny tosidra

---

🔔 Aleo misoroka toy izay mitsabo!

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


0347627192
Antananarivo