Anniah.R Make Up
Anniah.R Make Up repond généralement immédiatement
01/10/2025
Manohana ny tanora malagasy liampivoharana Mazotoa😍
💐 RENTRÉ DU FORMATION CONTINUE 💐
👉 FORMATION MAKEUP Professionnelle mora dia mora
💓3jours de FORMATION, Vita izay dia afaka miasa avy hatrany ianao 😊
🎁On commence avec les bases
🎁THÉORIE & PRATIQUE & EXPLICATION
🎁Travail - examen - casting recrutement
🎁Certification
👉 Tout ça, seulement à 7000ar
🥰Début du cours 02 Octobre 2025
Lieux : Anosibe ivolaniray
Pour plus d’informations : venez en MP 😊
Hoan'ireo izay tsy ampy fitaovana dia afaka aty antoerana ihany koa no mividy 😊
👉 RÉSERVEZ VOTRE PLACE DÈS MAINTENANT
💐💖💐💖💐💖💐💖💐💖💐
Tsy ny mannequin irery ihany no natao hahafehy sy ahalala ny mikasika ny hatsaran-tarehy sy bika fa misi ihany koa ireo tena MANANA TALENTA natao hoasany izany,
KA nataonay ity fampiofanana ity mba hofanampiana ny tanora sy ny ankizi liana amin'izany nefa tsy manana budget betsaka nefa te hahay azy😉😊🎁
18/08/2025
Hello hello, ela ela tsy actif teto tsika fa mbola ato fona an,
Avant sy après mamikely 😍❤️❤️❤️❤️
Cliente satisfaite 😍
Mp hatrany ny réservation date na miantso avy hatrany ny 0320247737 izay maimaika
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
