Taly By Sambatra

Taly By Sambatra

Share

volo voakarakaraka ❤️ endrika mangarahara 🥰

Mandray anao am-pitiavana be 🥰❤️

Photos from Taly By Sambatra's post 29/12/2024

Salama e! 🥰✨

Te mba hanao metimety ve amin’ny fety nefa tsy manana hevitra mihitsy? Tongava mitaly ato amin’ny Taly By Sambatra fa horaisinay tsara ianao 🥰❤️
Mirary fety Sambatra ❤️🔥✨

Photos from Taly By Sambatra's post 14/05/2024

Tongava amin’izay ary mitaly e 🥰❤️ aza adino ny manisy j’aime ny page ☺️

Photos from Taly By Sambatra's post 16/10/2023

Andao indray hirandrana e ☺️💋

Afaka manao izay karazam-bolo tinao ianao ato aminay 🥰😘
Santionany fotsiny ihany ireo ❤️

Photos from Taly By Sambatra's post 17/06/2023

Misaotra nahatoky Mercia Ambinintsoa ❤️🥰😍
Taly By Sambatra hatrany ❤️🥰

Photos from Taly By Sambatra's post 15/03/2023

Tongasoa eto amin’ny Taly By Sambatra ❤️😘

Midira MP avy hatrany raha maniry ny hitaly ianao ❤️ mandray modèle 🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo